Fa nahoana kosa ary e?
22. ni81
(
14/11/2008 07:30)
hoy ika
Lohateny : Re : Fa nahoana kosa ary e?marina fa be ilay ERE araka ny lazainao, fa ilay toetran'ny lehilahy mamitapitaka mihitsy no tena lalina kosa na dia izany aza e! Efa manambady ve dia milaza fa tsy manana; raha toa indray ka efa nilaza ilay lehilahy fa efa manambady ka mbola miditra ihany ilay vehivavy, dia azy sy ny safidiny hafahafa indray iny aloha...
ka le izy matetika ny vehivavy gasy any mitady ERe ERe io (celibat'ER,, doct'ERe, ingeni'ERe, fonction'ERe, million ER,)
sh'aveo tratra n'ny tromp'ER sy ny chom'ER .... vo hoe maty aho eeeee!
io be krit'ERe io ange le mahatonga ny basin'ariary 7 e
Ni: diso nifantina be loatra izy!lol soa ihany fa ainaheri ony hanome toky azy eee ;-P:-D :-D
ny ahy kosa aloha fidiko tsara vao vadiko eeee, fa tsy anaovako annonce fotsiny fa tedaviko any @ sompitra @ zay mahita ny tena atinytsara ilay misafidy e! raha toa ka efa hitanao fa olona mamolava, mandry an-tatatra lava izao ve dia mbola hidirana ihany! fa aoka koa tsy ho fatra-pifidy toy ilay voalazan'i Ika :)
23. arialy
(
14/11/2008 10:35)
ka refa be critère de mora voafitaka anie, sady tsy hisy parfait zany koa alo e !!
fa le miady ndray no raharaha bevata :lol: :lol:
fa le miady ndray no raharaha bevata :lol: :lol:
24. sakaizakely
(
14/11/2008 10:42)
za kou tena andalampitadiavana ERE
de mba manararaotra manipy teny eto
Ika mou zany isan'ny ERE kou ve, sao mba hiady am piesiko ihany :°)
de mba manararaotra manipy teny eto
Ika mou zany isan'ny ERE kou ve, sao mba hiady am piesiko ihany :°)
25. melody
(
14/11/2008 11:35)
ni81:
............Dia izao no zavatra niseho. Nahita tovolahy, malagasy, fa kosa tsy milaza taminy io lehilahy io fa kay manambady aman-janaka. Dia nanome toky ity lehilahy fa hoe tia, ary vonona hanambady. :roll: Dia mino tokoa ity tovovavy, ........
Maro amin'ireo tovolahy malagasy mipetraka eto frantsa no mahay mampiresaka ny vehivavy toy izany, ary ny toy izao mihitsy koa angamba no nahatonga ireo vehivavy roa niady lehilahy teto @ serasera. 8O
bdb ny tovolahy toa izany saingy ny tovolahy ao fransa no tena malaza be indrindra, ny antony dia tena tsy fantatra hoe INONA
bdb ange ny lhl e, inona moa no tokony hiadivana olona iray?
sakaizakely: aza mampime akia :wink:
26. ni81
(
14/11/2008 11:45)
bdb ny tovolahy toa izany saingy ny tovolahy ao fransa no tena malaza be indrindra, ny antony dia tena tsy fantatra hoe INONAka tsy ampy ireo lehilahy koa! :lol: :lol:
bdb ange ny lhl e, inona moa no tokony hiadivana olona iray?
za kou tena andalampitadiavana ERE:-D :-D o ry sakaiza a: ny an'i ika tsy ERE fa ARE==>ikAREtsaka :-D
de mba manararaotra manipy teny eto
Ika mou zany isan'ny ERE kou ve, sao mba hiady am piesiko ihany
27. kotobekibo
(
14/11/2008 11:54)
sakaizakely:
za kou tena andalampitadiavana ERE
de mba manararaotra manipy teny eto
Ika mou zany isan'ny ERE kou ve, sao mba hiady am piesiko ihany :°)
za izao ERE , izany hoe cherch-ERE .
Fa saingy cherch-ERE de travail
:-D
sao d mety @ piesinareo ihany :-P
28. melody
(
14/11/2008 12:07)
ni81:
Maro amin'ny vehivavy malagasy no be kritera rehefa tsy mbola mahita ilay olon-tiana. Misy mahatsara izany, ary misy koa ny maharatsy azy.
Haka ohatra iray amin'izany aho.
Vehivavy malagasy mitady: lehilahy, selibatera, na nisara-bady, na maty vady, andriana avy ao ( ). Izy anefa amin'io mipetraka eto Frantsa a! Dia toa sarotra aloha ny ahita izany e! asa anefa...
Dia izao no zavatra niseho. Nahita tovolahy, malagasy, fa kosa tsy milaza taminy io lehilahy io fa kay manambady aman-janaka. Dia nanome toky ity lehilahy fa hoe tia, ary vonona hanambady. :roll: Dia mino tokoa ity tovovavy, kanefa ilay tovolahy dia mahasahy milaza @ namany fa ataony fandaniana andro fotsiny. Indrisy...
Maro amin'ireo tovolahy malagasy mipetraka eto frantsa no mahay mampiresaka ny vehivavy toy izany, ary ny toy izao mihitsy koa angamba no nahatonga ireo vehivavy roa niady lehilahy teto @ serasera. 8O
29. fahamarinana
(
14/11/2008 12:09)
:arrow: :-D :-D io hono i kotobekibo dia miandry any faramalemy sisa e !! (l)
30. kotobekibo
(
14/11/2008 12:24)
fahamarinana:
:arrow: :-D :-D io hono i kotobekibo dia miandry any faramalemy sisa e !! (l)
:-D :-D :-D malemy zà lé
32. ikaretsaka
(
14/11/2008 18:29)
sakaiza> mety ve raha MomERE na frERE na pastERE :-D
fa miverina @ le lohahevitra isika..
le vavy gasy be kritere ireny koa ange indraindray ohatran'ny tsy azoko mihitsy e fa mody maozatra hono nefa biby mora mora voajono e..
raha hitady bandy sy hoe hanambady izany amiko dia resaka serieux izany, dia resaka serieux sy hiroso @ lalindalina @ fiainana ve de mbola mora :^) @ fampandriana adrisa sy resaka ambony vavahady ihany ?
tena hadihadiako hatrany @ tsinay maintiny any mihitsy raha efa hanao serieux sy hiditra lalindalina ihany

34. ikaretsaka
(
14/11/2008 23:55)
misy koa ve de ho sanatrie eny ambony alitara na ary @ lemaire vao hoe kay ty nantenaina efa vadin'olona?
aoka nama.. manadihady aloha fa tsy nahazo peratra diams de (l) (l)
aoka nama.. manadihady aloha fa tsy nahazo peratra diams de (l) (l)
35. fahatsorana
(
15/11/2008 05:22)
Miarahaba daholo aloha e!
Bdb le valiteny d n teny aloha fotsiny no voavakiko, mbola haka fotoana ngamba hamakina azy dôly. Fa samy marina dôly iany nefa le voalaza.
Fa nena d zao fotsiny :
LEHILAHY ATSIMO SY AVARATRA IO RY RETO A....
KA ZE TSY MAHA-LEN-KIALOFANA........
Marin eeeeeeeeeeeee!
:wink: :wink: :wink: :wink:

39. kotobekibo
(
17/11/2008 22:10)
ikaretsaka:
ka tsy mety @ lehilahy ilay lena ee
MMS:
Fa lay mandena ihany ve?
:-$
Tsy ho tapakevitra mihitsy izany fa handroso mihemotra foana ?
:-D :-D