"ny tena finoana dia..."

41. ikaretsaka ( 14/11/2008 23:31)
Tsy izay manam-pahaizana sy manam-pahalalàna sy manam-pahendrena eto amin'izao tontolo izao no lazain'i Kristy amin'ny hoe "mazava" fa Izy tenany...

fia ahoana izy no miteny heo fantaro ny zavatra rehetra..ampitomboy ny talenta ? sns.. ary...
fa tsy heo io nenao de zay!
42. fijo ( 15/11/2008 22:13)
sao dia hanitatra indray ko
43. prime ( 18/11/2008 11:41)
fijo:
misy tokoa kristianina tsy mijery intsony ny fiainanan teo ry prime.
... ampio fanazavana na ohatra fa somary tsy azoko kely ny tianao marihina...
fijo:
ny masina amiko,dia izay hiarahan'ny rehetra manaiky fa "masina"misy soratra tsy noraisina tao anaty baiboly,nefa dia fantara hoe evanjily ko.ary
... :)
ikaretsaka:
fia ahoana izy no miteny heo fantaro ny zavatra rehetra..ampitomboy ny talenta ? sns.. ary...
fa tsy heo io nenao de zay!
... Izany no mahazavadehibe ny finoana, sy andehanana miasa vokatry ny finoana... :)
44. tsiafoi1 ( 27/11/2008 08:16)
Tsy hiditra lalina @'ny ady hevitra aho fa vao androany koa no teto ; Fa na izany aza manan-kambara kely fotsiny :

Ny Tena finoana de : Fahatokiana ny zavatra antenaina=être sûr de ce que l'on espère, Fanehoana ny zavatra tsy hita. Ataonao ahoana no Fino ra tsy misy Fanantenana? Ary tsy hisy Fanantenana hiforona raha tsy nisy Teny fanomezan-toky = Promesse, na Trangan-javatra tena nisy izay noraketin'ny tantara ka norenesinao.

Raha tsisy finoana ao anatinao de midika izany fa tsy TENA NANDRE ilay Teny = Promesse mihitsy enao, na ihany koa tsy TENA NAHAFANTATRA ilay Trangan-jvt voarakitry ny tantara, ka tsy resy lahatra.

Efa nomena saina handalina sy hamantatra isika koa ampiasao izany HAHAFANTATRA fa tsy manohitra bontolo
45. prime ( 27/11/2008 08:41)
tsiafoi1> Ny nahatonga ny resaka ho lava ao ambony ao (tsy eto amin'ity dinika ity ihany fa any amin'ny lohahevitra hafa rehetra any) dia ilay famaritana ny atao hoe "tenin'Andriamanira" mihitsy...

Isaorana ianao mbola nitondra fanampim-panazavana manamafy fa miorina amin'ny fandrenesana sy fahafantarana ny tenin'Andriamanitra mihitsy aza ny finoana... eo nefa no anorenan'i fijo, sy ikaretsaka, sy rakaroka sy ny namana maro ny olana (araka ny fijerin'izy ireo)...
46. ikaretsaka ( 27/11/2008 23:09)
Tsy hoe ny tenin' Atra ny olana fa le ficadrenareo ny hoe ze votsimponareo sy nenareo ihany

Vokany de lasa tsy Atra @ maha Atra Azy intsony no ambony fa. Feranareo @izay revirevinareo momba Azy Sisa
47. prime ( 28/11/2008 09:48)
rakapy:
Inona tokoa moa no mahadiso na mahafahotana ny tsy finoana?
... Raha amin\'ny eritreritr\'olombelona sy ny fifandraisana mahaolona dia na izaho koa aza mitovy hevitra aminao hoe \"inona tokoa moa no mahadiso...?\" samy manana ny azy, samy manana izay inoany sy tsy inoany, samy manana fahafahana handinika, hijery, hikaroka, hametraka tanjona sns...

Saingy ny tenin\'Andriamanitra no namaritra toy izao, amin\'ny anaran\'ny Tompo :

\"17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin\'izao tontolo izao hanameloka* izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao. [*Gr. hitsara]18 Izay mino Azy dia tsy helohina*; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka** rahateo, satria tsy nino ny anaran\'ny Zanaka-lahy Tokan\'Andriamanitra izy. [*Gr. tsaraina] [**Gr. voatsara]19 Ary izao no fanamelohana*, fa tonga amin\'izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon\'ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany. [*Gr. voatsara]\" Jaona 3:17-19

Tsy Andriamanitra no tonga hitsara sy hanameloka ny olona fa ny olona ihany no miantso fahamelohana ho azy rehefa manapaka ny fihavanana amin\'ilay Nahary azy, izay tsy mikatsaka afatsy fiadanana ho an\'izay tia Azy... tsy Andriamanitra no niala tamin\'ny olona fa ny olona no niala, sy nahafoy Azy...

Mandrak\'ity nefa ny androany dia mbola Andriamanitra hatrany no tsy mitsahatra miantso mba hiverina Aminy izay rehetra niala Taminy... :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0666