lahatra sa anjara
42. vale
(
05/11/2008 13:08)
ni81:
Ireto ilay nambaran'i mangidy teo ambony teo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/lahatra/video/x4sy28_lahatra_music
www.dailymotion.com/video/x1av75_toko-telo-tambatra-rebika_music
misaotra an'i Ni fa mahafehy zavatra be ihany koa ireo.
:wink:
43. Noue
(
06/11/2008 14:34)
vale:dia mbola mitohy hatrany ny famadiana ilay dinika eeeeeeeeeeee! fa ahoana iany aza eeeee?
xxx: imbécile heureux, tssss, ts misy atao sady tsy malala fomba. :^)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
46. ni81
(
06/11/2008 17:14)
dia mbola mitohy hatrany ny famadiana ilay dinika eeeeeeeeeeee! fa ahoana iany aza eeeee?:-D :-D
dia zao i baugany tsy hita intsony aaaaaaa:lol: :lol: matahotra izy angamba e
47. vale
(
06/11/2008 20:42)
Dia ahoana indray ary nareo am lé oul reny oeee za tsy miaraka raha tsy am gasy toa ahy, na za tsy hiaraka raha tsy am vazah?? de tena tanterahany lay izy, ka lahatra ve izany ny fanambadiana sa anjara???? :-D :-D :^)
