Fa nahoana kosa ary e?

1. ni81 ( 13/11/2008 12:17)
Maro amin'ny vehivavy malagasy no be kritera rehefa tsy mbola mahita ilay olon-tiana. Misy mahatsara izany, ary misy koa ny maharatsy azy.
Haka ohatra iray amin'izany aho.
Vehivavy malagasy mitady: lehilahy, selibatera, na nisara-bady, na maty vady, andriana avy ao ( ). Izy anefa amin'io mipetraka eto Frantsa a! Dia toa sarotra aloha ny ahita izany e! asa anefa...
Dia izao no zavatra niseho. Nahita tovolahy, malagasy, fa kosa tsy milaza taminy io lehilahy io fa kay manambady aman-janaka. Dia nanome toky ity lehilahy fa hoe tia, ary vonona hanambady. :roll: Dia mino tokoa ity tovovavy, kanefa ilay tovolahy dia mahasahy milaza @ namany fa ataony fandaniana andro fotsiny. Indrisy...
Maro amin'ireo tovolahy malagasy mipetraka eto frantsa no mahay mampiresaka ny vehivavy toy izany, ary ny toy izao mihitsy koa angamba no nahatonga ireo vehivavy roa niady lehilahy teto @ serasera. 8O
novalian'i Noue ny 18/11/2008 17:22
2. fahamarinana ( 13/11/2008 12:26)
:arrow: tsy mihomehy loza fa dadany koa ilay namaranandry azy an.. :D
Ny marina koa dia revo miasa,revo manao fiainana ,revo mitady ilay lafatra (ary légitime tanteraka izay fitadiavana izay koa)dia mandeha ny volana,mandeha ny taona dia tsy dia manana fotoana aompana be amin'ny fiarahana sy fifampizahana toetra...marina koa fa misy mahay mampiesona mihintsy.
Tokony amboarina ilay demande rehefa hita fa tsy mampahita akama koa e fa io fitadiavana be loatra io tonga dia mapa-vitsy an'isa ny candidats... :? (l)
3. diamondra27 ( 13/11/2008 14:08)
de iza aminareo 2 akia no hametrahana le demande :lol:
4. ni81 ( 13/11/2008 14:48)
de iza aminareo 2 akia no hametrahana le demande
:-D :-D :-D andraso hanokatra agence ary izahay e! Dia i fahama no tale, ary zà no assistante :lol: sa ahoana ry fa?
5. ikaretsaka ( 13/11/2008 16:17)
ka le izy matetika ny vehivavy gasy any mitady ERe ERe io (celibat'ER,, doct'ERe, ingeni'ERe, fonction'ERe, million ER,)

sh'aveo tratra n'ny tromp'ER sy ny chom'ER .... vo hoe maty aho eeeee!

io be krit'ERe io ange le mahatonga ny basin'ariary 7 e
6. vale ( 13/11/2008 16:43)
Ika: :-D :-D :-D
tsy miomehy loza a fa izany vehivavy izany ry Ni no atao oe fatra-pifidy ny manganana ka sendra ny mangidy ts ho telina ah! :-D
7. ainaheri ( 13/11/2008 16:54)
Aiza zany bajo zany ry Ni ?? hihi ,aty kosa angamba izy tsy ho vofitaka tsony ka :D
8. ni81 ( 13/11/2008 16:58)
tsy miomehy loza a fa izany vehivavy izany ry Ni no atao oe fatra-pifidy ny manganana ka sendra ny mangidy ts ho telina ah!
tena zava-misy io ry vale a
Aiza zany bajo zany ry Ni ?? hihi ,aty kosa angamba izy tsy ho vofitaka tsony ka
eto france ange izy e! :(
9. sitlo ( 13/11/2008 17:17)
Indrisy...


ry tapa-tsaosisy
10. ni81 ( 13/11/2008 17:25)
ry tapa-tsaosisy
:-D :-D laninao izy dia tsisy :-D
11. sitlo ( 13/11/2008 17:31)
soa fa ny andro alakamisy
12. sitlo ( 13/11/2008 17:33)
ni87:
Dia nanome toky ity lehilahy fa hoe tia, ary vonona hanambady. Dia mino tokoa ity tovovavy, kanefa ilay tovolahy dia mahasahy milaza @ namany fa ataony fandaniana andro fotsiny.


Mbola hanody azy izany hoy ny fitenin'ny bebean'ny mamanay izay.
13. ni81 ( 13/11/2008 17:37)
sitlo>ni81 fa tsy ni87 e! olona hafa izany 87 fantatrao izany fa tsy zà :lol:
Mbola hanody ka! mba olona niteraka ihany ange e! ary amin'izay rehefa mihatra amin-janany dia tena hanenina tsara izy hoe: dray lozako ... (ny atao no miverina aminy)
14. fahamarinana ( 13/11/2008 19:13)
ni81:
andraso hanokatra agence ary izahay e! Dia i fahama no tale, ary zà no assistante sa ahoana ry fa?

:arrow:k'efa hoe zà oah tresoriere ihany fa aleo ssendra no tale...
ika : =)) ilay fomba filanao azy... (l)

15. ni81 ( 13/11/2008 19:19)
k'efa hoe zà oah tresoriere ihany fa aleo ssendra no tale...
zay zany, fa i ssendra angamba lasa nanao sauna klou fa hiomana @ annif serasera :-P :-D :-D
16. fahamarinana ( 13/11/2008 19:25)
:arrow: tokoa moa ato ho ato ilay izy..hummm hijery sary ndray zany... :D (l)
17. ni81 ( 13/11/2008 19:43)
tokoa moa ato ho ato ilay izy..hummm hijery sary ndray zany...
@ sabotsy izao ranona a! :)
18. vale ( 13/11/2008 19:59)
sitlo:

Indrisy...


ry tapa-tsaosisy



:-D :-D :-D :-D :-D
Ni: diso nifantina be loatra izy!lol soa ihany fa ainaheri ony hanome toky azy eee :-P :-D :-D ;-P
19. ikaretsaka ( 13/11/2008 23:48)
mibadika bononoka eo ihany ny mangahazo fa ilaozy mifantina eo ihany!
20. Papoose ( 14/11/2008 00:07)
ny ahy kosa aloha fidiko tsara vao vadiko eeee, fa tsy anaovako annonce fotsiny fa tedaviko any @ sompitra @ zay mahita ny tena atiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3919