Hangataka tonokira
1. ando007
(
01/11/2008 15:22)
Salut daholo mba mangataka ny hiran' i Freedom jah ilay mitovy feo @ slove indoneziane( ref: tiako ianao satria ianao ilay vady sahaza ho ahy mandrakizay ...................) ary ilay hiran'i Dafy "Raha mbola izy no Andriamanitra ",izay dia misaotra mialoha
2. Noue
(
01/11/2008 16:51)
ity ve io eeee ???
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Freedom%2Bjah/video/x2aioa_tolory-freedom-jah_music
3. harinoa
(
04/11/2008 09:46)
slt! saika mb angatak tonokira ny "Aza avelanao" an'i Y-ZIT le misy fandrina mafana iny, de "Mahatsara zaho" an'i SHYN stp. stp.... :kisssss
4. fahamarinana
(
04/11/2008 10:52)
:arrow:
harinoa :jereo ao amin'ny tonokira fa efa betsaka no nitady an'io shyn io ary efa nisy nametraka..(l)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0524