Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?

1. LazaDaddy ( 03/12/2008 14:26)
Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:35
2. Noue ( 03/12/2008 14:29)
càd ?
3. niryna ( 03/12/2008 14:33)
LazaDaddy:

Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?

tsy mazava tsara ny tian'i laza ho tenenina

4. cutie ( 03/12/2008 14:56)
tsy mino azy
5. rahery08 ( 03/12/2008 15:49)
JESOSY iza aloha?
Raha ilay fantatro aloha dia ANDRIAMANITRA IZY
6. tywa68 ( 03/12/2008 16:25)
LD : ary ianao inn no hevitrao@i Jesosy ?
7. ikaretsaka ( 03/12/2008 20:12)
LazaDaddy:

Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?



Sady Atra lery no olonkendry milay, fa taty aoriana ny anarany sy ny fampianaranany ary ireo sombitsombiny voasoratra momba azy dia ampiarahana @ satana dia atao fomba exploiten'ny sekta vanjo alika ho fanakonana ny hafokana ataony sy fanjonoany olona hanaraka azy :wink:
efa nanendry olona hanao izany Lery anefa fa tsy ilay olona no inspire tampoka to am-pamakiana izay voasoratra momba Azy dia nanendry tena
8. fijo ( 03/12/2008 23:21)
cutie an,tsika kosa mino fa nisy izy,fa saingy tsy izy no rol e
9. ikaretsaka ( 03/12/2008 23:31)
miata rol miaraka aminy aby letsy an
10. fijo ( 03/12/2008 23:33)
hihihi lery bandy ko
11. ikaretsaka ( 03/12/2008 23:38)
lazaivo fa sipa koa ialahy ary! :-D :-$
12. fijo ( 03/12/2008 23:40)
ka lery bandy amin'ilay hevitra dimbaka fa tsy hoe mifanohatra amin'ny sipa
13. rabilabila ( 04/12/2008 00:19)
Ny ahy indray aloha rehefa misy divay dia miady amin'ny tseanako !! :-P
14. LazaDaddy ( 04/12/2008 01:35)
misaotra anareo namaly :) ... tsara ny nahafantarana ny vali-teninareo...

nisy ireo nilaza ny heviny momba an'i Jesosy, nisy ireo tsy nanan-kevitra momba Azy, nisy ireo nilaza ny heviny momba ny olon-kafa :)
15. ikaretsaka ( 04/12/2008 02:19)
Ary @ le nampiditra an le sujet?
16. Nandra1 ( 04/12/2008 05:35)
Ny mahagaga ahy @ ity rubrique ity de fivavahana sy finoana fa AT no majorité ny mpiady hevitra! :lol:
17. ikaretsaka ( 04/12/2008 06:14)
Ny hoe mivavaka sy mino dnge ry nandra tsy voatery hoe ze ivavahanao sy ze inoanao ihany e
Manana ny fivavahany sy ny inoany ny athe: ilay tsy inoanao
18. fitiatantely ( 04/12/2008 06:16)
amiko aloha ny resaka Atra sy ny mombamomba azy ts tokony hiadiankevitra e!
samy manana ny finoany io ary samy mitazona ny azy, Ny ao antranonay matetika miady foana refa io resaka Atra io no iadiankevitra satria samy manana izay heviny ary samy miziriziry, Atra dia manana ny tsiambaratelony zay ts takatrin'ny saintsika ka ny anjarantsika de ny mino izay hinoantsika (samy manao zay hahavonjy ny tenany)
19. Nandra1 ( 04/12/2008 06:31)
Ny hoe mivavaka sy mino dnge ry nandra tsy voatery hoe ze ivavahanao sy ze inoanao ihany e
Manana ny fivavahany sy ny inoany ny athe: ilay tsy inoanao

Zay valin-teninao izay mihintsy no nandrasako, ahoana moa no iadin-kevitra mikasika an'i Jesosy nefa izany ary tsy fantany sy tsy inoany akory?
Normal be raha lasa fifanaratsiana le izy!
Tokony hampian'i Lazadaddy fotsiny ohatra hoe hevitrareo Kristiana: de mba kristiana no mamaly! Na hoe hevitrareo AT: de tsy miditra ny kristiana fa At no resaka de any an-kafa indray mijery@ izay milamina e!
20. ikaretsaka ( 04/12/2008 06:41)
Mahafantatra an'i jesoa tokoa ny athee ary mahalala betsaka momba azy noho ianao aza.... fa tsy inoany fotsiny...

Ho'zy theologien izay hoe pour qu'un athe existe I'll faut que thee. (Tho=dieu) existe et etre contre (d'ou le prefixe A)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2337