fanontaniana

1. fleuraah ( 09/11/2008 19:18)
salama ve anareo
novalian'i ainaheri ny 13/11/2008 17:07
2. ssendra ( 09/11/2008 19:20)
ka ampy tsara angah ny torimasonao alina????
3. booboo ( 09/11/2008 19:27)
:-D
4. sipagasy ( 09/11/2008 20:25)
ary misy manamaina ato izany ann.
5. Papoose ( 10/11/2008 16:05)
fleuraah, arakle hiran'i mika sy davis v zany? :D
6. fijo ( 10/11/2008 22:55)
avy hory kely fa marary ny lamosina ko
7. zoukimi ( 11/11/2008 00:11)
:-D
8. rakaroka ( 11/11/2008 23:33)
:-D :-D :-D :-w :-w toa voan'ny areti-mifindra ny misera @ aterin'eto doholo koh :-D :-D :-D
9. fahamarinana ( 12/11/2008 15:35)
:arrow: :-D :-D (l)
10. ni81 ( 12/11/2008 15:41)
salama ve anareo
eka agnay salama e! igno maresaky :-D :-D :-D
11. fahamarinana ( 12/11/2008 15:45)
:arrow: tsa misy maresaka hono akia ni a ,soa soa madina avao e !!!(l)
12. ni81 ( 12/11/2008 15:49)
tsa misy maresaka hono akia ni a ,soa soa madina avao e !!!
:-D :-D
13. sakaizakely ( 12/11/2008 15:58)
:-D :-D :-D :-D :-D
14. fahamarinana ( 12/11/2008 16:22)
:arrow: ary noheveriko hoe namana vaovao anie fleuraah dia manatsafa fa hay efa namana 2006 kouh...karakory mouvement-nao fleuraah,ino kabary ? .. (l)
15. ratonga ( 12/11/2008 16:34)
fahamarinana:

:arrow: ary noheveriko hoe namana vaovao anie fleuraah dia manatsafa fa hay efa namana 2006 kouh...karakory mouvement-nao fleuraah,ino kabary ? .. (l)


ouay to ftény avy any dégô zany an'i fama zany klé :lol:
16. fahamarinana ( 12/11/2008 16:43)
ratonga:
ouay to ftény avy any dégô zany an'i fama zany klé

:arrow: :-D ka fahama anie teraka tany diego,lehibe tany ihosy,toamasina,fianarantsoa... dia mifangaro bodaka ao daholo izay mety ho fitenim-paritra rehetra...teny frantsay ihany no mampiboredika..:wink: (l)
17. fijo ( 12/11/2008 22:57)
tsy diego irery no mampiasa iznay ka,mahajanga ko amampiasa an'io.

i diego mampiasa hoe "mbola tsara e"
fa mahajanga no manao hoe "kararkory moa,ino movement"ino malonao.sns
18. haritianah ( 13/11/2008 10:08)
karakory FIJO anao zany anie tena Boka Mahajanga neity en.EOWA BAS
19. ni81 ( 13/11/2008 10:34)
ka fahama anie teraka tany diego,lehibe tany ihosy,toamasina,fianarantsoa... dia mifangaro bodaka ao daholo izay mety ho fitenim-paritra rehetra...teny frantsay ihany no mampiboredika..
lava tongotra kay an! :lol:
20. fahamarinana ( 13/11/2008 11:54)
:arrow: zanaka marasily no marina kokoa ... :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.296