gay niova

21. com ( 15/11/2008 17:27)
slt, otranao miits za ry olom-baovao, saingy ny mahasamihafa antsika dia izaho izao mbola ao anatiny tanteraka, te hiala toa anao aho, olona manana ny maha izy azy any am-piasana, mamy hoditra any am-piangonana, eny hatreny amin'ny fiaraha-monina dia hajainy na dia mbola ao anatin'ny fahatanorana tanteraka aza. efa ela aho no nahalala fa gay, fa amin'izao fotoana izao vao mirehitra ato anatiko izany fitiavana hafahafa izany, tsy haiko tohaina, ary tsapako fa mijaly aho nefa........ tsy haiko izay fomba ialàna, mbola tsy misy feo miantso ahy angamba (?), ny tsy hitovizantsika ihany koa dia izao : hatramin'izao hanoratako izao dia mbola tsy niray tamin'ny lelà aho na dia indray mandeha aza, mbola resaka an-telefonina sy mail daholo no ifampiresahana, indray andro dia efa nifanao fotoana tamin'ny bandy teo amin'ny tetezan'i Behoririka aho saingy soa ihany, tsy tonga ilehio, nahatsiaro ny tenako ho menatra aho saingy nijoro ihany, satria izay ilay fiainako faharoa (takona) araka ny voalazanao. manana namana iray izay aho, tena tiako tanteraka izy io saingy na ny miresaka izany aminy aza tsy haiko, hafa tanteraka mantsy ny finamananay ka tsy tiako hotapahina amin'izany (izaho anefa tia azy ary mijaly anaty), milaza aminao marina aho ry olom-baovao fa raha izao dia izao io bandy io no manao premier pas amiko, dia izay no ataoko hoe fahasambarana angamba, saingy... jamais tsy hanao izany miitsy izy. amin'izao fotoana izao izao dia ity serasera ity no itediavako izany olona izany. misy lelà izay indray izao any, any tamatave hono izy no miresaka amiko, nangataka ny num-ko izy dia nomeko, ary niangavy ihany koa ny hahatongavako any aminy fa mipetra-drery hono izy, HO ANY AHO VE ?. ny mahagaga anefa dia tsy mbola marisika mihitsy aho ny hihaona na amin'iza na iza (lelà io), asa mbola matahotra angamba ?, nefa ireo rehetra mifampiresaka amiko dia efa nanao izany avokoa, bandy kely 18 ans izay aza dia efa nilaza tamiko fa efa nanao au moins 50 fois taminà lelà (vao maika aho nihemotra), indraindray aho dia tafateny hoe "sui pas comme ça" mivavaka mafy amin'Andriamanitra aho hoe : "ampio aho jesosy satria tia ahy ianao", tsy haiko hoe inona no niseho taminao na inona no nataonao nampiova anao (na fivavahana aiza sa fiangonana inona na olona manao ahoana) no ivavahanao (tsy miditra kosa anefa aho raha secte fa miala tsiny), fa raha ny toa ahy aloha dia mbola sarotra angamba izany. TE HIOVA AHO ANEFA, izay no zava-dehibe, ka raha afaka manampy ahy ianao(reo) dia tsy maninona, omeko ny mail-ko. izay ry olom-baovao, avelao hiteny daholo izay hiteny fa ianao no tiako hanampy ahy, tian'i jesosy mantsy isika, JE VEUX PLUS FAIRE CE DOUBLE VIE. ity ny mail ko (konokonina@hotmail.com)
22. cutie ( 15/11/2008 17:32)
te hiova ahoana aza?? Te hiova tsy ho menatra @ mahay gay enao ve sa te hiova hitady vhv???
Mahita ze ilaina e lol
23. fijo ( 15/11/2008 20:50)
com,aza manome tsiny tena izany,raha izay no ahatsapanao azy,dia izay hiainana fa tsy misy mahadiso akory izany.fiainanao io,ka aza manaiky horabian'ny olona,fa hajao izay maha anao azy izay.de mangina ny ambiny.

cutie,ka saka maintikely ko.
24. com ( 16/11/2008 14:00)
ilay izy anie fantatro fa tsy mety e!, ny saiko te hiala fa ny foko tsy mety, mazava ho azy fa te hiova ho tia vehivavy


25. Noue ( 16/11/2008 20:22)
com:

ilay izy anie fantatro fa tsy mety e!, ny saiko te hiala fa ny foko tsy mety, mazava ho azy fa te hiova ho tia vehivavy
fa tsy ianao iany ve no mibaiko ny fonao eeeee ????


26. sakaizakely ( 16/11/2008 22:31)
mahita tenenina mitr raFijo ty klé :-D :-D :-D :-D :-D
ka saka mainty sola sa le miroboka izy zany ? :°)
27. respi ( 17/11/2008 08:33)
salut !lava loatra lay izy d kamo b za amaky azy fa inn no tena tiana ho volanina :?:
28. Samoana ( 17/11/2008 15:12)
respi:

salut !lava loatra lay izy d kamo b za amaky azy fa inn no tena tiana ho volanina :?:



respi(re) bien de tsy kamo mamaky e:-D . Karaha mahasoa koa volanin'i laholo io kah!
29. com ( 17/11/2008 15:55)
slt, noue a! mazava be, ny saiko te hivily ho fitiavana normal (l s v), fa ny foko tsy mety fa lehilahy foana no tehidiaviny, izany no atao hoe gay ry noue a! (
30. ikaretsaka ( 17/11/2008 17:17)
azo atao tokoa nge hoe mety sitrapon'andriamanitra ny maha gay anao e
31. rakapy ( 18/11/2008 02:10)
Ika> Izay mihintsy matetika no fanotaniana tsy mba apetrak'ireo olona.
Satria ve tsy zakan'ny fiaraha-monina ny gay na lesbien dia hoe tsy sitrapon'A/tra???.
Amiko dia tokony hanaja tena izy ireny voalohany ary tokony hajaina koa. Maro amin'izy ireny no olom-banona,manam-pahaizana sns...ary tsy miraparapa toy ny ataon'ny sasany.
Raha ny resak'i Olombaovao aloha dia hita fa niraparapa no nitondrany ilay fiainany ka hany ka sarotra taminy ny nihitra virage.
32. Mandefitra ( 18/11/2008 03:31)
ikaretsaka:
fa ny tsy azoko amin'it7y tantara ity de jesosy foana no voateny.. fa tsy voateny izy t2 ianao lasa gay nefa mety sitrapon'Atra koa ny naha gay anao


ikaretsaka:
azo atao tokoa nge hoe mety sitrapon'andriamanitra ny maha gay anao e


hafa tokoa ny andriamanitra inoan' ingahy ka ...

com> efa hitanao ny Lalana, Jesosy Kristy no manafaka
olom-baovao>Arahabaina ianao, dia hazony mafy Ilay nanafaka anao, dia ho azonao ny satro-boninahitry ny fiainana.
33. ikaretsaka ( 18/11/2008 04:09)
iza no nahary azy sy ny safidiny ary nandahatra azy ho lasa gay?

nareo ho aho mba real
tsara ny votom-pinoana fa nareo ty toa jambam-pinoana koa!
34. ikaretsaka ( 18/11/2008 04:58)
lasa le partie le metimety @ sainareo sy ny standard napetraky ny societe ihany no hijerenareo ny sitrapon'Atra fa tsy @ maha sitrapon'Andriamanitra @ maha mpahary azy intsony!

Zahako ary ambadika ary:

"La souffrance, c’est un désir contrarié. C'est désirer que les choses se passent comme tu le veux ou que les personnes se comportent comme tu

le voudrais, et lorsque ça ne se passe pas comme cela, le désir bute sur la réalité et, de cette friction, surgit la souffrance. Le problème vient de ton obstination à vouloir autre chose que la réalité; c'est ta prétention à faire concorder la réalité avec ton attachement, en la déformant."
35. Mandefitra ( 18/11/2008 06:50)
Ika> Ilay Andriamanitra inoako raha nahary ny olombelona dia nohariaNy ho tsara.
Ary vehivavy no natolony ho vadin i Adama fa tsy lehilahy.
Fa safidin ny olona ny te ho gay, fa tsy sitrapon'Andriamanitra velively.
Ny sitrapoNy, dia ny hibebahany ka hiverenany ndray @ Lalana marina.

Dia lazaivo koa fa sitrapon ilay andriamanitrareo ny pretra pedofily.
36. ikaretsaka ( 18/11/2008 07:13)
farito ilay hoe "tsara" ....
Ny olona koa no mamaritra ny hoe ity tsara dia ity ratsy arakaraka izay metimety aminy ny fifanarahana nataony

fa raha nisy convention hoe ratsy ny orona dia niteny ratsy be aho raha nanao hoe i Mandefitra masosotr'orona...
azonao?
37. fahamarinana ( 18/11/2008 07:16)
:arrow: :-w :-w mbola mahaliana ahy hatrany ny fitohizan'ilay dinika... (l)
38. ikaretsaka ( 18/11/2008 07:37)
indraindray ilaina fantarina ihany ny tena tian-kambara rehefa mialaza ny teny hoe "tsara" sy "marina", satria samy manana ny interpretation-ny momban'io!

tsy hoe 'zay mety aminao sy ekeken'ny sainao na ny rafitra napetraka ka ankatoavinao akory dia izay no hoe "tsara sy marina"....
39. Mandefitra ( 18/11/2008 08:04)
Tsy ny tsara @ olona fa ny tsara araka an'Andriamanitra.
rehefa hoy Izy hoe :
Levitikosy 18:22 aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy; fa fahavetavetana izany
Sady rahateo vehivavy no nohariany ho vadin i Adama fa tsy lehilahy,
dia zay tsara araka an'Andriamanitra.

Izy tsy niova omaly sy anio ary ho mandrakizay ... ka ho tampotampoka eo dia ho sitrapoNY ny hahatonga anao ho gay. Absurde!
40. orona ( 18/11/2008 11:04)
toi-même
zay wa le tsisy ilavana azy -- tonga de manao olona diso fa tsy mba mandinika. Maninina no ailika any @ tsy hita maso ny adihevitra -- Asivo porofo mivaingana. -- suis comme fijo -- tsy hitako mitsy ize iraraina ze vevavy any refa lelahy no tinao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087