Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?
21. Nandra1
(
04/12/2008 07:18)
Amiko alo raha i Bouddhà zao no resahin'i ngah de tsy mamaly satria fantatro hoe Andriamanitran'i Bouddisme na ny kely maso fa tsy hiady hevitra @ izany mihintsy a ! Fantatra, tsy midika akory hoe mahalala an-tsipiriany, mila niaraka sy niaina t@ le izy vao mi-confirme dc aleo milamina!
Aleoko ary tonga de le hoe "sady tsy fantatro no tsy rarahiko! ", le Bouddhà, @ zay zà sady hanaratsy no tsy intéressé koa!
Aleoko ary tonga de le hoe "sady tsy fantatro no tsy rarahiko! ", le Bouddhà, @ zay zà sady hanaratsy no tsy intéressé koa!
22. prime
(
04/12/2008 08:24)
LD:... Misaotra amin'ilay fanontaniana... :)
Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?
Raha ny hevitro dia azoko fehezina hoe "fiainako Izy"... :) lavabe ny tiana resahana fa ataoko fa ampy aloha angamba io dia arakaraky ny dinika no mety hahatonga azy lavitra...
Mahereza...
24. diamondra27
(
04/12/2008 12:50)
rabilabila: hahatsiarovako ilay hira hoe ilay dimbaka avy any nazareta , nanova ny rano ho lasa pi, Jesosy no tiany tenenina amin'io an.
LD: jESOSY DIA BE FITIAVANA , NAHAFOY NY AINY HO AHY sy HO ANAO ARY AZOKO ITOKISANA NA OVIANA NA OVIANA NA INONA MANJO AHY
jESOSY NO TSY MIOVA OMALY SY ANIO ARY MANDRAKIZAY
Ny olona mety mandao anao fa Jesosy tsy hahafoy anao mihintsy.
Tsy tiany ho very ianao, fiainana mandrakizay no amboariny ho antsika
Jesosy no LALANA hankanesantsika any amin'nAtra
Jesosy no fahamarinana
Jesosy manasitrana
etc etc

25. diamondra27
(
04/12/2008 12:55)
http://www.dailymotion.com/playlist/xkxka_diamondra27_hira-vavaka/video/x683vs_jesosy-reharehako-hosana-ambohijato_music
Jesosy no reharehako, na dia tsy hisy ho namana na havana aza aho dia tsy hiala Aminy mihintsy
Tsy mora anefaa izany fa dia ity hira ity no entiko hanamafisana azy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Aoreno/video/x50u91_aoreno-mafy-tsara-tcr_music
Mangataka aho mba hiorina tsara ny finoako

26. diamondra27
(
04/12/2008 13:06)
http://www.dailymotion.com/video/x4at5c_tcr-aoreno_music
Aoreno mafy tsara ny Finoana
Eo am-pototry ny hazo fijaliana
Jesosy Kristy tsy miova , hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria
Iriko loatra e ! Jeso ny ho tahaka anao
Fa ny hoe hivadika dia sanatria
Fa ianao Jeso tsy miova hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria
Raha izao tontolo izao tsy mahavonjy
Ny fanahy sy ny fo izay milonjy
Fa ianao Jeso tsy miova hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria
Ray sy Reny, Zoky, Zandry, Havana
Samy mety mbola hanadino anao o !
Jesosy Kristy tsy miova , hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria
TCR (Tarika Christophe Ratrema)

27. bor2lais
(
04/12/2008 13:07)
\"Tsy misy soa ho ahy afa tsy Jesoa ...\"
Dia hoy ilay ra-namana izay :
\"Tsy misy choix afa-tsy Jesoa ...\"
Dia hoy ilay ra-namana izay :
\"Tsy misy choix afa-tsy Jesoa ...\"
29. cutie
(
04/12/2008 14:48)
7. Mpandefa : fijo [ Valio ] 04-12-2008 00:21:55
Lohateny : Re : Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?
cutie an,tsika kosa mino fa nisy izy,fa saingy tsy izy no rol e
za nga niteny we tsy nisy izy :-D
30. ikaretsaka
(
04/12/2008 15:28)
Nandra1:
Amiko alo raha i Bouddhà zao no resahin'i ngah de tsy mamaly satria fantatro hoe Andriamanitran'i Bouddisme na ny kely maso fa tsy hiady hevitra @ izany mihintsy a ! Fantatra, tsy midika akory hoe mahalala an-tsipiriany, mila niaraka sy niaina t@ le izy vao mi-confirme dc aleo milamina!
Aleoko ary tonga de le hoe "sady tsy fantatro no tsy rarahiko! ", le Bouddhà, @ zay zà sady hanaratsy no tsy intéressé koa!
Izay le atao hoe. Karaha sovalim boatiry : ignorant!
De kristianintianim-poana ianao raha izany.... tsy manaraka akory ny nataon I jesoa
Jesoa sy ireo mpiananay dia dia sady nahafantatra @ antsipirihany no niraharaha no nanaja ny tontolo rehetra manodidina azy fa tsy hoe nenazy ihany....tsy hoe satria izy jiosy de tsy niraharaha ny romanina nanjanaka azy syny samaritanina sy ny finoan'ireo majy sns....
Fantany irreny, norarahiany,najainy.... ary nisy t@ ireny ninoany
31. fijo
(
04/12/2008 20:25)
ô ry nandra an,aza de mahay be toa io fa manahirana.izahay dia mahalala toa anao koa ny momba an'i ralavavolo,ary mino fa nisy izy.saingy izahay dia tsy mino fa izy dia zanak'izany andriamanitra izany,satria io andriamanitra io no tsy hinoanay ny fisiany.
32. Nandra1
(
05/12/2008 05:35)
Le fomba filazako mivantana ve no tsy zakany lisany e! Indifférent lety izany fa tsy hoe tsy manaja a! efa hoe za ho' tsy hikozy zvt tsy fantatro fa aleo ary tonga de mangiana! :lol:
Tsy aleo ve lety tsy mihatsaravaleatsihy toy izay hoe hihaino tsara eo ialahy nefa ny sain'là any @ i KalaJeannine, ny fotoana lany, ny tena mety hanafintohina olona ihany koa snss......... =)) =)) =))

34. tywa68
(
05/12/2008 13:52)
Aiza no tsy hisangojy ! hay tsy indifférent @ i kala Jeannine :-D :-D
35. fijo
(
05/12/2008 21:21)
nandra an,eto tsy misy tsy mahazaka teny izany.efa nahita mirivorivo noho io izahay teto.fa ny olana kely eto ,dia misy zavatra hafangaronao.tsy inona izany fa ny tsy finoana zavatra iray sy ny tsy fahalala izany zavatra izany.
ary avelao i kala janina fa ataoko humm eo
ary avelao i kala janina fa ataoko humm eo
36. fahamarinana
(
06/12/2008 06:06)
:arrow: zovy koa jeanine zay fijo fa tsy arako eky raha volaninareo..? :) (l)
37. tywa68
(
06/12/2008 10:48)
Fa : Jeannine n'i nandra e (ny an'i fijo i bozzy no andrasany :°) ) :-D :-D
39. Nandra1
(
06/12/2008 11:49)
nandra an,eto tsy misy tsy mahazaka teny izany.efa nahita mirivorivo noho io izahay teto.fa ny olana kely eto ,dia misy zavatra hafangaronao.tsy inona izany fa ny tsy finoana zavatra iray sy ny tsy fahalala izany zavatra izany.
Tsy manafangaro zany ry Fijo a! fa tsy hoe tsy mino a!, fa za kristiana de raha ankoatr'izay ny resaka de jereo fa tsy handray anjara ao mihintsy a! satria inona ary hiadiko hevitra @ izany Bouddhà izany e?
Tsy maninona fa ekena le ignorant ary e! mety @ Ika a!
Aiza no tsy hisangojy ! hay tsy indifférent @ i kala Jeannine
Aza be resaka eo, ngan-dry Masera! :lol:, raha tsy izay aza mba modina fanin ry Benoît ary e!=)) =)) =))