inona no tsy tianareo indrindra amin'ny lehilahy

1. miranto81 ( 15/10/2008 20:29)
Ny ahy ilay manadino date d'anniversaire tena manirikiry ahy mihitsy. Ny tena mba nanantena zava-dehibe. Kay adinon'ilay ...
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:20
2. booboo ( 15/10/2008 20:34)
:-D
3. ni81 ( 15/10/2008 20:37)
Ny ahy ilay manadino date d'anniversaire tena manirikiry ahy mihitsy. Ny tena mba nanantena zava-dehibe. Kay adinon'ilay ...
ny fanaovana azy @ ireny atao mibaribary eo @ calendrier ilay daty; na apetraka eo @ frigo dia vao manokatra dia samy mahita eo daholo :-D :-D
4. ni81 ( 15/10/2008 20:40)
Ny tsy tiako dia rehefa misy aleha, ka izy efa vita fiomanana dia miverimberina mijery izay ataoko eo, dia lasa tonga dia mikoropadropaka haingana na dia tsy tara akory aza...
5. ssendra ( 15/10/2008 21:30)
miranto81:

Ny ahy ilay manadino date d'anniversaire tena manirikiry ahy mihitsy. Ny tena mba nanantena zava-dehibe. Kay adinon'ilay ...


dain izany lkosa alou azo leferina noho ilay lehilahy mpandainga velona e!

:°)
6. Eumilianah ( 16/10/2008 05:45)
Le manafina zvt no tena tsisy ilana azy!
7. ssendra ( 16/10/2008 05:49)
raha tsy mpandainga indray izy dia ilay exigeant be ireny tsy voako mitsy...
otran'ny hoe petite chose-ny izany fa tsy vadiny lay vevavy
8. ni81 ( 16/10/2008 06:44)
dain izany lkosa alou azo leferina noho ilay lehilahy mpandainga velona e!
raha ny mandainga kosa aloha tsy lasa e! :)
9. tslem ( 16/10/2008 07:14)
Ny ahy tena tsy tiako maizina mihitsy rehefa taraiky vao tafody nefa tsy mba miantso fa any d any fotsiny,sady mampitaintaina no mampieritreritra :°)
10. adaladalabe ( 16/10/2008 08:26)
halako tia tena , oe nenazy iany d nenazy foana na resaka in io na in , tsy mi comprendre ol hafa mints. :twisted:
11. Noue ( 16/10/2008 08:27)
ny ahy ny tena tsy tantiko dia izy milaza foana hoe tsy ho ara isika eeeeee, adin'iray fotsiny dia tonga any nefa avy eo tara foana aaaaaaaaaaa
zany hoe ilay tsy mba rototra io no tena tsy zakako aaa ! aiza oatra hoe andeha mariage dia ho tara ? :^) :^) :^) :^) :^) :^)
12. tywa68 ( 16/10/2008 09:25)
ka ilay mariazy kosa anie corvée e (sady voatery manao cravate) :°)
Ny tena mandreraka @ lhl v ? ilay mangatak'andro hoe rehefa avy eo ataoko io, d adinony eo ilay zavatra tonga ihany ny alina :lol:
13. ssendra ( 16/10/2008 09:30)
tslem:

Ny ahy tena tsy tiako maizina mihitsy rehefa taraiky vao tafody nefa tsy mba miantso fa any d any fotsiny,sady mampitaintaina no mampieritreritra :°)


ntsôôôôô!

:-D :-D :-D
14. ssendra ( 16/10/2008 09:33)
ny pitsopitsony indray, tsy voako ilay mba ianao mipetsopetsona miresaka mba te hiresaka iny anefa izy vizana na mieritreritra zvtr hafa dia tsy asiany dikany akory izay resaka noresahinao fa ataony fotsiny hoe :
aaaaaahhhhhhh! :-D grrrrrrrrrr :x
15. tywa68 ( 16/10/2008 09:41)
d farany lasa be resaka eto @ forum :-D :-D
16. ni81 ( 16/10/2008 09:42)
hoy tywa68
Ny tena mandreraka @ lhl v ? ilay mangatak'andro hoe rehefa avy eo ataoko io, d adinony eo ilay zavatra tonga ihany ny alina
io kosa aloha tena loza e! zà raha vao mangatak'andro tena adinoko iny! aleo raha vao tadidy dia vitaina :lol:
17. ni81 ( 16/10/2008 09:46)
hoy Noue
ny ahy ny tena tsy tantiko dia izy milaza foana hoe tsy ho ara isika eeeeee, adin'iray fotsiny dia tonga any nefa avy eo tara foana aaaaaaaaaaa zany hoe ilay tsy mba rototra io no tena tsy zakako aaa ! aiza oatra hoe andeha mariage dia ho tara ?
Tena mifanohitra fa izahay dia tonga aloha be foana! tsy tiany mihitsy ny tara izany.
18. ssendra ( 16/10/2008 09:54)
tywa68:

d farany lasa be resaka eto @ forum :-D :-D



:-D :-D :-D zay mitsy ! kou tsy misy mpihaino kou ato antrano kou :-D
19. ssendra ( 16/10/2008 09:58)
ny manjeraka koa refa ohatra hoe tsy am itiavany azy ilay sakafo de tsy miteny ny marina izy hoe tsy tiko ilay sakafo nahandro anio fa mody hoe zà tsy noana :-P :?
20. ni81 ( 16/10/2008 10:05)
ny manjeraka koa refa ohatra hoe tsy am itiavany azy ilay sakafo de tsy miteny ny marina izy hoe tsy tiko ilay sakafo nahandro anio fa mody hoe zà tsy noana
zà tsy mahay lakozia fa mba tsy nidrikina izy t@ sakafo nandrahoiko hatrizay. Fa efa fantatro kosa aloha ny sakafo tsy tiany (trondro ohatra), dia rehefa mahandro an'iny aho, dia anaovako zavatra hafa izy. :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1687