gay niova

1. Olombaovao ( 14/11/2008 10:33)
Miarahaba antsika rehetra mpiserasera eto.

Gay tahaka ny ankamaroany amintsika ato aho teo aloha. Gay tena anisan’ny farouche tamin’izany hoe “gaytude” izany, nafa niova ankehitriny. Niova, sady mahatsapa fa sambatra ankehitriny ka tsy ho haiko ny tsy hizara amintsika rehetra izay zavatra kely mba tsapako.

Gay tena anisan’ny mpiady tamin-dry Antigay sy ry Antipelaka, nefa misaotra an’Andriamanitra fa afaka. Tena afaka. Tsaroako fa nahita arguments maro mihitsy hanohanako ny foto-kevitry ny maro eto, nefa resy, resin’I Jesosy ihany e!

En fait, angamba, j’ai toujours eu au fond de moi-même l’aspiration d’être délivré, fa ny hery nialàna no tsy nisy.
Tamin’ny fotoana tsy nampoiziko no nanehoan’Andriamanitra tamiko fa mbola tia ahy Izy, ary tena tia tokoa.

Nisalasala nandritra ny fotoana lavalava ihany, kanefa tsy navelan’Andriamanitra ho very.
Nandritra izany no nahatsiarovako tena menatra. Mivavaka aho kanefa ny zavatra tsapako dia tena ohatry ny olona miboridana aho eo anatrehan’Andriamanitra. Miboridana sady feno fotaka sy maloto (couvert de boue et de mer…de, azafady), satria tena ohatry izany mihitsy.

Rehefa tena tapa-kevitra aho hoe hanatona an’i Jesosy dia toa hitako daholo ny parcours rehetra, dia miampanga ahy ny eritreritro hoe : ianao efa nahavita ny tsy-fanao io ve dia mbola sahy manonona ny anaran’Andriamanitra ?
Dia ohatry ny niverina tao an-tsaiko daholo ny toerana rehetra falehako.
Combien de fois j’ai traîné dans ce métro de malheur d’Analakely en espérant pouvoir racoller un mec ? Et quand je pense que j’ai supporté le relent que ça dégage pendant des heures durant ! Mon Dieu en y pensant je Te remercie mille fois de m’en avoir délivré.
Ohatry ny hitako izaho mijorojoro sy mipetrapetraka eny Antanimboanjo isan-kariva, afa-tsy ny boîtes sy ny karaoké malaza ho ambohim-pihaonan’ny gay.
Tsaroako hoe reharehako ery ny milaza eto hoe andriana ny aty, andriana gay. Eh !! même ma noblesse je l’ai traînée dans la boue et dans la mer…de.
Jamba fahizany e !

Izany sary rehetra izany + manisa an’eritreritra ireo lehilahy efa niarahana sy …. Tena hitako hoe maloto aho e!

Nefa tia ahy Jesosy. Tena tia be ahy Jesosy. Mandrakizay ny famindrampony. Tsy ny fahamendrehako an (satria tena haiko fa tsy mendrika aho) , fa ny Famindrampony.

Eto aho dia mitodika aminareo mpitora-bato ny gay eto amin’ity forum ity.
Raha mba narangaranganareo ny Famindrampo mandrakizay-n’i Jesosy dia mety ho efa alohaloha noho izao aho no nanolo-tena.
Anefa anie, tsy ho anareo no nihavian’I Jesosy tety e! fa ho anay. Ianareo no toy ireo ondry 99 marina izay tsy misy tokony hibebahany. Fa izahay kosa no tena ilay mpanota nahatongavany satria tonga Izy hitady sy hamonjy anay. Ajanony re ny tora-bato e! Jesosy ange rehefa nitondrana ilay vehivavy janga hotorahana dia tsy mba nitoraka azy fa vao mainka aza namela ny helony e!

Toy izany ianareo ray aman-dreny mana-janaka gay: raha mba mpanampy azy ireny am-bavaka ange ianareo mety ho afaka anatin’ny fotoana tsy ampoizinareo izy e!

Ho ahy manokana dia efa naniry ny ho afaka, kanefa tsy nety satria efa toy nature mihitsy ilay izy e. Tsy afako tamin’ny herin’ny tenako fa tena nila hery avy amin’Andriamanitra mihitsy.
Izao aho afaka.
Misy ireo namako manakivy hoe ho hitantsika eo raha tsy hiverina vetivety ialahy satria io ange efa any anatintsika mihitsy e!
Matoky an’Andriamanitra aho fa tsy hisy haharombaka ahy eny an-tanany, ary mino aho fa be dia be ianareo no hivavaka hoa ahy mba haharetako.

Fa izao aloha aho mahatsiaro tena afaka e.
Tena neniko ny nitondra ny fahatanorako, ny tanjako, ny bogossité-ko, ny culture-ko sy ny fahaizako, ny volako tany… Nefa mbola tsy tara aho e!

Afaka aho. Afaka aho.
novalian'i Fitaliha ny 22/04/2016 10:48
2. Olombaovao ( 14/11/2008 10:34)
Ho tantaraiko anao ny tantaram-piainako. Fantatro fa betsaka no tao ahy any ho any te—hiala fa tsy afaka. Mety hahamonamonaina hoy ianao ny mamaky ahy fa vakio ihany.

14 a15 taona tamin’izany no nokaotina ankizilahy niray kilasy tamiko. Mbola tsaroako tsara. Karana izay izy io. Nilahatra teo an-tokontany izy avy ao aoriako. Rehefa tsy nisy prof elaela teo izahay dia nosakambininy avy ao aoriana toy ireny hobabeko ireny izy. Avy eo izy dia nanao fihetsika toy ny hoe manao va-et-vient tao aoriako tao. Tsaroako tsara ny horakoraky ny ankizy rehetra. J’ai vraiment été la risée de tout le monde.
Toa lasa nitsimoka tao anatiko anefa ilay fitiavana hafahafa. Karana io namanay io, ary fantatratreo ny bogossité-n’izany hoe karana izany. Tsy nisy na inona na inona nitohy anefa fa dia teo. Fa teo koa dia nanomboka conscient an’ny réalité-n’io sentiment io aho.

Ampolony taona taty aoriana izay aho vao vonona hi-consommer an’ilay acte.

Nanomboka tamina ankizilahy hitako tao am-pijerena an’ireny video porno ireny. J’étais vierge avant lui, et je n’ai jamais touché aucune fille.

Nanomboka teo ny double-vie-ko. Misy fiainako isan’andro hita sy fantatry ny olona rehetra, ary misy ilay fiainako iray hafa takona tsy misy mpahalala.
Nanomboka teo no lasa « abonné » tao amin’ny métro Analakely, teny Antaninarenina, lasa mpijorojoro eo amin’ny arrêt-n’ny bus eo Andohan’Analakely, tsy tapaka mitady bandy amin’ny internet.
3. Olombaovao ( 14/11/2008 10:35)
Au début j’étais prudent. Très prudent. Par précaution je ne sortais pas avec un mec plus de 1 mois. Juste pour assouvir mes besoins « naturels » et on le plaque. Ceci pour ne pas se retrouver dans l’engrenage d’un sentiment plus profond qui pourra être dangereux.

Tout ceci en cachette. Et je me suis très bien caché puisque personne de mon entourage n’a découvert ce revers de la médaille de ma vie. Et ce jusqu’à ce moment où je vous écris.

Je suis sorti avec à peu-près une vingtaine de mecs quand un beau jour je suis tombé sur un mec qui a bousculé tout ce train-train. Je suis tombé amoureux dès le premier regard. C’était le coup de foudre. Le Grand Amour.
Quand on est amoureux on s’emballe, on perd tous ses repères. J’étais prêt à tout pour ce mec.

Là j’ai senti que j’ai franchi un point de non-retour. Que je ne pouvais plus faire machine arrière. Que j’étais plus que jamais gay.
Pour la première fois je donnais mon corps à un être auquel j’éprouvais plus qu’un désir corporel. Je l’aimais. Mais ce que je l’aimais donc.

Puis un jour il s’est marié.
Tout ce que je me suis échafaudé comme plan s’est effondré comme un château de cartes. Finie la belle vie. Fini le beau sentiment.
4. Olombaovao ( 14/11/2008 10:35)
Nanomboka teo vao tena lasa fiainana débauché tanteraka ny fiainako. C’était comme si je voulais me venger de cet « amour » hoe raha iray no tsy tia, folo no ataoko mihazakazaka.

Dia tena izay tokoa. Tena na ny fiainako andavan’andro aza tsy haiko intsony ny manasaraka an’ilay fiainana miafina sy ilay tena fiainana. Vao mamelona ordi dia ny zavatra atao voalohany dia mijery ny sites gay rehetra. Ny 2/3-n’ny fotoana lany eo ambody ordi dia lany amin’ny resaka gay. Tena nandrovi-tsihy tanteraka.

Maraina dia olona hany izany. Tena olona manana ny maha-izy azy na amin’ny asa na ny fiaraha-monina. Ary izaho tena olona apprécié amin’ny toerana rehetra izay frequenter-ko, na min’ny mpiara-miasa na amin’ny namana tsotra izao isan’andro.
Fa rehefa alina dia mahonena. MISERABLE, MISERABLE.
Tsisy retenue intsony. Tena latsaka ambany dia ambany noho ireny makorelina ireny aza. Tsy manana dignité intsony. Au moins quand les p…utes le font elles le font pour du fric, elles se font payer, et par acte même. Mais moi, j’étais prêt à payer n’importe quoi pour qu’on m’envoie en l’air. Et je payais.
C’étaient des soirées d’orgies. On se promène à Antanimboanjo, on se retrouve à 2 ou à 3 ou à quatre, et on se retrouve le matin sans qu’on ne se souvienne combien de fois on t’a enc…ulé, ou combien de tiges tu t’es fourrées dans la gueule pendant toute la nuit.

Tena tsisy retenue intsony. Tsisy conscience…. Si ! Nisy conscience ihany fa novonoina mihitsy ilay conscience.
Maraina anefa dia toy ny isan’andro. Mihatsara ivelatsihy tanteraka.
Eny fa na ny Alahady aza aho dia tsy tapaka fiangonana. Ary fitsirisitra ao am-piangonana mihitsy aza satria bandy beau gosse, bikàna, manam-pahaizana, cultivé, zanak’olona avo razana, tsara feo sns….
5. Olombaovao ( 14/11/2008 10:36)
Nampianarin’ny ray aman-dreny sekoly alahady anefa fahiny, dia mitamberimberina ao an-tsaina ihany ny hoe tsy mety ange ity atao ity e.
Anisan’ny fomba namonoako ny conscience-ko rehefa mandray fanasan’ny Tompo aho. Hoe mandray toy ny olona rehetra ihany aho fa toa tsy misy n’inon’inona mitranga mihitsy. Dikany tsy tezitra amiko Andriamanitra. Dia miezaka manamarina ny ataoko rehetra, ary teto amin’ity forum ity no tena ni-argumenter-ko ni maha-mety ny ataoko.

En fait, on est conscient au fond de nous-mêmes que ce que nous faisons n’est pas bon. Et quand on argumente sur ce forum, c’est nous-mêmes que nous voulons persuader du bien-fondé de notre « nature ».
Ohatry ny hoe « auto-suggestion » ilay izy e !

Etsy andaniny anefa toa misy feo hoe HO ANY AMIN’NY HELO ANIE IANAO, HO ANY AMIN’NY HELO ANIE IANAO, HO ANY AMIN’NY HELO ANIE IANAO!
6. Olombaovao ( 14/11/2008 10:37)
Teo dia lasa fi—se ressourcer-ko mihitsy ny miditra eto amin’ity forum ity. Miezaka ny hitady namana hoe firy no mba mitovitovy hevitra amiko. Dia nanomboka nitsiry miandalana ny hevitra hoe sao dia tsy misy akory ary izany Andriamanitra sy lanitra sy helo izany.

Tsy nahafoana ny fisian’Andriamanitra anefa ny finoako na tsi-finoako Azy.

Izaho anefa tena mbola tsy vonona hiala mihitsy amin’ilay vice, tellement j’y ai pris goût.
Dia toa nisy feo iray mibitsika tamiko nanao hoe: rehefa samy ho any amin’ny helo ihany, autant s’y adonner à fond. Hoe tsy misy dikany ny handehananao any am-piangonana, tsy alehonao mandeha mitady bandy dia mirevy toy izay lany adiny 2 sy 3 eo hihaino zavatra tsy maharesy lahatra anao akory?
Rehefa samy ho any amin’ny helo ihany, inona no ihafenana? Tsy aleo tonga dia miseho amin’ny maha-izy anao dia vereza any izay ho very?

A l’époque j’étais à deux doigts de faire mon coming-out, tsy sahy anefa nieritreritra ny standing-ko sy ny toerana teo amin’ny fiaraha-monina.

Nanomboka nisy malaises be tsapa isan’andro. Toy ny tsisy but izany ny fiainana fa mandeha ho azy fotsiny. Soavaly tapa-kofehy, tena hoe à brides rompues, livré à soi-même.
7. Olombaovao ( 14/11/2008 10:37)
Tohizana hatrany ny soirées d’orgies. Ary vetivety dia organisées izy ireny. Il suffit de fréquenter les milieux reputés gays (pubs et karaoké du coté des 67 ha, Antanimboanjo, les bars qui ne s’affichent pas gays mais où les gays sont attirés comme par un puissant aimant…..) et la nuit est assurée. Et le lendemain on se retrouve avec un dégoût, on se sent comme blasé. On ressent un grand vide. Un grand néant. C’est comme un vertige aux bords d’un précipice sans fond. Un abîme qui ne se terminera jamais. Et l’idée de suicide.
Dia manao crise de conscience eo, dia lasa indary aloha manao ta…im-bava eto amin’ny wanadoo hanamarin-tena.







Tia ahy be anefa Andriamanitra. Ilay nolazaiko fa tsisy.

Nisy fotoana iray tena tsaroako toa misy feo mibitsika malefaka. Cette fois tsy ny hoe ho any amin’ny helo anie ianao. Fa feo niangavy. Nahatorotoro ny foko.

- Saingy nomeko bika mantsy ianao
- Saingy tsara tarehy mantsy ianao fa tsy nataoko ratsy na sanatria sembana
- Saingy nampiako tamin’ny fianarana mantsy ianao
- Saingy nomeko ray aman-dreny nahatonga anao ho cultivé tahaka izao mantsy ianao
- Saingy nomeko asa sy situation tsara mantsy ianao
dia izao no ahanitsakitsahinao azy?

Mety mihomehy ianao mamaky ahy. Fa iriko mba hiteny aminao izany feo izany indray andro any.

Bandy izao manoratra aminao izao. Bandy tsy mifendro. Bandy tsy mikonaina akory rehefa he…lahana. Fa tamin’io fotoana io dia tsy naha-bandy azy. Nigogogogo nitomany teo am-pototry ny hazofijalian’i Jesosy. Nahatsiaro ho toy ny miboridana afaka takon-kenatra aho tamin’io, ary miboridana mihosom-potaka sy maloto.
Tena menatra ny nanatona an’i Jesosy nefa tsy afaka nandositra intsony fa tsy niala teo raha tsy voatolotro ho Azy ny tenako manotolo.

Tsy nandà ahy Izy. Na dia tsy mendrika aza aho.
Tsy navelany hamono ny tenako aho fa nomeny fiainana.

Maivana aho niala teo. Adinoko ny lasa rehetra. Ary ankehitriny dia vonona na rahoviana na rahoviana no ihavian’ny fahafatesana.
Mahafaly ahy fa raha avy izay ora izay dia afaka hihaona Aminy any am-paradisa toy ilay jiolahy iny aho.

Ho antsika rehetra mpamaky eto. Hevero ny ho avinao. Eny fa na ianao hétéro io aza izay mihevitra fa tsy misy tokony hibebahanao, mitandrema fa sao dia izaho ilay efa lasa ambany noho ny makorelina indray no hialoha anao any.

Enga ny rehetra hahatsapa ny fahasambarako androany.

8. sakaizakely ( 14/11/2008 10:38)
8O 8O 8O 8O

tsy naleo ve tary @ Vavolombelona na Hatsikana sy lalao izy ity no nalefa ?
9. sakaizakely ( 14/11/2008 10:39)
ary tena efa vonona @ copié collé né zany resaka zany e :P
10. Noue ( 14/11/2008 10:44)
"Olombaovao":

Anefa anie, tsy ho anareo no nihavian’I Jesosy tety e! fa ho anay. Ianareo no toy ireo ondry 99 marina izay tsy misy tokony hibebahany.
ho an'ny olombelona rehetra kosa eee ! iza nefa no tsy nanota teto ambony tany eeee ???
fa ny zavatra tena tsara dia ilay fahatsapan-tena ary ny fotodiana @ lalan'y fahamarinana ahay amindra @ manaraka aaaa !

Dia isaorana Andriamanitra t@ zao asany nanorohany anao ny lalan'ny fahazavana zao aaaa ! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
11. arialy ( 14/11/2008 11:12)
tsara kosa izany fahatsapana ny fahasoavan'Andriamanitra izany.
tena tokony natao tany am vavolombelona marina ity .
12. ni81 ( 14/11/2008 11:16)
Olombaovao tokoa ianao izany zao! Tsara fa tohizo.
13. fahamarinana ( 14/11/2008 12:19)
:arrow: :-w :-w mahaliana... (l)
14. kotobekibo ( 14/11/2008 12:35)
Misy olona fantaro indray fa mifanohitra amin'i olombaovao . Olona nanambady amanjanaka kanefa nivadika ho homo . Nariany ny vady amanjanany satria tsapany fa ny lhl no tiany noho ny vhv ary tsy te hiafina izy .
15. karinah ( 14/11/2008 13:24)
olombaovao: mahareta hatramin'ny farany eee! dia faly miarahaba anao izany eee! :-* :-* :-* :-*
16. cutie ( 14/11/2008 19:23)
zay zany no nahatonga an'le ps we olombaovao :-D
17. vale ( 14/11/2008 20:36)
:-D :-D
18. fijo ( 14/11/2008 22:06)
aleoko ihany sakamainty kle
19. ikaretsaka ( 14/11/2008 23:53)
fa ny tsy azoko amin'it7y tantara ity de jesosy foana no voateny.. fa tsy voateny izy t2 ianao lasa gay nefa mety sitrapon'Atra koa ny naha gay anao :-D :-D
20. cutie ( 15/11/2008 16:42)
fijo
in dray zao no dikan'zany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0356