"ny tena finoana dia..."

1. fijo ( 31/10/2008 22:11)
maro ianareo mpino no milaza ,na mampiasa io fomba fiteny io.
ny tianareo ambara ve izany dia hoe"izay tsy mino toa anay dia tsy izy?"tsory raha izay dia ahngina izahay fa efa anareo ambongadiny ny fahamarinana.
novalian'i prime ny 28/11/2008 09:48
2. ikaretsaka ( 01/11/2008 01:12)
ny tena fionoana lettsy de

1) ny mahafantatra heo ranona zao no inoany satria izao ny antony...de ranona zao de rakoto zao de razay izao de randria zao de ranaivo izao... de za zao satria izao ny antony

2) rehefa m iresaka @ ndranaivo na randria aho de haiko sy ezahiko ho hay ny momban'ny inoany dia haiko koa anefa ny manazava aminy momban'ny inoako raha ilainy sy anontaniany fa tsy manery azy aho hoe ny ahy no tena milaaaaay nefa tsy haiko akory ny manazava ny ahy hoe satria nahoana no milay fa amboletra fotsiny!
fa rehefa te hanaraka ny ahy izy de azy izay..

3)raha misy mahagaga ahy ny fanontaniany momba ilay inoako de eo aho le mandinintena !

4) raha mahaliana ahy ny momban'ny inoan-drakoto de anmontaniako azy... rehefa mibadabada momban'iny izy dia rakatro avy hatrany hoe na ny soi disant inoany aza tsy hainy ny manaparitaka azy @ olona hafa de ahoana ny hinoan'ny olona an-drakoto?

5)dia avy eo aho mifanasoa sy miezaka mi coexiste sy manjelatra eo imason'izy jiaby!.. manao ny filozofian'ny ze tia manaraha! :wink:

izay ny ahy ny finoana raha jereko @ fijerin'Ikaretsaka!
3. xxx ( 01/11/2008 15:24)
Mety misy fahadisoankevitra kely ihany zany rafijo a fa misy koa anie ny mino tsy avotra e ! fa io miankina @ ilay inoanao ihany fa ny ahy aloha ny inoako dia ilay Andriamanitry ny Israely e ! tsy mbola nisa ankoatrany zao no nilaza fa izy no nahary ny tany sy ny lanitra sy izay rehetra ao @ ary mbola tompon'ny farany ihany koa efa nijery ireo religion hafa ihany aho fa tsy mbola hitako sa rafijo mahita hafa ?
4. cutie ( 01/11/2008 16:08)
fa ny ahy aloha ny inoako dia ilay Andriamanitry ny Israely e

Tsy azoko le we atra ny israely. Fa nga tsy rehefa inonao le Atra de tsy efa Andriamanitrao zay???
5. rakapy ( 01/11/2008 16:36)
Hiino ihany ve Ra xxx tsy aleo mino ny Andriamanitry ny Gasy toy izay hanakatra ny any Israely ???
Ataonao hoe diso calcul ve A/tra nanamboatra anao ho Gasy?
6. rabilabila ( 01/11/2008 18:53)
Mazava ho azy fa andriamanitr'Israely satria ny kristianisma dia fivavahana dérivée -n'ny judaisme , fa " namorona" an'ilay messia fotriny .ny 1ier canon-n'ny baiboly dia avy @ torah.

Par contre , maro no manafangaro an'ilay andriamanitra malagasy amin'ny andriamanitr'Israely .Ny gasy nanana ireo andriamaniny tsy misy hifandraisana amin'ny andriamanitr'Israely ,izay noteren'ireo mpanjanaka ( toa ny mahazatra) fa mitovy amin'ny azy ( par des manipulations ) dia adinon'ny malagasy fa manana zanahary izy .


dia avy eo aho mifanasoa sy miezaka mi coexiste sy manjelatra eo imason'izy jiaby!.. manao ny filozofian'ny ze tia manaraha!


Sao dia marketing ary io fa tsy filozofia :wink:
Izaho izao possible amiko mihitsy ny hiara-miasa amin'i Ika amin'ny fampandrosoana , fampianarana , sns.......( encore faut-il que eken'i Ika sy ny mpiray vala amin'i Ika aho ),sachant très bien hoe izaho tsy hanaraka an'i Ika mihitsy raha resaka valam-pivavahana no resahina satria ny choix-ko efa mari-pototra ; par contre ny inverse tsy voatery ho valable .Amin'i Ika ilay izy mety possible fa amin'ny mpiray vala tsy voatery . :wink:
7. cutie ( 01/11/2008 18:55)
Mpandefa : rabilabila [ Valio ] 01-11-2008 19:53:21
Lohateny : Re : "ny tena finoana dia..."
Mazava ho azy fa andriamanitr'Israely satria ny kristianisma dia fivavahana dérivée -n'ny judaisme , fa " namorona" an'ilay messia fotriny .ny 1ier canon-n'ny baiboly dia avy @ torah.

"namorona" a :-D :-D :-D :-D
8. ikaretsaka ( 01/11/2008 19:03)
Izaho izao possible amiko mihitsy ny hiara-miasa amin'i Ika amin'ny fampandrosoana , fampianarana , sns.......( encore faut-il que eken'i Ika sy ny mpiray vala amin'i Ika aho ),sachant très bien hoe izaho tsy hanaraka an'i Ika mihitsy raha resaka valam-pivavahana no resahina satria ny choix-ko efa mari-pototra ; par contre ny inverse tsy voatery ho valable .Amin'i Ika ilay izy mety possible fa amin'ny mpiray vala tsy voatery .

izya koa marina le hoe arakarak'ilay sehatra iarahana miasa koa, sy ny bornagen'ilay "mpiray vala"
9. rabilabila ( 01/11/2008 19:04)
Koa sendra olona mahay mikabary izy koa , I Cutie angaha mbola tsy taratara amin'ireny olona mahay mikabary ireny ? Supposer-ko hoe :na Baryton i Lery , na ilay tenor tena somary mihirahira na miangolangola ireny ny feony .
Izaho aloha raha vao basse na baryton ny timbre dia tonga dia tara satria feo mandrotsirotsy ahy ireo :-P :-D :-D :-D
10. cutie ( 01/11/2008 19:08)
tsy tia mihaino kabary za raha vo blablabla koa :-D :-D :-D :-D
11. rabilabila ( 01/11/2008 19:27)
Ka ilay izy nge tsy ilay kabary intsony no henoina fa ilay feo mandotsirotsy e!! dia avy eo mitehaka :-D :-D
Izay no hi-supposer-ko ny feon'i Lery satria betsaka no tsy naharaka ny zavatra nolazainy ( ary hatramin'izao moa ) ka dia nanaraka azy noho izany . :-P
12. cutie ( 01/11/2008 19:32)
:-D :-D :-D :-D
hay ve e
manonofy am-pitoerana eo zany
13. rakaroka ( 01/11/2008 21:14)
Heu...raha ny marina dia manitikitika ny sain'ny mpino "mandrakariva ,tahaka ny "pôlir une pierre" ny mandalina ny "finoany", indrindra moa raha heverina ho toy ny "boussole" handrefesana ny dia izany, satria mazava ho azy fa raha tsy voapetraka tsara lé "boussole" io,dia tsy ho tody @ 'zé tanjona e, ka mety angamba tsy mi se basé @ honohono fa mbô mandalina tsara ny saina amam-panahy, ary marina fa ny "Finoana" dia mety ho fifandraisan'ny olona iray
@ Andriamaniny. Ny tsi1/1 samy manana ny "style-ny" , ka tsy afaka angamba hanao hoe "inoy araka ny "fahatsapako".
En faite misy "lahatsoratra mikasika ny "finoana" ity mametrapetraka izany tsara satria moa "famaritana ny "finoana "ity "sioze":
http://www.1001nuits.org/index.php?title=Qu'est-ce_que_la_foi_%3F
14. ikaretsaka ( 01/11/2008 23:25)
raha mila feona bass aho dia tsy atotongako intsony io eo @ sary io ... :-D

raha mila bariton indray aho maka sax kle
15. prime ( 03/11/2008 10:17)
Fijo> ny finoana an'ny tena fa tsy an'ny hafa sy izay ambaran'ny hafa... raha ny tenin'Andriamanitra indray no mamaritra sy manambara azy dia izay ilay mamaly ny fanontanianao...
16. ikaretsaka ( 03/11/2008 21:35)
define "tenin'Andriamanitra"
17. fijo ( 05/11/2008 22:05)
eto ry prime ,le hevitr'ireo milaza izany no tiako fa tsy hoe "tenin'andriamanitra"io mantsy mbola azo hiadiankevitra hoe ten ateniny ve??nefa izy aminay tsy misy.

le hoe andriamanitry israely.ny israelianina anie tsy mino an'i jesoa ho mesia e,ka manaraka izany ve ny andriamanitr'i israely arahanareo?
18. ikaretsaka ( 05/11/2008 22:31)
izay no ilazako foana hoe farito mazava
19. fijo ( 05/11/2008 22:36)
mifangaro voraka matetik ale hevitra raha vao "andriamanitra"no asiana teny.
20. ikaretsaka ( 05/11/2008 23:07)
ka tsy misy mety mamaritra mazava ny hoe aiza no tiany resahina fa fa le izy fijery marobe nefa misy tia tsy mi cardre afa tsy ny azy ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0575