Fa nahoana kosa ary e?

41. Noue ( 18/11/2008 17:22)
ni81:

Maro amin'ny vehivavy malagasy no be kritera rehefa tsy mbola mahita ilay olon-tiana. Misy mahatsara izany, ary misy koa ny maharatsy azy.
Haka ohatra iray amin'izany aho.
Vehivavy malagasy mitady: lehilahy, selibatera, na nisara-bady, na maty vady, andriana avy ao ( ). Izy anefa amin'io mipetraka eto Frantsa a! Dia toa sarotra aloha ny ahita izany e! asa anefa...
Dia izao no zavatra niseho. Nahita tovolahy, malagasy, fa kosa tsy milaza taminy io lehilahy io fa kay manambady aman-janaka. Dia nanome toky ity lehilahy fa hoe tia, ary vonona hanambady. :roll: Dia mino tokoa ity tovovavy, kanefa ilay tovolahy dia mahasahy milaza @ namany fa ataony fandaniana andro fotsiny. Indrisy...
Maro amin'ireo tovolahy malagasy mipetraka eto frantsa no mahay mampiresaka ny vehivavy toy izany, ary ny toy izao mihitsy koa angamba no nahatonga ireo vehivavy roa niady lehilahy teto @ serasera. 8O

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4922708bc6ba4


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0845