Dia inona indray aza no mba mahatamàna anao aty e?
21. ssendra
(
10/11/2008 13:03)
18. Mpandefa : Lejoba [ Valio ] 10-11-2008 13:51:37
Lohateny : Re : Dia inona indray aza no mba mahatamàna anao aty e?
ssendra : HLM = habitation à Loyer Modéré. Manao fangatahana @ fanjakàna ianao. Dia mankany matetika manontany vaovao fa mety ho ela be (aman-taonany) vao mahazo satria misy ordre de priorité : izay misy zazakely na mpianatra, izay tsy an'asa fa vao eo am-pitadiavana, izay maro anaka, izay tsy salama sns.
HAY AZOKO ka! mitovy am lay hoe habitation sociale aty aminay ihany na maison de cités ho an'ny olona voalazanao ireo....
22. ssendra
(
10/11/2008 13:06)
ny pavillon izany dia maison na villa na bungallow ny iatsoana azy aty aminay..... :°)
23. kelly13
(
10/11/2008 13:10)
hafa ny villa hafa ny pavillon ka, ny villa d trano mitokana, fa ny pavillon d trano maromaro mifanolobodirindrina! ny loyer @ izy ireo kou d samy hafa!
za ry reto mipetraka aty ambanivohitra fa lafo ny hofatrano na izany aza a

24. ssendra
(
10/11/2008 13:18)
OHATRA hoe ohatrinona de manao ahoana izany trano lafo ofatrano izany ry kelly???? andao hoe mba hampitahaina ny vidimpiainana raha mitovy...
IZAHO koa mantsy ambanivohitra no mipetraka.....lavitra ny tanandehibe izany fa tsy ambanivohitra toy ny any betafo akory hoe tsy lmisy nin nin :lol:
fa ohatra hoe io pavillon lazainareo io misy etages , efitra fatoraina telo, salle de bain roa, cuisine , sallon ,salle à manger, garage, jardin, hall d'entré ngedabe, cave telo hevitra....io izao no nanofain'ilay namako izay 400euro fa efa zareo niala tao de nampiakariny 500euro.... :/

25. kelly13
(
10/11/2008 13:26)
kay mora b zany ry kala a, nde hifindra any aminareo za hahahaha! aty aminay pavillon kely de 50m², efitra 2, cuisine americaine, sdb, wc, tokotany kely mampimé kely no 500euros.
26. ni81
(
10/11/2008 13:34)
Hay ve ny pavillon toy izany e! zà nihevitra fa trano milay e! :lol: :lol:
27. ssendra
(
10/11/2008 13:37)
Fa ilay izy koa anie tokony asiana lalàna ihany ireny mpampanofa trano ireny e!
toa izay tiany hatao am lay prix izay tiany fotsiny no ataony, te hampiakatra izy am eritaona de ampekariny.....tena tsy norme mitsy alou e!
mampalahelo ny olona kely karama ....ny taty aminay efa nisy fandinihina akainy nataon'i fanjakàna fa be ny mitaraina idrindra any bruxelles any ....k'asa na nanao ahoana izay....

28. sakaizakely
(
10/11/2008 15:06)
ka ny lalanan'ny offre et la demande no manjaka amin'izy io kou
raha Paris intra-muros klou de tsy hay idiran'ny besinimaro e, ny super cadres sup sy ny patabe ihany zao no afaka miditra any, na hividy io na hanofa. Misy mpiara-miasa taminay izay mipetraka rue de Rivoli juste en face-n'ny jardin des Tuileries fa 8000 € ny hofan'ny 120 m²
En moyenne any Paris
600 € studio - 1 p
800 minimum - 2 p
1200 - 3 p 50 m² fa misy oul fantatro, en plus izy any St-maur (94) fa tsy paname intramuros, antsasakaraman'izy mivady le hofantrano 8O, de zara fa miaina avy eo
de otrizay hatrany ny vidiny, raha mahita aza; mila garantis betsaka koa vao omeny : caution : mila manao avansy 3 mois de loyers, karama 4-5 fois n'ny hofantrano, en CDI depuis plus de 2 ans, ...
de zay no mahabetsaka ny oul mihataka aty ambanivohitra. Na mandoa carte orange 5 zones mbola mahavoa ihany satria raisin'ny orinasa ny 1/2, Ny inconvénients dia lany fotoana @ trains-bus 3h/j en moyenne, mihazakazadava raha miasa, mila manana fiara koa ihetsehana sur place. Fa malalaka ny trano, misy tokotany, milamina. Fa mbola gagnant @ qualité de vie na de somary lavidavitra an'i Paris aza aloha e.
Pour info, ny hofantrano eto aminay toa 1200 € 5p -90 m² eo. Misy trano ahofa zay mantsy eto akaikinay, fa nifandrombahan'ny oul le izy, nefa kely blitika sady lavitra toute commodité...
zao tsy mitsahatra miakatra ny hofantrano malgré la crise satria tsy afaka mividy intsony ny oul de votery manofa, de manararaotra dol ny bailleurs. Na any @ zone 8 ara zao efa mila tsy ho araka intsony
:{ :{ :{

29. vale
(
10/11/2008 18:41)
fa ilay HLM moa inona
ssendra: ilay omen'ny La mairie le izy, izany oe enao tsy afaka misafidy lotra ny toerana fa le hofatrano kosa modéré, HLM: habitation à loyer modéré aky ah!
ny pavillon kosa ohatry ny villa ireny e!:wink:
31. vale
(
10/11/2008 18:49)
HAY AZOKO ka! mitovy am lay hoe habitation sociale aty aminay ihany na maison de cités ho an'ny olona voalazanao ireo....
matetika aky le izy le cité ireny aa, le immeuble ireny ee, saika ny banlieue dol no misy azy, matetika isika vahiny dol no mipetraka amlay izy noho izy mora de mikafiry manao demande amin'iny aby ny vahiny, fa tsy milamina aloha ee, araka ny tenin'i lejoba oe tsy tian'ny sasany ny fofonkanina ny sasany etc, ny asenceur iraisana, etc.. fa mba mora kosa ny hofany mihoatra ny privée misy différence beeeeee mihintsy, tsy azo ampitahaina ankory, de aleon'ny vahiny any dol am le manangona ee, fa tsy vitsy koa anefa ny mihataka kely ny ville kaaa, any koa mbola azo iafian any loyer.
32. vale
(
10/11/2008 18:55)
ssendra:
OHATRA hoe ohatrinona de manao ahoana izany trano lafo ofatrano izany ry kelly???? andao hoe mba hampitahaina ny vidimpiainana raha mitovy...
IZAHO koa mantsy ambanivohitra no mipetraka.....lavitra ny tanandehibe izany fa tsy ambanivohitra toy ny any betafo akory hoe tsy lmisy nin nin :lol:
fa ohatra hoe io pavillon lazainareo io misy etages , efitra fatoraina telo, salle de bain roa, cuisine , sallon ,salle à manger, garage, jardin, hall d'entré ngedabe, cave telo hevitra....io izao no nanofain'ilay namako izay 400euro fa efa zareo niala tao de nampiakariny 500euro.... :/
:{ :{ :{ kaaaaayyy, morabeeeeeeee :lol: hihihihi, aty paris studio kely 20m2 hofain'y oul 500 euros, :{ , raha aty zany tsy latsaka ny 1500euros/mois ny hofany, koaaay, sambatra!!!!!!!!!!!
33. vale
(
10/11/2008 18:58)
kelly: mbola azo lazaina oe mora aky izany mihoatra ny aty a, eto aminay eto izao 2pièces, 1005euros :{
34. vale
(
10/11/2008 19:02)
Pour info, ny hofantrano eto aminay toa 1200 € 5p -90 m² eo
1220euros pour 5p, tena mora izany, mbola mahazo beee mihintsy na mandoa ticket5zones aza!!
35. booboo
(
10/11/2008 19:16)
ny ahy ny mahatamana anà :
- boky boooooooobaka beeee
- serasera malaky be
- be raha hisafidianana ( motika, fialamboly, boutiques, sns )
- tsy mananosarotra ny mivezy² mitety firenena hafa na faritra hafa
- ny fitsaboana ampy fitaovana ny doko sy/na hopitaly, dia tsy sarotra kounkou mitady ny fanafody
(- confort any an-dasy , 4* mitaha @ rehefa milasy any M/car :°) :°) )
- ay dia ny confort ara-materialy
- euh...
-euh...
:arrow:

36. Papoose
(
10/11/2008 19:25)
tena mbola mora le hofantrano any zany.
dia tena arakararaky ny karama zany io fa samihafa ny ao antsaintsika @ le izy!

37. ssendra
(
10/11/2008 20:14)
Ka ô ry zareo ah! hoatrinona ny karaman'ny olona any aminareo raha izany, avo be noho ny karaman'i olona aty amina raha io lazainareo io hoe 1200euro ny hofatrano 8O ny aty aminay izao raha vendeuse eny am super marché izy de manodidina io 1200euro io no karamany DIA RAHA MANAMBADY izy ohatra atao hoe 2000euro ny vola raisiny dia ny hofatrano raha maka trano fa tsy appart dia eo am am 500 à 600 euro avec jardin tout et tout, dray dray dray! tena lafo tokoa izany hofantrano any izany....
38. ssendra
(
10/11/2008 20:16)
karama net io lazaiko io fa tsy brut an! zany hoe efa miala dool ny pitsopitsony alain'ny fanjakana ... :x
39. ssendra
(
10/11/2008 20:19)
RAHA NY ahazahoako azy dia arakaraka ny isan' ny pièce izany no tokony hahamorana na hahalafo ny hofantrano 8O
ny anay aloha arakaraka ny quartier sy ny hatsaran'ny trano, anefa io noalzaiko etsy ambony io efa quartier manja be sy ilay trano tena tsara....