Hangataka tonokira

1. ando007 ( 01/11/2008 15:22)
Salut daholo mba mangataka ny hiran' i Freedom jah ilay mitovy feo @ slove indoneziane( ref: tiako ianao satria ianao ilay vady sahaza ho ahy mandrakizay ...................) ary ilay hiran'i Dafy "Raha mbola izy no Andriamanitra ",izay dia misaotra mialoha
2. Noue ( 01/11/2008 16:51)
ity ve io eeee ???

http://www.dailymotion.com/relevance/search/Freedom%2Bjah/video/x2aioa_tolory-freedom-jah_music
3. harinoa ( 04/11/2008 09:46)
slt! saika mb angatak tonokira ny "Aza avelanao" an'i Y-ZIT le misy fandrina mafana iny, de "Mahatsara zaho" an'i SHYN stp. stp.... :kisssss
4. fahamarinana ( 04/11/2008 10:52)
:arrow: harinoa :jereo ao amin'ny tonokira fa efa betsaka no nitady an'io shyn io ary efa nisy nametraka..(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446