lahatra sa anjara
21. vale
(
02/11/2008 12:44)
koboko enao ry xxx na miafina aza, fantatro avy hatrany ny fomba famalinao . ary enao oul zatra be teto talou fa enao mintsy no nanana pb de tsy sahy miditra am ps-nao. enao no piady antsena aman'oul teto. :^) :^) :^)
23. xxx
(
02/11/2008 14:39)
21. Mpandefa : Noue [ Valio ] 02-11-2008 14:27:33:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : lahatra sa anjara
dia lahatra sa anjara zao eeeeeeeeeeeee ???
24. ni81
(
02/11/2008 14:50)
koboko enao ry xxx na miafina aza, fantatro avy hatrany ny fomba famalinao . ary enao oul zatra be teto talou fa enao mintsy no nanana pb de tsy sahy miditra am ps-nao. enao no piady antsena aman'oul teto.:-D :-D :-D
25. xxx
(
02/11/2008 14:59)
23. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 02-11-2008 15:50:55:-D :-D :-D
Lohateny : Re : lahatra sa anjara
Voalaza teo :
koboko enao ry xxx na miafina aza, fantatro avy hatrany ny fomba famalinao . ary enao oul zatra be teto talou fa enao mintsy no nanana pb de tsy sahy miditra am ps-nao. enao no piady antsena aman'oul teto.
26. Noue
(
02/11/2008 17:05)
tena sady tsy lahatra no tsy anjara ity ka ! waouuuuuwwww :-D :-D :-D :-D
27. kaboushna
(
03/11/2008 19:07)
mifandamina aloha nareo mitsam ry xxx sy vale a ... manjary nareo ndray no lohateny eto ... calme e !!!!
30. ni81
(
04/11/2008 07:51)
mifandamina aloha nareo mitsam ry xxx sy vale a ... manjary nareo ndray no lohateny eto ... calme e !!!!:lol: :lol:
32. xxx
(
04/11/2008 08:17)
fahamarinana:
:arrow: :D :D nivadika eky ilay dinika kouh... (l)
fa inona indray, tampoka teo dia nivadika haromotana sa masika?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
33. fahamarinana
(
04/11/2008 08:35)
:arrow: dia tsa haiko ry xxx31 fa aleo zany ry zareo hifandamina aloha e !! avy akeo koa miverina mamaly dinika raha mbola hotohizana 8) (l)
34. vale
(
04/11/2008 16:15)
kaboushna:
mifandamina aloha nareo mitsam ry xxx sy vale a ... manjary nareo ndray no lohateny eto ... calme e !!!!
(ka izay koa anie no nahasosotra ahy oe lasa niova ftsn le dinik'oul eee! fa za kosa attakéna ve ts mbo hamaly?! )
Raha amiko manokana ohatry ny tsy misy idiran'ny lahatra sy anjara ny fitiavana, jereko @ oul misaraka manao divorce etsy sy eroa manko eee, rehefa misy zvt tsy ifanarahana de misaraka, fa izany oe tsy izay le cas any amintsika fa mbola mba mitady solution foana aloha hitandromana ilay tokantrano sy ilay fiarahana. Ka raha be ny misaraka , be koa anefa ny tsy mifanaraka mifamono fa miharitra , dia tsy maintsy oe "fisarahana" ny ao ambadik'izay. amiko izany tsy oe Lahatra le izy na anjara satria tsy nisy noterena, fa azo atao tsara mihintsy ny misaraka rehefa tsy mifanaraka. ny mifankatia h@ farany moa izany tsy ataoko ihany koa oe "anjarany "ilay izy, fa ataoko oe Tsara safidy fotsiny ihany..tohizo ary!!
;-)
35. xxx
(
04/11/2008 16:27)
(ka izay koa anie no nahasosotra ahy oe lasa niova ftsn le dinik'oul eee! fa za kosa attakéna ve ts mbo hamaly?! ):-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :^)
Lasa atak indray izy ity :-D :-D :-D :-D
36. vale
(
04/11/2008 23:24)
itony koa tsisy atao,tsss..le oul efa mba miangavy oe aza avadika resaka hafa ilay dinika ! hummmmm :{
37. ikaretsaka
(
05/11/2008 00:04)
xxx:
Ary aona ndray ary misy ny olona efa hita fa mijaly mihintsy zao,sady maty vono ,no voa pirafy de aiza zany le fetezana @ zay??
Ny hitako fotsiny we zava-dehibe @ ty fitiavana,de refa mifankatia ka tena @ fo,ts arahana zavatra hafa de lasa anjara fona ny lahatra @ zay fotoana zay
sitrapo ny azy
38. mangidy
(
05/11/2008 00:18)
sitlo:
Hoy i Jesoa hoe: fahasoavana avy amin'ny Ray ny vady ary tsy ny rehetra no mahazo izany... :?
Ny vady Hendry io a! "" Ny vady Hendry dia lova avy @ Jehovah" ary ny vady maditra izany nolovaina avy t@ iza?
Amiko ny lahatra sy anjara dia fahendrena noraisintsika avy t@ ireo Ray amandreny! Rehefa mety de atao hoe" Ho ataoko tsara karakara f'efa Anjara," ....nomenao ahy mandrakizay... //www.dailymotion.com/video/x1av75_toko-telo-tambatra-rebika_music fa rehefa ny tsy mety de amboarintsika hoe atao ahoana fa izay no Lahatra !http://www.dailymotion.com/video/x4sy28_lahatra_musichttp:
39. xxx
(
05/11/2008 06:37)
vale:
itony koa tsisy atao,tsss..le oul efa mba miangavy oe aza avadika resaka hafa ilay dinika ! hummmmm :{
=)) =)) =)) =)) =))
40. ni81
(
05/11/2008 07:04)
Ireto ilay nambaran'i mangidy teo ambony teo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/lahatra/video/x4sy28_lahatra_music
www.dailymotion.com/video/x1av75_toko-telo-tambatra-rebika_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/lahatra/video/x4sy28_lahatra_music
www.dailymotion.com/video/x1av75_toko-telo-tambatra-rebika_music
