Mihodina

41. xxx ( 09/12/2008 00:00)
manaova pd na lesbien de tsy misy miodina tsony
42. rakapy ( 09/12/2008 00:53)
Io indray ilay xxx tsy mahay afatsy ny manatsafa fotsiny. Efa hatrary ambadika amin'ny dinika nataoko tary no manao fomban'ny mpamosavy malemy. Mitabataba nefa tsy mahasahy miseho fa miafina ao ambadiky ny ps xxx ao. Raha tena mafy maninona no miafina??? :-D :-D :-D
43. xxx ( 09/12/2008 03:48)
xxx:

:-@ :-@ :-@ :-@ io fa mitapy i xxx miresaka irery =)) =)) =))
manina ko tsy atao we 500% de amzay falibe enao :-@ :-@ :-@


xxxx, bdb io koa miresaka irery an, miresaka irery, toko xxx bdb reo...sa jamba ny masonao??? :-D :-D :-D
44. xxx ( 09/12/2008 03:53)
xxx:

manaova pd na lesbien de tsy misy miodina tsony



itsy!!! tara angaha ianao :-D , naverinao fa tsy midina foana angaha na pd na lesbien...Toko miodina foana na lesbien na pd...lasa indray izy miodina miverina ary @ hetero...d inna ihany...??? : :-D :-D :-D
45. xxx ( 09/12/2008 03:58)
xxx:

manaova pd na lesbien de tsy misy miodina tsony

itsy!!! tara angaha ianao...fa naverinao fa tsy miodina foana angaha io na pd io na lesbien io....lasa indray izy miverina miodina ary @ hetero ary... de aoana??? de nna ihany???:-D :-D :-D

46. xxx ( 09/12/2008 06:46)
ka efa samy miodina zany na lelah na vevavy na pd na lesbien na pasitera na masere ko inona no itabatabanao. asivo baderola eny @ arabe hoe aza miodina o!!!!
le rasakao mintsy no efa tailana atram voloany.
47. ni81 ( 09/12/2008 07:15)
ka efa samy miodina zany na lelah na vevavy na pd na lesbien na pasitera na masere ko inona no itabatabanao. asivo baderola eny @ arabe hoe aza miodina o!!!!
le rasakao mintsy no efa tailana atram voloany.
:-D :-D :-D
48. ranory ( 10/12/2008 01:05)
xxx:

ka efa samy miodina zany na lelah na vevavy na pd na lesbien na pasitera na masere ko inona no itabatabanao. asivo baderola eny @ arabe hoe aza miodina o!!!!
le rasakao mintsy no efa tailana atram voloany.


Io fa miverina @ tenin'ny rakapy etsy aloha...manao pamosavy malemy fotsiny eo....mivoaha tao fa aza maifina @ io xxx io ra mafy be...
49. xxx ( 10/12/2008 01:20)
xxx:

ka efa samy miodina zany na lelah na vevavy na pd na lesbien na pasitera na masere ko inona no itabatabanao. asivo baderola eny @ arabe hoe aza miodina o!!!!
le rasakao mintsy no efa tailana atram voloany.


Ary aza omena tsiny kely ny pastera sy masera an..ol masina ireny ary hajain'ol fatratra...ary efa hitanao porofo koa angaha fa miodina koa izy ireny??? Aza miteniteny foana zavatra tsy voaporofo hoa fa tsy mety.....

Ka izay izy samy miodina daolo izay na vhv io na lhl io d izay no anton'ny dinika eto koa... tsy mety azonao mitsiny angaha??? pq miodina???? pourqoui pas fidèle??? sa mavoa anao mafy mitsiny ilay izy d tsy lanin'ny vavoninao mafy mihintsy d zay no mahatonga anao manao toy io???... sa miverina etsy @ tenin'ny rakapy tetsy koa izato izy manao fomban'ny mpamosavy malemy??? Mivoaha tao ra mafy be hoy i rakapy sy ranory etsy ambony ra mafy be:-D :-D :-D :-D :-D
50. kotobekibo ( 17/12/2008 18:59)
Amiko d samy miodina na ny lahy na ny vavy , mety misy ny tsy ampy ao fa na feno koa aza tsy manakana ny sasany izany .
Misy ny te ihova @ mahazatra fotsiny d mindrana kely etsy sy eroa ( tsy hoe mangalatra , satria ny mangalatra tsy mamerina ) .
Na d tsara sy marobe aza ny sakafo ao antrano , ref indraindray iny ianao te ihinana paoma na gatô na sokola kely . Tsy mahavoa an'ilay sakafo b isankarazany ao antrano fa manintona fanahy . Izay ilay olombelona .:-P
Misy ny tokatrano no mihamafy ref avy nihodina kely iny ny iray , satria nahita hoe ref natao ny tambany aleoko ihany ny ahy ( ilay akoho tamanan-trano ) toy izay ilay an'ny sasany . Ary mampijanona ilay fihodonana ilay fisakafan'ny maso avy eo .
Matoa misy bandy iray miodina d misy sipa iray ihodonany izany :arrow: donky samy manao .
Ny isan'ny làlana miakatra dia tadidio fa mitovy @ isan'ny làlana midina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3728