inona no tsy tianareo indrindra amin'ny lehilahy
21. booboo
(
16/10/2008 10:07)
Tena halako mihitsy ny ahy ilay ampotomoto vao miomana dia mikorapaka ; dia ilay mangatak'andro kounkou rehefa hanao raha gniark gniark gniark : motika dans 10 min ô dia afaka adiny 1 vao mikorapaka midina malaky himotika :twisted: :twisted: :twisted:
22. ssendra
(
16/10/2008 10:25)
hoy i ni:
zà tsy mahay lakozia fa mba tsy nidrikina izy t@ sakafo nandrahoiko hatrizay. Fa efa fantatro kosa aloha ny sakafo tsy tiany (trondro ohatra), dia rehefa mahandro an'iny aho, dia anaovako zavatra hafa izy.
ka mba hahafantarako anlay zvtr tsy tiany otran'io hoe trondro io no itiavako hilazàny ny marina hoe tsy tiko ilay kaly fa mody hoe tsy noana aho anefa après une ou deux heures io fa mikarokaroka zvtr ho hanina anaty armoire na grigo :-D tsssss
20. Mpandefa : booboo [ Valio ] 16-10-2008 12:07:50
Lohateny : Re : inona no tsy tianareo indrindra amin'ny lehilahy
Tena halako mihitsy ny ahy ilay ampotomoto vao miomana dia mikorapaka
iny kou tsy voako...par contre misy koa efa ho adiny iray mialoha be hande fety ohatra dia aiza lay akanjoko entina hanaovan sahady hono ny complet sy lobaka mora miforitra iny :-D
23. nikah
(
16/10/2008 10:32)
Ny tena tsy laitra dia ilay manabatibaty ny zavatra zay mba ataoko iny,nefa refa ampanaovina irery tsy mahavita fa mamely ny hoe asambehivavy io. :twisted: :twisted: :twisted:
24. Noue
(
16/10/2008 11:11)
ni81:izy mi-traine io anié ry ni no tena mandreraka ahy eeeeeee nefa anié tsy hita akory hoe misy inona marina ???????
Tena mifanohitra fa izahay dia tonga aloha be foana! tsy tiany mihitsy ny tara izany.
fa efa andeha zao dia mbola mahita ttasy vakiana indray , na mahita zavatra hafa atao kely indray aaaaaaaaaaaaaaaa aaaaaaaaaaaa aaaaaaaaa ! tena mandreraka
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. Eumilianah
(
16/10/2008 11:33)
Refa dinina samy mandreraka daholy ny lehilahy rehetra indraindray eh! Surtout ra somary misy zvt kely hampiasainy lou de ts ao mints izy n'inona2 zvt hataonao.
26. tywa68
(
16/10/2008 12:37)
ssendra:
ny manjeraka koa refa ohatra hoe tsy am itiavany azy ilay sakafo de tsy miteny ny marina izy hoe tsy tiko ilay sakafo nahandro anio fa mody hoe zà tsy noana :-P :?
ary sao d efa nihinana tany ivelany izy fa tsy hoe tsy tia an'ilay nahandro ?
:-D :-D
27. vale
(
16/10/2008 13:02)
ni81:
Ny ahy ilay manadino date d'anniversaire tena manirikiry ahy mihitsy. Ny tena mba nanantena zava-dehibe. Kay adinon'ilay ...ny fanaovana azy @ ireny atao mibaribary eo @ calendrier ilay daty; na apetraka eo @ frigo dia vao manokatra dia samy mahita eo daholo :-D :-D
Hahahahahaha, iny indray no ts'hitako ry Ni! :lol: :-D:-D =)=)=) :°)
28. vale
(
16/10/2008 13:04)
Ny ahy ny tena tsy tiko rehefa mba miarak amivoaka, de tsy mahatombon-tsiraka fa may ny hody, na magazay na resto, na simple ballade, enao mbola tsy te hody de izy maimaika be ery!! mdrrrrrrr..lol
29. tywa68
(
16/10/2008 13:07)
motika dans 10 min ô dia afaka adiny 1 vao mikorapaka midina malaky himotika
Booboo : mbola tsy noana tsara zany enao matoa mahandry :-D :-D lasa matsatson'ny haromotana ny sakafo :°)
30. ssendra
(
16/10/2008 13:15)
tywa68:
ssendra:
ny manjeraka koa refa ohatra hoe tsy am itiavany azy ilay sakafo de tsy miteny ny marina izy hoe tsy tiko ilay sakafo nahandro anio fa mody hoe zà tsy noana :-P :?
ary sao d efa nihinana tany ivelany izy fa tsy hoe tsy tia an'ilay nahandro ?
:-D :-D
:-D :-D :-D izy njay alou tsy mpanao kibo antsena :-D
fa maraina atoandtro hariva de mihinana gouter ankelankelany ny paraian sy aprèsm atokisako ndray izy alou amin'iny :-D :wink:
fa ny tsy tiko lay mba zà zany mba mikenina be manao recette vavao mitsy de nihevitra hoe ho tiany sy hahazo doka ery aho anefa hoe zà tsy noana...atao diplaomaty ery ilay miteny azy :-D :-D :-D
31. Noue
(
16/10/2008 13:36)
:-D :-D :-D :-D eto zany isika samy milaza zay zavatra tsy tiantsika @ lehilahy aaaaaa :-D :-D :-D
fa mitsikilo atsy @ Resa-dehilahy aho io sao dia misy lahy manao dinika koa hoe inona no tsy tianareo indrindra @ vehivavy ??? :-D :-D :-D
(chut fa mbola tsy misy aloha hatramin'zao aaaaaa) :-D :-D :-D :-D

32. ni81
(
16/10/2008 13:40)
chut fa mbola tsy misy aloha hatramin'zao aaaaaa)efa ao fa jereo e! :lol: :lol:
33. Noue
(
16/10/2008 13:47)
ni81:
efa ao fa jereo e! :lol: :lol:
:-D :-D :-D :-D :-D tana efa ao marina aaaa ! :oops: :oops: :^) :^)
34. sakaizakely
(
16/10/2008 15:56)
nareo kosa an :lol:
ny ahy tsy hoe tiako tsy tiako fa hitako hoe samy hafa ny "composants" n'ny lhl sy ny vhv de mila fandinihana tsara alohan'ny mampiady onjampeo
Isika vhv entin'ny fihetsehampo ary io foana no mibaiko antsika matetika, ny an' ny lhl ndray tsy mba be santimaka loatra fa ny sainy no mibaiko azy
Otran'ny oe tiako be ity ankanjo ity = santimaka io
de izy manao kajy ankandrina haingakaingana de miteny oe alaivo na tsia = fisainana lojika
de misy ndray lay ampitso ampitso lava efa ampotomotony iny vo mikoropaka sady mampikorapaka satria enao asainy mitady miaraka aminy eo no ampiny oe maika ah, tara ah fa aingana :evil:
de mahasosotra fa mila anticiper-na ny manaraka
mifameno ny lahy sy vavy ko, otrin'ny fil sy priz ihany :-P
:-D :-D :-D :-D

35. ni81
(
16/10/2008 16:08)
mifameno ny lahy sy vavy ko, otrin'ny fil sy priz ihanytoy ny rano sy vary koa izany e! :lol:
36. ikaretsaka
(
16/10/2008 18:18)
vale:
Ny ahy ny tena tsy tiko rehefa mba miarak amivoaka, de tsy mahatombon-tsiraka fa may ny hody, na magazay na resto, na simple ballade, enao mbola tsy te hody de izy maimaika be ery!! mdrrrrrrr..lol
de zavatra tiany handehanana koa
ohatra heo raha tia baolina izy dia mijereva baolina miaraka aminy, raha tia manjono izy de miaraha manjono miaraka aminy...
raha tia mozika izy dia miaraha mitendry zava maneno miaraka aminy...
sns....
fa 100% garanti fa lasa ianao indray no hoe handao hody @ zay kaaaah! :-D :-D :-D
38. rakaroka
(
16/10/2008 22:03)
tywa68:
d farany lasa be resaka eto @ forum :-D :-D
tena marina ka! dia avy eo rehefa eto am forum dia tsy mahatanty izy!
:-D :-D :-D
39. rakaroka
(
16/10/2008 22:10)
Ny ahy ny tena mampi-revolte ahy am bandy dia ilay tsy "fahatsapan-tena" hoe
tsy mety ny zavatra ataony, sy be mokon-doha am tsy marina ,ohatra 'zao miboboka taoka 'zareo, dia efa fantatra izao hoe "manimba izany fa atao ihany. Tahaka ny hoe tsy ampy na tsy manana herintsaina mihitsy mba hihoirana ireny e: "négligeant" be izany
nefa rehefa voa mbola ny vhv indray koa no fesina!

40. rabilabila
(
16/10/2008 23:14)
Ny ahy indray ilay mamàny tsy mampakatra "linety" ,fa faiziko ka !!