MILA GADRAINA RAVALOMANANA raha te hanavotra an'i M/car
21. naughtyboy
(
22/01/2009 07:22)
ny efa vita tany aloha ve rahery no oe tanisaina androany sa ny tokony ho atao androany no saintsainina ho any ampitso ,dia efa nivoaka so amantsara any ny didimpitsarana ny tribonaly ekonomika momba an'i deba izay tsy ho tafaverina eo intsony ,efa vita izany ny lalankitakisoa 6 taona fotsiny asa anterivozona noho ny aferany banky sentraly sy ny finansy talohany nitsoahanay .raha ampina izy io ny aferany Itpkl ratsimandrava,Sibon Guy,Iavoloha (genocide)dia manala sazy atrany ampasana ingama ???tribonaly sivily,miaramila,ary iraisampirenena miandry azy
mandefitra >misy dikany an'i le8 tokoa ny miala ao satria feno ny paosiny @ volambahoaka,ka mila mitsoaka sao iverina any ampigadrana indray toy ny taloha ,fa alohany ialany aloha io no mahamay anay ampandalovana fitsarana
ny afera malotony rehetra @ fanararaotampahefana ka ampiasaina ny fananambahoaka @ tombotsoambahoaka miampy ireo halabotry sy ny fitsoahana hetra amantapitrisany ary ireo vono olona t@ fanonganampanjakana nataony nagalarampahefan ,tribonaly aratoekarena sy sivily ary fitsarana ambony @ lalampanorenana izay nohitsakitshiny :arrow:
ho vita ihany le8 fa hiditra any @ nisy azy taloha ,izao ihany ny ahy
Raha vahoaka no nahatafakatra azy teo dia io ko no lalana ahatafiala azy ary mbola hio tsarain'izy ireo ny zv dratsy vitany rehetra teo

22. saranga
(
22/01/2009 07:56)
Mahagaga mihitsy fa tena mpamadika daholo ny Gasy. Tsaroako tsara i rabaradaka nilaza ny zavamisy dia nampangainareo hoe mpanohitra izao ianareo mianakavy mihitsy no hoe hanagadra an-dRavalo. Aza atao an'izay moa fa ampiasao tsara io atidoha io e
23. Mandefitra
(
22/01/2009 07:56)
Ka tsy olana ange raha vitanareo @ fomba demokratika ny fanalana azy = fifidianana. Fa raha hidina an-dalambe hanakorotana ny firenena sy ny toe-karena efa mangozohozo dia ho sarotra ny fanarenana.
Nefa raha ny fomba fiady n i tgv sy ny ekipa manodidina azy dia zay zao no mba takatry ny sainy ...
ARy rehefa mandrodana ihany, mba mitadiava olona matotra, manana programa matotra, sady manambola hanarina ny firenena fa tsy ny teo ihany no averimberina nefa tsy hita zay natsangany fa pire aza.
Zay ihany : zahay moa tsy te hanan-dratsy matoa miteny fa nareo no erany ka.
Fa raha hitsanga-tsy hahavita, aleo mirebika an-toerana hoy ny Ntaolo

24. rangorivao69
(
22/01/2009 08:08)
fa lisany manaratsy andra8 reo moa mihevitra fa raha lasa izy de hahita mangirana raha ireo efa goikantitra efa nalohan'ny politika efa ela ao ambadik'i Andry ireo no hitondra eto? maninona raha izay hampety ny fiainana no jerena fa tsy hi critique be fahatany fotsiny?
raha samy miezaka ny tsirairay fa tsy hanatena mana milatsaka avy any andanitra de tsy hiteniteny foana akory
mba mandiniha izay tenenina ihany hoa!

25. molota
(
22/01/2009 08:09)
Maika ery ny malagasy nanala ny Dinosor, amin'izao mody nivadika RONGEUR voalavo fotsy mpanimba zavatra izy dé FANINA DAHOLO ny VENDRANA rehetra :twisted: le souris ANGE efa misy PUCE! BAIKONA FOTSINY. EFA VORETRA LOTRA. ka lasa miteniteny fona SY MANDEFA NY KOZY NY DEBA AMNY VIVA aleo atao hoe MIVA hiihihihiii, MITADIAVA OLONA AFAKA MIFANINANA AMINY RAVALOMANANA AMNY 2012 FA RONGEUR MBOLA TSY AMPY TAONA :twisted: ENY E METY HO AMPY IHANY RAHA MIHINANA FROMAGE MASISO ISANANDRO KAH!!!! :twisted:
26. mpaoly
(
22/01/2009 08:13)
to mbo marina iany ty vavaka ty rah zany ko
VAVAKA'I PREZIDA
"Marina daholo zany Zafy!....tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka, tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"Araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainana izao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho? Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy, ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Hoahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
De nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo, de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk, zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @ hopitaly ianareo ....
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
mbo ampitaiko fotsiny fa nandalo taty amko io vavaka io é, :lol: :lol: :lol:

27. molota
(
22/01/2009 08:50)
MBA MANAOVA OA RAHA MAHAY FA AZA B RESAKA SY B SENTIMENT EO EEE. EFA TAMINY ANDRONY DINOSOR ZANY OUAHOUAH!! ZANY TSY MANKAIZA LOTRA ZANY RESAKA SY VAROTRA SAKA BELOHA ZANY EEEE,
ra tsy hoe alika ka hitsimpona ny latsaka koh hiiiihih :twisted:
rehefa leo farine sy menaka dia rongony sy toaka ndray sotroina :twisted:
ny sauvage tsy maintsy gadraina ndrao manaikitra ka mandratra :twisted:
ny vola hono no maharangahy :twisted:
Vahoaka bado sy dondrona tamin'ny androny DINOSOR SY NY TARINY nandritra ny 20 taona
ra hitondra Vahoaka tsy maintsy mila FIHAROVAN tena fa ny RONGEUR tsy kely lalàna fa mahay mandavaka etsy sy aroa
Voafidy ny malagasy t@ny 2002 RAVALOMANANA ka heninkaja sy voninahitra
:evil:
AZA VARINA MITANISA NY FANANANY OLONA FA NY TENANAO ALOHA JERENA. TSY ALEO MIFOKA RONONO DIA FALY TOY IZAY HIFOKA RONGONY DE ROMBOTRAAAAAA :twisted: HIHIHIIIIIHIHI DE AONA NDRAY NY MANARAKA AN!!!!!???? tandremo fotsiny tsy mivavaka eo :twisted:

28. ngoiha
(
22/01/2009 10:44)
marina mihintsy zany ry Molotra a ,mba miseo manaratsy an-Dra8 nefa tsy velona raha tsy mihinana ny vokatra avy any amin'ny TIKO
na reny le efa zatra voky tamin'ny fanaovana risoriso taloha dia tsy mahazaka ny fangaraharahana taty aoriana dia MIDELIRA.Mba alefaso kely 10cm fotsiny ny saina ry TGVendrana isany a,mandehana atsangano ndray aloha ilay mure 11
dia ho hita eo ndray rehefa misy herika kely 30mm hi hi hi
Dia lazao ndray rehefa avy eo hoe nisy nanozongozona ,anefa anie olona ao aminy ihany ireny fa mba te-hanaratsy fotsiny e
Diovy ny tanana,raofy ny fako,reny aza tsy vita,ny zavatra tsy fantatry ny TGV dia ny olona azony teny Ambojatovo anie ka hijery spectacle ny 80% e,hiala vola aza atao kou maika fa misy gratuit
Misy2 ny mitovy an-dreny fa mbo mahita daholo na ny 4mi aza

29. andrywui
(
22/01/2009 10:58)
kouna ny anaranareo aza mapme kou aiza ny teninareo tsy alefa2 fahatany !! ovaovaina eo io ps io farany ho goaka!!de faly ery ianao ry ngoiha sy ry molota sa iza manambanimbany ny 4mi an!! fa anga tsy mahazo mijery fampisehoana ny 4mi, fanga tsy malagasy manan zo izy, ary anga ra 4mi daoul no manatrikika ny fampisehoana sy kabary tao de tsy misy dikany zay ????? mba ataovy tsara kely ny vava ,fa hianareo de tena tahadray tokoa fa toy izany hevitrao sy fanambanianao olona sy fanaovana tsinotsinnn olona mahantra zany mihitsy no toetsaindravalo!!! na efa tsy mihinakaninnn aza ny 80% ny malagasy !zany oe 20tapitrisa de matesa eo ihany hoy izy
30. xxx
(
22/01/2009 11:08)
ngohia & molota ampidiro kely ao anaty karandoha zany ny fomba fisainanareo ony fa tena eo amin'ny handrina fotsiny fa tsy mba ny betro!
31. kidoropamba
(
22/01/2009 12:44)
Tsy mahafaty biby ahoana?
F'angaha misy biby vonoina eo fa tsy Ravalomanana ho gadraina? Izay ihany no mendrik'azy.
Ratsiraka izany rangahy rehefa tsy nanana bazy tao Iarivo dia nanetsika ny tany anindrana a. Izany no nanasarotra ny fanesorana an-dradidy. Fa raha izato ravalo izay nangetoran'Iarivo no nionganan'ny an'i Anindrana dia iza no hamonjy azy eo? Ny zamerikana? hin!hin!hin!hin!hin! Daewoo??? tsssss, tsy misy andraharaha azy eo.
Vita matavy ravalo ka aleo hafainganina ny depart é.

32. xxx
(
22/01/2009 14:18)
iza no hamonjy azy zamerika, Daewoo ???
mety misy antenainy hamonjy azy kosa angamba ka ! ry molota sy ry ngohia
mandroaka ny osilahy sy ny saka mainty eran'ny tanana manamasina ny odiny sisa no andrasany mafy ho any ! fa ny malagasy rehetra efa kibay ankelika daholo ,ka ra tsy mahay eo ko nareo mitsmy de miara fay miaraka aminy eo!! fa tsy maintsy miala io

33. vale
(
22/01/2009 16:23)
kidoropamba:Tena mbo lalina mihintsy ny tsy fitiavan'i Rakidoro an'i Ra8, anefa t@ andron'i raika lahy taloha iry izao mety tsy sahy ni-réagir ohatr'izao akory satria matahotra ny ho voasambobel! hi hi hi
Tsy mahafaty biby ahoana?
F'angaha misy biby vonoina eo fa tsy Ravalomanana ho gadraina? Izay ihany no mendrik'azy.
Ratsiraka izany rangahy rehefa tsy nanana bazy tao Iarivo dia nanetsika ny tany anindrana a. Izany no nanasarotra ny fanesorana an-dradidy. Fa raha izato ravalo izay nangetoran'Iarivo no nionganan'ny an'i Anindrana dia iza no hamonjy azy eo? Ny zamerikana? hin!hin!hin!hin!hin! Daewoo??? tsssss, tsy misy andraharaha azy eo.
Vita matavy ravalo ka aleo hafainganina ny depart é.
34. andrywui
(
22/01/2009 16:44)
tena diso be ianao !! f'anga le raikala taloha tonga de managadragadra sy misambotsmbotra fahatany tsy misy ninoninnn zany , na hoe vao maneho hevitra kely fotsiny am tele defa gadraina toy ny amzao !! ka matahotra ahoana ?? raha misy fitondrana nifandimby tena mpisambotra halefa any antanimora sy tsiafahy sy natahorana fatratra handripaka ny malagasy ho any amponja de ra8 fa aza ovaina ny tantara
35. nyavo2000
(
22/01/2009 17:07)
ka taloha bizna daholo ny mandeha, samy misosy tsy misy lalàna k'iza no hogadraina eo, amin'izao manimanina fomba taloha dia manao loham-boto fotsiny daholo.....aleo gadrainy any mba hisaina.
Fa ny aretinareo romotra @ R8 efa nahazo anay fahiny t@ mpitondra hafa, 'f'izao fotsiny, tsy azon'izany intsony ny tenanay satria, ny mpanao politika tsy mijery afa-tsy ny azy ihany, izay mahasoa anao atao
raha mpianatra ianao: mianara tsara ho tonga amin'ny ambony indrindra
raha miasa : miasa mafy mba hahazo promotion na hitombo ny harena sns...
fahadisoana be vava ny hiandry ny mpanao politika hampanana ny tsirairay...
vao maika aza ny aina no reraka raha ny mpanao politika no arahina.
Adinony eo ianao zay vao mangaina, Andry RAJOELINA aza ny TGV nakipaka nosoloana dinaozaoro be tsy mifaditrovana hadinony k'ianao io ve no miezaka misoselelaka mamono tena aminy....ataoko ny fanamby raha mahazo na ariary ianao...na lasa mpanakarena satria hoe tanteraka ny democratie sauvage tian-kajoro....rehefa mieteniteny n'importe quoi eny Ambohijatovo na ami'nny viva de Democratie zay...
36. vale
(
22/01/2009 18:02)
andrywui:
tena diso be ianao !! f'anga le raikala taloha tonga de managadragadra sy misambotsmbotra fahatany tsy misy ninoninnn zany , na hoe vao maneho hevitra kely fotsiny am tele defa gadraina toy ny amzao !! ka matahotra ahoana ?? raha misy fitondrana nifandimby tena mpisambotra halefa any antanimora sy tsiafahy sy natahorana fatratra handripaka ny malagasy ho any amponja de ra8 fa aza ovaina ny tantara
:{ :{ :{ Enao mintsy no tena disobe!!! fa taiza enao t@ ora nidona ireny oul very tsy hita etsy sy eroa taloha ireny, efa adino koa ny tsy fisian'ny sécurité fa nanao ze daniny kibony, ny malaso ets, sa manao ririn-dasa tsy tsaroana??? 20ans izy no teo niakatra ve ny fari-piainanao sa nidina tamreny???? izao anefa mitatatata ohatry ny oul voan'ny in dol vao mba misy zvt kely tsy mety, rehefa sendra ny mokondoha tsy nahafa-piry ankory qouique Arema taloha nareo ireo, tsy normal mantsy le fanoherana fa tena lali-paka be lotra le fizy ary lasa fankahalàna mihintsy! Arema taloha mihintsy angamba raha tsy izany ve tsy misy resaka afa-tsy ny gadrao eee, sambory eee, le ra8 toy izao eee.. :evil: :evil: :evil:
37. vale
(
22/01/2009 18:10)
raha misy fitondrana nifandimby tena mpisambotra halefa any antanimora sy tsiafahy sy natahorana fatratra handripaka ny malagasy ho any amponja de ra8izany aza izy oe samborina dia gadraina @ ara-dalàna mihintsy anie izany eee tsy misy ankinafina fa ny talou angaha mba nisy gadraina izany raha manao tsy mety fa tondé very ts'hita popoka mabakin'ny fatiny mihintsy angamba, matahotra lalàna izany nareo???? ny oul tsy te ho fehezina no be mokondoha fa ny oul HENDRY tsy mi-réagir ohatr'izany, manao tsy mety ve tsy hampiariny aminy ny lalàna?????? ny tinao izany le natao sambobel tonga de manjavona reny??? :^) ny tsi11 dia fehezin'ny lalàna ary tena marina mihintsy ny tenin'izay oul iray izay oe ny oul TSY TE HOFEHEZINA fa ZATRA ny GABORARAKA taloha ihany ireo MANOHATRA an'ny Filoha Ravalomanana IREO!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
38. vale
(
22/01/2009 18:26)
ary tsy hitako ity>>>>>>>>>
izany anie wa eee! sady aiza koa ny hisy fanjakana tsy hisy lalàn aizany raha tsy t@ andron'ny deba!
izany tokoa aza moa oe DEBA! :lol:
taloha bizna daholo ny mandeha, samy misosy tsy misy lalàna k'iza no hogadraina eo, amin'izao manimanina fomba taloha dia manao loham-boto fotsiny daholo.....aleo gadrainy any mba hisaina.
izany anie wa eee! sady aiza koa ny hisy fanjakana tsy hisy lalàn aizany raha tsy t@ andron'ny deba!
izany tokoa aza moa oe DEBA! :lol:
39. vale
(
22/01/2009 18:32)
Fa ny aretinareo romotra @ R8 efa nahazo anay fahiny t@ mpitondra hafa, 'f'izao fotsiny, tsy azon'izany intsony ny tenanay satria, ny mpanao politika tsy mijery afa-tsy ny azy ihany, izay mahasoa anao atao^:^ ^:^ ^:^ ^:^
raha mpianatra ianao: mianara tsara ho tonga amin'ny ambony indrindra
raha miasa : miasa mafy mba hahazo promotion na hitombo ny harena sns...
fahadisoana be vava ny hiandry ny mpanao politika hampanana ny tsirairay...
vao maika aza ny aina no reraka raha ny mpanao politika no arahina.
40. naughtyboy
(
22/01/2009 18:35)
ny hevitra no tsy mitanila no ho tohanako eto ry zareo ka tsy ialako tsiny satria zvmisy no resahina,rariny ve ny nanagadrana an'i Pety sy Voninahitsy J.E
iza mo zany sambobel nanjavona t@ androny deba izany???samy nampijaly ny malagasy izy 2 lahy reto fa ity le8 ity dia mampiasa didy jadona betsaka ireo olona eto tsy te hiteny ny manjo azy any @ misy azy noho ny tahotra sy fampihorohorona entiny fitondrany ra mbola misy milaza eto fa tsy izay no miseho na mpiray lovia aminy na voatapimaso,raha fifehezana no itondrana resakadia tsi tsy gadra akory na miaramila ny vahoaka ka ho fehezina fifampitondrana no marimarina kokoa,ny oul mahay mifehy dia olona natao hahay hifehy ny tenany aloha ho modely nefa dia i le8 no lehibeny mafia sy tsy tandalana voalohany @ halatra sy fanagadrana olona ary fanamparampahefana tsy azo afenina ny tany amandanitra intsony izany
tompokolahy sy tompokovavy isany fa miharihary toy ny kary an'efitra ,farany ny asa vita no itsarana ny olona inona no soa nentiny ho any mpiray tanindrazana ireo eo ambony no sombiny miampy fivarotana tanindrazana io RIO tinto io no voalohany @ izany mbola omeko ary ambadika ny marina @ izy io fa mahareta,inona no fitsarana mendrika izany GADRA misaotra betsaka namaky fa tafita ny hafatro :°)