Dia inona indray aza no mba mahatamàna anao aty e?

1. tslem ( 09/11/2008 14:03)
Toy ny dinika napetrak'i nyrina dia mivadika kely indray ny fanontaniana: inona no tena mba mahatamàna anao aty ? :)
novalian'i soanja ny 01/02/2009 13:24
2. ssendra ( 09/11/2008 14:28)
aleo tonga de tsorina hoe ny confort ny soins sns....
3. ni81 ( 09/11/2008 14:35)
aleo tonga de tsorina hoe ny confort ny soins sns....

io kosa aloha dia tena tsy misy iadiam-barotra e! na ny fanajan'ny mpitsabo sy ny tariny rehetra koa aza.
4. ssendra ( 09/11/2008 14:37)
fa hita ko! ny soins sy ny fanafody amin'io remboursé mahitsy hihihih
ankoatra izany ny any madà ihany no mahatamàna raha feno an'ireo :wink:
5. ni81 ( 09/11/2008 14:47)
fa hita ko! ny soins sy ny fanafody amin'io remboursé mahitsy hihihih
ankoatra izany ny any madà ihany no mahatamàna raha feno an'ireo
eeee ny any mada tena lavitra be ireo. Taloha no nisy tsy naloa vola teny @ hopitaly maro fa zao efa tsy misy intsony. Na ny mpamafa ny chambre misy ny marary aza any dia efa tsy misy fa ny havan'ny marary miandry azy ao no manao izany.
6. ssendra ( 09/11/2008 15:02)
ny mahatamàna aty koa dia ny morafahitàna asa! raha tsy hoe olona kamo velona miraviravy tanana angaha....Raha miasa anefa dia ok! ny fiainana fa arakaraka ny fidirambola indray no handaniana azy am zary sy zaroa....
MBA mifanahaka amin'ny vidim-piainana ny karama raisina fa ny any antanàna tena mifanelanelana be ny karama sy ny vidim-piainana dia tenamampalahelo ny vahoaka :?
7. Papoose ( 09/11/2008 22:36)
-ny customer service......tena mitombina le hoe ny client no roi :°) ... afaka mamerina entana sady misy guarantee fa tsy le hoe ny entana efa lafo tsy azo averina intsony!!!
-ny liberte... afaka miteny sy manao zay tiana...za tia manao scoubidou... ka tsy maninona mihitsy ny mitondra scoubi anatina siperimarsee fa raha any dago dia tsy mampahazo aina
-ny fomba fi apprecien'ny olona zvt tsara natao
-ny fahalalan-tsain'ny olona
-ny habetsahan'ny choix nao (kaly, service,sns)

dia andraso in dray aloha hitady :D
8. vale ( 09/11/2008 23:21)
yeeeeeeeee ny ahy koa ny soins sy ny comfort;eau chaude partout dans tte la maison, sy ny sofazy, anefa any dago ts afaka mi se permettre an'reo à moins que ministra angah! :lol:
ny lalana koa tsarabe dol fa tsy misy kilavdavaka, ny fifanajàna tsy hita any amintsika firy lotra..de ny resaka karama ny farimpiainana koa e, fa ny hofantrano eto am misy anay kosa aloha mampitsoka eee(raha lgmt privée io ahhh! :wink: )
9. rastafarai ( 10/11/2008 02:03)
Nenah ny mahatamana ahy hatramin'izao alou d ny fitoviana @ maha-olombelona!
Tsy hita taratra ny fiainan'ny tsirairay fa any Dago tonga d vakina b we ty ngetroka, ty mafy ady
:oops:
10. niryna ( 10/11/2008 02:19)
tslem:

Toy ny dinika napetrak'i nyrina dia mivadika kely indray ny fanontaniana: inona no tena mba mahatamàna anao aty ? :)



:D :D ny an'i tslem aloha e ?
maro be ka fa ny ahy kosa aloha ilay zavatra tsara foana no ataoko mibahana ato an-dohako dia maivana ny zavatra tsy tiako mipetraka aty.

ny fiainana aloha dia mirotoroto e,fa misy avenir kely ny ankizy dia izay no jerena
11. Papoose ( 10/11/2008 03:06)
vale:

yeeeeeeeee ny ahy koa ny soins sy ny comfort;eau chaude partout dans tte la maison, sy ny sofazy, anefa any dago ts afaka mi se permettre an'reo à moins que ministra angah! :lol:
ny lalana koa tsarabe dol fa tsy misy kilavdavaka, ny fifanajàna tsy hita any amintsika firy lotra..de ny resaka karama ny farimpiainana koa e, fa ny hofantrano eto am misy anay kosa aloha mampitsoka eee(raha lgmt privée io ahhh! :wink: )


mifameno ihany ilay hofan-trano lafo sy le karama raisina

Ny milay aty koa le (tsy haiko na zah rery ty aloha) tsy dia mandany vola be resaka kaly nefa afaka mihinana karazany maro! :D
12. tywa68 ( 10/11/2008 08:22)
io resaka fitsaboana sy ny confort (tsy mila mpanampy fa vita2 eny ihany nefa ny raha2)
Dia ilay sakafo be karazany ary ny voankazo ngôda be :miam:
13. kelly13 ( 10/11/2008 09:06)
nenà le miserasera a grande vitesse
14. sakaizakely ( 10/11/2008 12:03)
nahita kofa milay :-D :-D :-D :-D :-D
15. ni81 ( 10/11/2008 12:12)
nahita kofa milay
:lol: :lol:
16. vale ( 10/11/2008 12:22)
mifameno ihany ilay hofan-trano lafo sy le karama raisina

Papoose: tena tsy mifanentana aky aaa, raha lgmt privée ahhh, ny eto parisy eto tena henjana be raha tsy mahazo HLM ndry tena ts mora, fa hafa indray anie le oul oe mikarama 2000euros any ho any eee, ireny mahazàka ny manofa pavillon etc..fa ts mora ny resaka trano eto tena mapandositra koooo..
17. ssendra ( 10/11/2008 12:35)
fa ilay HLM moa inona, fonenana ho an'ny tsy dia manambola sa inona...????
De ny trano pavillon manao ahoana????
tsy fahenoko aty aminay mantsy ka izay no antony anotaniko azy
fa marina kosa aloh fa tsy rariny ny hofatrano ao paris na bruxelles koa aza, mino aho fa zay renivohitra lehibe dia toy izay daholo ny hofantrano.....
NA IZANY aza miakatra andro aman'alina ny hofantrano na vidintrano grrrr
18. ni81 ( 10/11/2008 12:41)
Ny HLM dia Habitation à Loyer Modéré, ary ny pavillon angamba dia araka ilay fiteny any dago hoe "trano valo zoro" :lol: na trano milay be zany e!
Fa ny hofantrano aloha eto frantsa dia minainaina avokoa ny eny @ tanan-dehibe e! fa ny ambanivohitra no mbola misy betsaka mora, na ny hofany na ny vidiny, fa mandeha lavitra indray anefa rehefa mamonjy asa.
19. Lejoba ( 10/11/2008 12:51)
ssendra : HLM = habitation à Loyer Modéré. Manao fangatahana @ fanjakàna ianao. Dia mankany matetika manontany vaovao fa mety ho ela be (aman-taonany) vao mahazo satria misy ordre de priorité : izay misy zazakely na mpianatra, izay tsy an'asa fa vao eo am-pitadiavana, izay maro anaka, izay tsy salama sns.
Pavillon dia ny antsoin'ny any Dago hoe "villa". mety ho maison tsotra koa io fa tsy voatery ho luxe be tsy akory.
Ny eto France mantsy saika immeubles ny trano fonenana no betsaka. Toy ireny buildings Ampefiloha sy ny immeubles Santa ireny. Dia henonao izay miseho ao am-badika dia avy eo mifanome tsiny ny mpifanolo-bodirindrina satria mitabataba hono ny hafa, tsy tian-dry bôfy kely hono ny fofon-kaninareo sns.
Fa ny mahatamàna ahy aty aloha, ankoatry ny efa voalazany'ny hafa (confort sns.) dia ilay sôsy eh. On vit avec les moyens qu'on a. Miasa ialahy dia afaka manao projet hoe hividy an'ity sy ity. Ilay côté matériel izany izy lafatra eh. Avy eo avotra be ny any @ tanàna rehefa mba andefasanao zavatra kely. Na andefasanao 20euros par mois fotsiny aza izy dia efa tena OK be izany @ny.
Dia mifanaja be. Vao zazakely dia ampianarina hifankatia sy hifanaja ao anatin'ny fahasamihafàna. tsy toy ny any @ tanàna: miavonavona ny havanao rehefa tsy manana noho izy ianao. Ny samy "avo" ihany no miaraka.
:D :lol:
20. ssendra ( 10/11/2008 13:00)
ni, lejoba mci tam fanazavàna hay ve izany e!
ka raha mora ny ambany vohitra fa angaha tsy mahita asa any ihany????
SADY madio rivotra no milamindamina anie e!
mitovy ihany izany ny dépense raha lany vola am trajet anefa mba mipetraka am trano malalaka sy tsara any ambanivohitra sy ilay hoe
mandoha hofatrano lafo be anefa ny trano kely dia kely fa tsy mando trajet rehefa mande miasa....
KOU TSY leoko miala lavitra ny ville kely....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099