lahatra sa anjara

1. baugany ( 31/10/2008 17:46)
lahatra sy anjara ve ny lalanim pifankaty
novalian'i Noue ny 07/11/2008 20:32
2. Noue ( 31/10/2008 20:11)
baugany:

lahatra sy anjara ve ny lalanim pifankaty
sady tsy lahatra no tsy anjara fa manorona aloha dia hita eo ny valiny raha anjara sa lahatra ?????

3. kelyb ( 31/10/2008 20:18)
Misy ny efa silka namboarin'Andriamanitra hoan'ny tsirairay fa isika anefa manana safidy ary afaka mangatka aminy ny mba hetezan'ny fiarahantsiaka sy ny olontiantsika, ka raha hitany fa tsy maninona dia tanterahany, fa raha hitany fa tena goavana ny tsy fetezany dia tsy ekeny fa manana tsaratsara kokoa omena Izy
4. sitlo ( 31/10/2008 20:34)
Hoy i Jesoa hoe: fahasoavana avy amin'ny Ray ny vady ary tsy ny rehetra no mahazo izany... :?

Izay tsy mahazo izany dia mila miketriketrika, dia rehefa mahazo amin'izay dia lasa fanomezana. :twisted: Ohatra ny masay be izany. Fa rehefa tena dinihina dia tsy misy mahavita miketriketrika izany raha tsy notahiana ahavita.

Raha ny Baiboly izany dia lahatra sy anjara ilay izy. Fa raha izaho manokana dia arakaraky ny tsirairay.
5. fijo ( 31/10/2008 20:50)
tsy misy hidiran'ny jeso sy izany andriamanitra izany io e,ianao ihany no mahita sy misafidy azy eo.
6. baugany ( 01/11/2008 14:45)
zay anieee le matonga ah manotany é?sahirana ah mamaly azy
7. xxx ( 01/11/2008 15:02)
Ary aona ndray ary misy ny olona efa hita fa mijaly mihintsy zao,sady maty vono ,no voa pirafy de aiza zany le fetezana @ zay??
Ny hitako fotsiny we zava-dehibe @ ty fitiavana,de refa mifankatia ka tena @ fo,ts arahana zavatra hafa de lasa anjara fona ny lahatra @ zay fotoana zay
8. vale ( 01/11/2008 19:45)
izany oul maty vono izany kosa efa zavatra tadiavina le fijalina raha izany. Maninona raha misaraka e? tiany hoe angaha ilay rangah de miaritra eo foana izy? de izany ary ve no atao hoe anjara? non kosa angamba kah, tsy nisy oul natao hijaly izany kosa anefa afaka manana solution am le izy. Amiko aloha de tsy anjara ny fitiavana fa safidy fotsiny, rehefa nisafidy izany enao an, de iny no anjaranao . :-D
9. Noue ( 01/11/2008 20:31)
vale:

izany oul maty vono izany kosa efa zavatra tadiavina le fijalina raha izany.
zavatra tadiavina ilay fijaliana ahoana eeeee ? mi-existe ve zany oe mitady fijaliana zany eeee ?????

mora ny milaza an'zany fa tokony jerevana oe fa maninona izy no tsy misaraka ??? ary raha tsisy aleha ?? ary raha misy zanaka ????? ary raha tsy miasa ??? de ho aiza nefa eeee ????

10. xxx ( 01/11/2008 20:57)

:-D :-D :-D :-D :-D :-D any izany......
11. vale ( 02/11/2008 00:27)
xxx> tsy kwa zany ee, tonga masika be izy fa mahazatra io,:-D...
oe tsy afaka mankaiza ve???ka izay koa le oe miantehatra @ lelahy ftsn fa tsy mba mampidi-bola na miezaka ho indépendante koh!! Misy aza ny oul maty vono mbola miaritra eo ihany fa oe ny zanaka e ny zanaka, :-D ..raha maty enao tsy vao mainka hijaly ny zanakao?? mba asina fieritreretana ihany rehefa amourezy fa tsy oe tiko ty de jamba sy lasa very saina @ ty a, na de efa ho faty aza. :-D
12. xxx ( 02/11/2008 08:05)
10. Mpandefa : vale [ Valio ] 02-11-2008 01:27:31
Lohateny : Re : lahatra sa anjara
xxx> tsy kwa zany ee, tonga masika be izy fa mahazatra io,...

Tsy izany no mampiomehy ahy fa marina ny voalazany ka!
13. xxx ( 02/11/2008 08:12)
10. Mpandefa : vale [ Valio ] 02-11-2008 01:27:31
Lohateny : Re : lahatra sa anjara
xxx> tsy kwa zany ee, tonga masika be izy fa mahazatra io,...

Tsy izany no mampiomehy ahy fa marina ny voalazany ka! sady ny an' i toi lazzaina fa masiaka daholo ny olona.
14. vale ( 02/11/2008 12:09)
xxx:

10. Mpandefa : vale [ Valio ] 02-11-2008 01:27:31
Lohateny : Re : lahatra sa anjara
xxx> tsy kwa zany ee, tonga masika be izy fa mahazatra io,...

Tsy izany no mampiomehy ahy fa marina ny voalazany ka!

justement. izay ny itenenako oe efa mahazatra ahy ny voatohitra BE tahaka ny ataonareo io. Mafy toto ny aty ee, zà tsy miala @ position-ko ka! misy solution foana io, matoa nisy ny problème dia misy ny solution.tssssss

15. vale ( 02/11/2008 12:12)
xxx:

10. Mpandefa : vale [ Valio ] 02-11-2008 01:27:31
Lohateny : Re : lahatra sa anjara
xxx> tsy kwa zany ee, tonga masika be izy fa mahazatra io,...

Tsy izany no mampiomehy ahy fa marina ny voalazany ka! sady ny an' i toi lazzaina fa masiaka daholo ny olona.

oadray io fomba famaly io ve tsy azo atao oe fahatezerana??? fa angah tsy hainao ny dikan'izany oe TONGA MASIAKA
, izaho aza efa niala tany mcar efa ho folo taona lasa mahay an'izany koa!
Aza miafina e, ohatry ny oe tsy manao xxx ny sasany raha tsy hanohitra, te hividy ny lohany anefa matahotra ny masony??? masika dol ny oul am awona e??????????mdrrr
16. vale ( 02/11/2008 12:15)
vale:

xxx> tsy kwa zany ee, tonga masika be izy fa mahazatra io,:-D...
oe tsy afaka mankaiza ve???ka izay koa le oe miantehatra @ lelahy ftsn fa tsy mba mampidi-bola na miezaka ho indépendante koh!! Misy aza ny oul maty vono mbola miaritra eo ihany fa oe ny zanaka e ny zanaka, :-D ..raha maty enao tsy vao mainka hijaly ny zanakao?? mba asina fieritreretana ihany rehefa amourezy fa tsy oe tiko ty de jamba sy lasa very saina @ ty a, na de efa ho faty aza. :-D

tsy miala amin'ny hevitro aho. averiko eto fa tady hivadika zvt hafa ndray ty! mdrrr

8O
17. xxx ( 02/11/2008 12:29)
mpiady antsena tsssss 8O
izy ihany no mamadika zvtr hafa eo dia mody hoe inona eo shhhhh!
18. vale ( 02/11/2008 12:34)
xxx:

mpiady antsena tsssss 8O
izy ihany no mamadika zvtr hafa eo dia mody hoe inona eo shhhhh!

le xxx ty! tonga eto hitsara tsara oul sa tonga eto hiady hevitra???? fa TSY NAREO no nanomboka??? iza no hanaiky hitambaranareo eo?? raha tsy vomanganareo aho ko oe tinareo atao an'izao sy izao de hiaritra eo.
:evil: :evil: :arrow:
19. vale ( 02/11/2008 12:36)
moramora kely ity vava!!! :evil: :evil: :evil:
20. vale ( 02/11/2008 12:40)
xxx:

mpiady antsena tsssss 8O
izy ihany no mamadika zvtr hafa eo dia mody hoe inona eo shhhhh!

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0845