Mihodina
21. xxx
(
07/12/2008 04:14)
xxx:
tsy ny lhl rehetra koa no mihodina e!
Ilay lohateny mihintsy ra xxx no motraka beeeee!!!! tsy mahay mamorona hevitra. =)) =)) =)) =)) =))
Ka tsy azonao ve izany hoe 80% lahy miodina izany eee, tsy mahay teny gasy angaha ianao sa tsy mahay manisa...azavaiko anao ilay izy: mazava iznay fa ra 100% ny isan'ny lhl, de misy 20% @ ny lhl izany no tsy miodina fa ny ambiny 80% lhl d mihodina avokoa...zany hoe misy tsy miodian znay 20% lhl max, ny norma 99,5% ny lhl miodina aby fa juste 1% fotsiny no mba tsy miodina....de zay n yantony fanontaniana..mazava??? ary aza b tsikera fahatany fa ra tsy mahatanty mangina!
22. xxx
(
07/12/2008 04:25)
xxx:
Any aminareo andafy anay angamba akia no mavita midebra ny vevavy fa aty aminay aty dia tsy mavita ninoninona. na gabone iray angerenay aza mbola tsy nisy hoe vita feminin ka dia aleonay miankina amin ny lelahy ihany aloha.
De miankinà aminy ao ianao fa d hofaty harary fo ao ianao hiaritra ny fampirafesany sy ny famonoany...d mbola mijanona ao ihany...
fa d lazaiko anao fa ilaina ny midebre sy independante ny vhv sinon kitsahin'ny lhl @ lohany ao...tena marina eeee, ilaina ny indepandance ny vhv ary ilaina miasa sy mahavita azy ny vavy... ny asan'ny vavy tsy hoe asa miangitra sy bureau izany fotsiny fa mandeha daholo partout...retraretra io...na mi-soulever poid lourd io na mi-sôfera poid lourd io na chariot élévateur io na inna io na inna (vitesse, qualité, production) vitambehivavy daholo izany, koa n yasa vitandehilahy vitambavy ihany koa sao ianao mihevitra....ka sao ianao mihevitra fa tsy mahavita inna ny vavy non...tena mahavita lavitra nohon'ny lahy mitsiny...ary mahavita azy.....fa refa mahavita azy ianao miova ny lhl manaja anao sy mba matahotra anao...
ary marina ny telin'ny vale etsy ambony...
23. xxx
(
07/12/2008 05:02)
ka refa tsy iakina ko enao de aza miakina fa tsy aferanao ny fiakinako am lelah. vevavy misofera poid lourd ony. refa vaky pne ve de miantso lelah dinnn nofa be. samy manana ny plasiny io fa aza tolana amin ny alika. nenay ny sahazanay iany no ataonay
de akombony ny vava fa masiso mivoka aty am ciber cafe mintsy
de akombony ny vava fa masiso mivoka aty am ciber cafe mintsy
24. ni81
(
07/12/2008 07:59)
de akombony ny vava fa masiso mivoka aty am ciber cafe mintsy:-D :-D :-D
25. heidi
(
07/12/2008 08:38)
18. Mpandefa : vale [ Valio ] 07-12-2008 04:31:42
Lohateny : Re : Mihodina
xxx: a,a,a mitovy daholo na ny aty ivelany na ny vehivavy any madagasikara, ny aty aza anie matetika no miankina bebe kokoa amin'ny lahy satria aty an-tanin'olona, ary matetika manaraka ny lahy ny antony hipetrahany aty, vao olana iray voalaza atsy amin'ny resaka Fitiavana atsy ilay namana vonoan'ny vadiny fa tsy manan-kaleha eto paris hono, dia miharitra. Fa am izao fotoana izao koa efa betsaka ny vhv miasa ah!!! na tsy aty ivelany aza, tsikaritro ao m,kara koa io!!!
chui pas d'acc kosa vale ah! :°)
ny vehivavy aty ivelany betsaka ny mahaleo tena daholo raha hipetra-drery satria mbola mifanaraka plus ou moins am vidim-piainana ny vola raisiny, eny na miasa izy na mandray vola-panjakana, ohatra fanampiana avy am fanjakàna, na sômazy
any dago refa tena tsy misy dia tsy misy, ary ny pourcentage ny vevavy any dago tsy an'asa donky try mitovy :°)
ny halafosan'ny fiainana etsy andaniny....IZAY Ilay hoe ny fantràna no mahatonga ny sipa hi plonge ao anatin'ilay fivarota-tena
Fa raha aty ivelany kosa no mivaro)tena dia hitako tsy normale satria olona efa ho kamo velona manantena ny vola miditra facile amin'ny fotoana fohy fotsiny, anefa ny hafa ankoatra an'io anie betsaka ny azo atao e!
Donky, raha sipa aty ivelany no manao makorelina dia efa izy mitsy no te hanao io asa io, hafa tsy ny vehivavy vahiny tsy manana paps tsy afaka miasa ka voatery hanao io asa io hahazoana vola , ohatra ny sipa maizina sy ny tantsinana no tena mpanao io aty ivelany :-P
26. heidi
(
07/12/2008 08:42)
19. Mpandefa : xxx [ Valio ] 07-12-2008 04:42:53
Lohateny : Re : Mihodina
betsaka akia fa tsy hitovy ny vitan ny lelahy mintsy a. mitana brao sy asa miangitraingitra no vitatsika fa ra vao mila zavatra mafimafy de sarotra.
za kalo tsy manome tsiny ny bandy raha hiodina e! za ko miodina iany refa tsy itany.fale tratrany fotsiny tsy tiko.
non non non! efa betsaka zao ny vehivavy manao formation sy miasa ny asa dur ataon'ny lehilahy ka! efa maro ny vehivavy mpanorina trano, manao asa mandoko, miasa am usine, sns.....TSY VOTERY asa birao na asa am salon estetik ihany no ataon'ny vevavy na miasa am fivarotana fa efa me betraka mitsy ny vehivavy no mirona am asandehilahy ary compétantes tsara mitovy na mihoatra ny lehilahy fa aoka itsy :°)
27. heidi
(
07/12/2008 08:46)
ny asan'ny vavy tsy hoe asa miangitra sy bureau izany fotsiny fa mandeha daholo partout...retraretra io...na mi-soulever poid lourd io na mi-sôfera poid lourd io na chariot élévateur io na inna io na inna (vitesse, qualité, production) vitambehivavy daholo izany, koa n yasa vitandehilahy vitambavy ihany koa sao ianao mihevitra....ka sao ianao mihevitra fa tsy mahavita inna ny vavy non...tena mahavita lavitra nohon'ny lahy mitsiny...ary mahavita azy.....
marina mitsy io ka mangony fotsiny izany, tsy miraviravy tanana intsony ny vehivavy amzao fotoana izao fa efa me sarotra ny fiainana, ao ny femme flik, na femme militaire, dur dool izany...
28. heidi
(
07/12/2008 08:49)
22. Mpandefa : xxx [ Valio ] 07-12-2008 06:02:28
Lohateny : Re : Mihodina
ka refa tsy iakina ko enao de aza miakina fa tsy aferanao ny fiakinako am lelah. vevavy misofera poid lourd ony. refa vaky pne ve de miantso lelah dinnn nofa be. samy manana ny plasiny io fa aza tolana amin ny alika. nenay ny sahazanay iany no ataonay
FA angaha sarotra kosa ny manolo pné???? :°) BETRAKA NY vevavy mitondra poids lourd ka! fa saingy lourde dool lay vevavy mitondra azy ireny :^) bokona beuhhhh! anefa misy efa any am 50taona mbola mitondra ireny ihany kou fa aoka itsy
29. xxx
(
07/12/2008 21:23)
xxx:
Fa manininna hoa ny 80% lhl no tsy maintsy mihodina foana eeee,za tsy hilaza oe 100% ny lhl ..fa maninna??? tsy mety aminy angaha ny mipetraka @ vadiny tokana izay efa nofidiny ary laniny fo sy ny sainy fa oe iny ny vadiny...fa maninna tsy ampy azy v ny vadiny ??? aiza ny défaut avy @ vavy sa ny nature ny lhl..ra atao hoe avy @ vhv ny défaut, inna ary no tokony hataon'ny vhv mba hijanonany lhl aharitra aminy???
ka nareo vhv tsinona manana toetra kizintibel iny kan...sarotra iaraha-monina, mahay vava, kizitimbelona k'aiza anay lhl no tsy hiodina an???
30. vale
(
07/12/2008 22:09)
:-D :-D :-D ilay any ivelan'ny trano izany vehivavy tsy kizitina??? :-D :-D :^)
31. xxx
(
07/12/2008 23:28)
vale:
:-D :-D :-D ilay any ivelan\'ny trano izany vehivavy tsy kizitina??? :-D :-D :^)
hoy ny fanazavana pasitera izay. Ny lehilahy dia voasarika amin\'izay hitan\'ny masony sy izay ivelany. Ny vehivavy voasarika amin\'izay ren\'ny sofiny sy izay anatiny. Dia matetika ny vhv mihevitra fa ny fimenomenonany sy ny fidradradradrany eo no mandamindresaka. Vao maika nefa mankaleo ilay lhl io. Ary ialany amin\'izay dia lasa any amin\'ilay any ivelany izy.
Mety ihany koa tsy mihetsiketsika ilay vhv dia mora voasarik\'izay zavatra hitan\'ny masony mahafinarinaritra azy ny lhl.
Ahoana kosa ary ny vhv mihodina (tsy resahiko izay vhv mivaro-tena mihitsy no antony; misy koa ny lhl mivaro-tena!!!)? matetika hoe dia mihodina amin\'ny olona ahitany...fahafinaretana ny vhv : ny lhl gasy mantsy hono hoe dia tsy mahalala afa-tsy ny tenany sexuellement, à 80%
:) ! Raha mamono sy ohatr\'izany moa ilay lhl dia mazava ho azy fa mihodina any amin\'izay ahitany tendresse izy ! tsy manamarina ilay fihodinana akory izany fa izay no zava-misy !
34. xxx
(
08/12/2008 21:12)
xxx ita fa resaka mitsikafona be. tsy misy lohany sy vodiny .pasitera a we sexuellement 80% a we oye oye....refa tsy tia lelah ry ty lazao mazava a tsofotsofy akondro fa aza eo no mamorona lainga be eo.
35. xxx
(
08/12/2008 22:53)
xxx:
xxx ita fa resaka mitsikafona be. tsy misy lohany sy vodiny .pasitera a we sexuellement 80% a we oye oye....refa tsy tia lelah ry ty lazao mazava a tsofotsofy akondro fa aza eo no mamorona lainga be eo.
Toa tena marary fo sy mihakatrafo mahintsy izato ianao...tena tsy tantinao mitsy le dinika an..tena mahavoa anao mafy mitsiny angamba ilay izy, satria ianao no mpanao ilay izy ...d migafy fotsiny sy manao digandava be eeeee fotsiny izato izy sisa, , refa tsy mahatanty miala hoa...
36. xxx
(
08/12/2008 23:00)
xxx:
xxx ita fa resaka mitsikafona be. tsy misy lohany sy vodiny .pasitera a we sexuellement 80% a we oye oye....refa tsy tia lelah ry ty lazao mazava a tsofotsofy akondro fa aza eo no mamorona lainga be eo.
xxx:
Toa tena marary fo sy mihakatrafo mahintsy izato ianao...tena tsy tantinao mitsy le dinika an..tena mahavoa anao mafy mitsiny angamba ilay izy, satria ianao no mpanao ilay izy ...d migafy fotsiny sy manao digandava be eeeee fotsiny izato izy sisa, , refa tsy mahatanty miala hoa...
Kita koa..marina mitsiny kanjony ry xxx an...mahavoa azy mafy le izy d eo izy migafy sisa :-D :-P :p :-@
37. xxx
(
08/12/2008 23:04)
Ny marina efa tena caractère ny lhl mitsiny ilay izy d tsy afaka intsony...tsy azony ny ainy ra tsy miodina fa de anjaranareo vhv sisa no mandrindra izay fiainanareo miaraka aminy, tsy maintsy mana-tsipa any ambadika any foana izy...ny mody sy mitondra vola antrano ihany hono no zavdehibe aminy hoy ny ianareo vhv sasany fa izay hadalany any angaha hono ho hita intsony :-D :-D :-D
38. xxx
(
08/12/2008 23:08)
xxx:
hoy ny fanazavana pasitera izay. Ny lehilahy dia voasarika amin'izay hitan'ny masony sy izay ivelany. Ny vehivavy voasarika amin'izay ren'ny sofiny sy izay anatiny. Dia matetika ny vhv mihevitra fa ny fimenomenonany sy ny fidradradradrany eo no mandamindresaka. Vao maika nefa mankaleo ilay lhl io. Ary ialany amin'izay dia lasa any amin'ilay any ivelany izy.
Mety ihany koa tsy mihetsiketsika ilay vhv dia mora voasarik'izay zavatra hitan'ny masony mahafinarinaritra azy ny lhl.
Marina mitsiny io...miombokevitra:*
39. xxx
(
08/12/2008 23:30)
xxx:
Fa manininna hoa ny 80% lhl no tsy maintsy mihodina foana eeee,za tsy hilaza oe 100% ny lhl ..fa maninna??? tsy mety aminy angaha ny mipetraka @ vadiny tokana izay efa nofidiny ary laniny fo sy ny sainy fa oe iny ny vadiny...fa maninna tsy ampy azy v ny vadiny ??? aiza ny défaut avy @ vavy sa ny nature ny lhl..ra atao hoe avy @ vhv ny défaut, inna ary no tokony hataon'ny vhv mba hijanonany lhl aharitra aminy???
Fitiavantena b loatra an'ny lhl no antony... io tia kely io ihany....
40. xxx
(
08/12/2008 23:52)
:-@ :-@ :-@ :-@ io fa mitapy i xxx miresaka irery =)) =)) =))
manina ko tsy atao we 500% de amzay falibe enao :-@ :-@ :-@
manina ko tsy atao we 500% de amzay falibe enao :-@ :-@ :-@