Mihodina
1. xxx
(
06/12/2008 02:35)
Fa manininna hoa ny 80% lhl no tsy maintsy mihodina foana eeee,za tsy hilaza oe 100% ny lhl ..fa maninna??? tsy mety aminy angaha ny mipetraka @ vadiny tokana izay efa nofidiny ary laniny fo sy ny sainy fa oe iny ny vadiny...fa maninna tsy ampy azy v ny vadiny ??? aiza ny défaut avy @ vavy sa ny nature ny lhl..ra atao hoe avy @ vhv ny défaut, inna ary no tokony hataon'ny vhv mba hijanonany lhl aharitra aminy???
novalian'i kotobekibo ny 17/12/2008 18:59
2. ainaheri
(
06/12/2008 07:11)
D ouzy ndray za oe;iza no tena mpiodina eo @ tokantrano ny vavy sa ny lahy???
3. ni81
(
06/12/2008 07:38)
Tena sarotsarotra ihany ilay fanontaniana napetrak'i xxx eto an! Dia nanampy izany koa i ainaheri hoe
D ouzy ndray za oe;iza no tena mpiodina eo @ tokantrano ny vavy sa ny lahy???:lol:
4. heidi
(
06/12/2008 08:14)
ka lay manao sakodim-panina koa anie toa mafinaritra e! :°)
tsy misy hoe lahy mihodina na vavy mihodina fa refa miodina de miodina daholo izany....
-mety misy antony ao, na am lafiny inona na inona....
tsy misy hoe lahy mihodina na vavy mihodina fa refa miodina de miodina daholo izany....
-mety misy antony ao, na am lafiny inona na inona....
5. Samoana
(
06/12/2008 08:46)
xxx:
Fa manininna hoa ny 80% lhl no tsy maintsy mihodina foana eeee
sondage natao teny amin'ny lapan'ny tovolahy io sa teny Antaninarenina?
6. xxx
(
06/12/2008 16:55)
Samoana:
xxx:
Fa manininna hoa ny 80% lhl no tsy maintsy mihodina foana eeee
sondage natao teny amin'ny lapan'ny tovolahy io sa teny Antaninarenina?
Tsy sondage io kan...fa io ny cas gle manerantany hitako sy remarkeko d apetrako eto.......ary hekena ihany koa fa misy ihany koa ny vavy manambady mihodina fa azo lazaina hoe vitsivitsy nohon'ny lhl, satria ny vavy tokampo, ny azy refa iny no nekeny ho vady ofisialy d iny mandrakizay mandra-maty...(voir le hiran'ny voahangy hoe "Ny vadiko" ), fa matoa izy vhv miodina @ vadiny d mazava fa misy zavatra tsy ampy ao, de hoe tsy ampy affection @ vadiny izy na mamono vady ny lahy d lasa izy mitady fitia any ivelan'ny tokantrano......ary matetika anefa ny manao 1er pas de ny lhl, fa ny vhv mandefitra foana...fa efa trop ny hataon'ny lahy zay ny vhv vao lasa miodina ...fa na ampy fitiavana @ vadin yaza ny lhl na efa feno izao ny homena azy, d mbola miodina foana izy....ka izay ny anton'ny fanontnaiana hoe: " nahoana ny lahy nanaiky hivady aminy...ary matoa iny nekeny d tiany ary lanin'ny sainy sy ny fony..nahoana izy no miodina...ary ra supposé hoe avy aty @ vavy ary ny défaut, inona hoy ianareo no tokony hataon'ny vavy mba haharitra aminy ny tokantranony...zany hoe hijanona aminy tsy hiodina ny lhl..." mbola mitohy ny dinidinika ...ary misaotra ny mpandray anjara rehetra...
7. heidi
(
06/12/2008 17:19)
fa na ampy fitiavana @ vadin yaza ny lhl na efa feno izao ny homena azy, d mbola miodina foana izy....ka izay ny anton'ny fanontnaiana hoe: " nahoana ny lahy nanaiky hivady aminy...ary matoa iny nekeny d tiany ary lanin'ny sainy sy ny fony..nahoana izy no miodina
Ka misy foana ny mila tombony kely....matetika koa izy ireny ny fananany olona any ivelany mampi ekilibré ny tonkatranony, miisy cas fantako izay mantsy, hoy izy hoe j'aime les 2 annick satria samy annick ny anaran'i vadiny sy lay maitresse-ny samy tsy foiny, ny vadiny mahalala ny fisian'ilay annick moa ilay annick mahalala ny fisian'ilay annick iray....izany hoe mila mitsy ilay lehilahy ny presence n'izy roa, izy roa anefa tsy miady....fa ilay tsy tompom-bady foana ndraindray no mialona ila tompom-bady :-P mamporisika azy hisaraka am vadiny :-P
8. xxx
(
06/12/2008 17:27)
Ny vhv mihintsy no tsy mahafa-po ny lhl en gle. tsy mahay manome fahaha-po ny lhl sady hita fa fitava-tena sy fitiavambola no betsaka ao an-tsain'ny vhv. tokampo rehefa misy vola ny lhl fa makorelina raha sendra ny fotona sarotra.
Io ra xxx tsy misy fanafodiny fa toetra tsy mety hovana intsony ka samia mataty ny anjarany.
Io ra xxx tsy misy fanafodiny fa toetra tsy mety hovana intsony ka samia mataty ny anjarany.
9. heidi
(
06/12/2008 17:31)
tsy mahay manome fahaha-po ny lhl sady hita fa fitava-tena sy fitiavambola no betsaka ao an-tsain'ny vhv
tsy ny vehivavy rehetra kosa e!
10. xxx
(
06/12/2008 17:38)
tsy ny lhl rehetra koa no mihodina e!
Ilay lohateny mihintsy ra xxx no motraka beeeee!!!! tsy mahay mamorona hevitra. =)) =)) =)) =)) =))
Ilay lohateny mihintsy ra xxx no motraka beeeee!!!! tsy mahay mamorona hevitra. =)) =)) =)) =)) =))
11. heidi
(
06/12/2008 18:22)
fa i xxx farany kou ve nanao dingan-dava be amity espace vide be ity e! :?: :°)
12. xxx
(
06/12/2008 18:35)
[quote=xxx]
tsy ny lhl rehetra koa no mihodina e!
Ilay lohateny mihintsy ra xxx no motraka beeeee!!!! tsy mahay mamorona hevitra. =)) =)) =)) =)) =)) [quote]
Mba sérieux oa fa aza b fialonana.....ary samy olondehibe misaina avy fa tsy zazakely ny eto...ka refa tsy mahantanty ilay hevitra d miala mangina...fa aza migafy oa...na b wawa @ zay hevitra apetrak'ol no kirtikena hoe ee, motraka eeee wawa eeee....fa malalaka ny eto ary samy mametraka evitra @ izay tiany....fa refa tsy hamaly sy tsy maahntanty fotsin yd mangina...ny tanjona @ forum toy izao naie d ny mba hanasoavana ny fiaraha-monina...tsy izany???

13. xxx
(
06/12/2008 18:42)
xxx:
Ny vhv mihintsy no tsy mahafa-po ny lhl en gle. tsy mahay manome fahaha-po ny lhl sady hita fa fitava-tena sy fitiavambola no betsaka ao an-tsain'ny vhv. tokampo rehefa misy vola ny lhl fa makorelina raha sendra ny fotona sarotra.
Io ra xxx tsy misy fanafodiny fa toetra tsy mety hovana intsony ka samia mataty ny anjarany.
Ié, misy fahamarinany ihany fa tsy ny vhv retra kosa eee, atao hoe 50% vhv ngamba no toy io lazainao io @ izao fotoana izao satria andron'ny materialiste izao....nefa ny vavy kao anie @ zao fotoana ankehitrny izao efa midebre ary independante koa @ izao,,tsy miraharah izay volandehilahy iznay izy fa afakam idebre seul ary mahavita ny tenany....fa en gle ny lhl no tena mihodina 80% min fa @ ankopobeny de efa mahatratra atrmin'ny 99, 5% ny lhl d mihodina avokoa ankehitriny...ka izay no ilaizana hoe ngambany efa tsy mety @ lhl mitsiny ra tsy mihodina...efa natioraly ao anatin yao mihintsiny angambany....angamba...
14. ni81
(
06/12/2008 18:45)
Ié, misy fahamarinany ihany fa tsy ny vhv retra kosa eee, atao hoe 50% vhv ngamba no toy io lazainao io @ izao fotoana izao satria andron'ny materialiste izao....nefa ny vavy kao anie @ zao fotoana ankehitrny izao efa midebre ary independante koa @ izao,,tsy miraharah izay volandehilahy iznay izy fa afakam idebre seul ary mahavita ny tenany....fa en gle ny lhl no tena mihodina 80% min fa @ ankopobeny de efa mahatratra atrmin'ny 99, 5% ny lhl d mihodina avokoa ankehitriny...ka izay no ilaizana hoe ngambany efa tsy mety @ lhl mitsiny ra tsy mihodina...efa natioraly ao anatin yao mihintsiny angambany....angamba...:lol:
15. vale
(
06/12/2008 19:01)
tokampo rehefa misy vola ny lhl fa makorelina raha sendra ny fotona sarotra.:{ :{ :{ njekaky ooooooooooooooo! izany ve tsy efa lany daty tam taloha eee, amzao ny vehivavy manana fidiram-bola daholo(saika)! dia ny hanambadiana kosa ve dia oe resa-bola! maty aho!! :{ :{ :-D :-D :-D :-D :-D
16. ni81
(
06/12/2008 19:45)
njekaky ooooooooooooooo! izany ve tsy efa lany daty tam taloha eee, amzao ny vehivavy manana fidiram-bola daholo(saika)! dia ny hanambadiana kosa ve dia oe resa-bola! maty aho!torakovitra mihitsy vale marina a!
17. vale
(
07/12/2008 00:26)
ni: :-D :-D :-D :-D :-D :-D ....aiza koa dia hoe makorelina rehefa tsy misy vola!! hihihi !
18. xxx
(
07/12/2008 03:23)
Any aminareo andafy anay angamba akia no mavita midebra ny vevavy fa aty aminay aty dia tsy mavita ninoninona. na gabone iray angerenay aza mbola tsy nisy hoe vita feminin ka dia aleonay miankina amin ny lelahy ihany aloha.
19. vale
(
07/12/2008 03:31)
xxx: a,a,a mitovy daholo na ny aty ivelany na ny vehivavy any madagasikara, ny aty aza anie matetika no miankina bebe kokoa amin'ny lahy satria aty an-tanin'olona, ary matetika manaraka ny lahy ny antony hipetrahany aty, vao olana iray voalaza atsy amin'ny resaka Fitiavana atsy ilay namana vonoan'ny vadiny fa tsy manan-kaleha eto paris hono, dia miharitra. Fa am izao fotoana izao koa efa betsaka ny vhv miasa ah!!! na tsy aty ivelany aza, tsikaritro ao m,kara koa io!!! :^)
20. xxx
(
07/12/2008 03:42)
betsaka akia fa tsy hitovy ny vitan ny lelahy mintsy a. mitana brao sy asa miangitraingitra no vitatsika fa ra vao mila zavatra mafimafy de sarotra.
za kalo tsy manome tsiny ny bandy raha hiodina e! za ko miodina iany refa tsy itany.fale tratrany fotsiny tsy tiko.
za kalo tsy manome tsiny ny bandy raha hiodina e! za ko miodina iany refa tsy itany.fale tratrany fotsiny tsy tiko.