fanontaniana
8. rakaroka
(
11/11/2008 23:33)
:-D :-D :-D :-w :-w toa voan'ny areti-mifindra ny misera @ aterin'eto doholo koh :-D :-D :-D
11. fahamarinana
(
12/11/2008 15:45)
:arrow: tsa misy maresaka hono akia ni a ,soa soa madina avao e !!!(l)
14. fahamarinana
(
12/11/2008 16:22)
:arrow: ary noheveriko hoe namana vaovao anie fleuraah dia manatsafa fa hay efa namana 2006 kouh...karakory mouvement-nao fleuraah,ino kabary ? .. (l)
15. ratonga
(
12/11/2008 16:34)
fahamarinana:
:arrow: ary noheveriko hoe namana vaovao anie fleuraah dia manatsafa fa hay efa namana 2006 kouh...karakory mouvement-nao fleuraah,ino kabary ? .. (l)
ouay to ftény avy any dégô zany an'i fama zany klé :lol:
16. fahamarinana
(
12/11/2008 16:43)
ratonga:
ouay to ftény avy any dégô zany an'i fama zany klé
:arrow: :-D ka fahama anie teraka tany diego,lehibe tany ihosy,toamasina,fianarantsoa... dia mifangaro bodaka ao daholo izay mety ho fitenim-paritra rehetra...teny frantsay ihany no mampiboredika..:wink: (l)
17. fijo
(
12/11/2008 22:57)
tsy diego irery no mampiasa iznay ka,mahajanga ko amampiasa an'io.
i diego mampiasa hoe "mbola tsara e"
fa mahajanga no manao hoe "kararkory moa,ino movement"ino malonao.sns
i diego mampiasa hoe "mbola tsara e"
fa mahajanga no manao hoe "kararkory moa,ino movement"ino malonao.sns
18. haritianah
(
13/11/2008 10:08)
karakory FIJO anao zany anie tena Boka Mahajanga neity en.EOWA BAS
19. ni81
(
13/11/2008 10:34)
ka fahama anie teraka tany diego,lehibe tany ihosy,toamasina,fianarantsoa... dia mifangaro bodaka ao daholo izay mety ho fitenim-paritra rehetra...teny frantsay ihany no mampiboredika..lava tongotra kay an! :lol: