inona no tsy tianareo indrindra amin'ny lehilahy

41. MMS ( 17/10/2008 10:09)
fa faiziko ka

Vava fotsiny zany nefa alina ny andro misisika ery ! :-D :-D :
42. ssendra ( 17/10/2008 11:21)
38. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 17-10-2008 00:10:53
Lohateny : Re : inona no tsy tianareo indrindra amin'ny lehilahy
Ny ahy ny tena mampi-revolte ahy am bandy dia ilay tsy "fahatsapan-tena" hoe
tsy mety ny zavatra ataony, sy be mokon-doha am tsy marina ,


io aloha dia typik homme mitsy e! :-D
43. tywa68 ( 17/10/2008 13:22)
MMS:

fa faiziko ka

Vava fotsiny zany nefa alina ny andro misisika ery ! :-D :-D :

Misisika angaha ? :-D ahoana zany rabilabila ? :lol:
44. ssendra ( 17/10/2008 13:24)
tywa: ka mangatsika kosa ve tsika tsy hisisika :-D
45. tywa68 ( 17/10/2008 13:26)
d avy eo ? :lol:
46. sakaizakely ( 17/10/2008 14:21)
efa oe "lisany" no anontaniana nefa mbola vhv ihany no mamaly :-D :-D :-D :-D :-D :-D

saiky tsy namaly za fa nahita an'ity de alefako eto oe le fomba fisaina takty no tena tsy tiako, toetsaina nilaozan'ny toetrandro sady tsy misy fanajana vhv
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f866b2cb2ce
le lohateny mits no tena misy fahavoazana
47. sakaizakely ( 17/10/2008 14:22)
efa oe "lisany" no anontaniana nefa mbola vhv ihany no mamaly
^:^ ^:^

oay, nafangaroko ilay dinika nalefan'i hery :-D :-D :-D :-D :-D

48. rakaroka ( 17/10/2008 15:36)
Tsy koi akia, izy aza par hypothèse-ny niditra resa-behivavy no nanokafany iny ho setriny koa. Heu....
:roll: :roll: :-w :-w :-w :roll: :roll: :-w :-$
"Fitia mifamaly hono , mahatsara fihavanana hoe!..." :-P :-D :-D :-D
49. vale ( 17/10/2008 16:01)
MMS:

fa faiziko ka

Vava fotsiny zany nefa alina ny andro misisika ery ! :-D :-D :



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :oops:
50. sakaizakely ( 17/10/2008 16:12)
rakaroka:
Ny ahy ny tena mampi-revolte ahy am bandy dia ilay tsy "fahatsapan-tena" hoe
tsy mety ny zavatra ataony,


nena ndray le foutage de gueule mody mandambolambo oe eny ary moa e, tena marina mits nenao fa za diso, miala tsiny ... nefa mivandravandra misoratra am vatakandriny mits le izy mivanitika anaty iny mihevitra anao ho blonde tssss

mampte

51. rabilabila ( 18/10/2008 07:13)
Tsy mahafantatra an-dRabilabila marina !!!

Hitanareo ilay hiran'i Lolo sy ny Tariny !!

Ianao mitady olona tena mafy be
Iantoka anao @ mafy a
Ianao mitady olona tena kala be
Iantoka sy hampitafy

Ianao mitady olona feno fandeferana
Azahoana mampirafy va
..........................................

Taty ,taty , taty ianao no nitonantonana
f'izaho , f'izaho , f'izaho namaly moramora hoe :
any ambadimbadika any indray mba mitady a!
any angamba misy e!

Ts'zaho velively izany kala izany a
Ts'izaho velively no olona hiaritra anao @ izany



Tslé ,samy nosoran-dreniny menaka izao ve !!tsss

Misisika @ alina ?
F'angaha ny anareo ry MMS ,tsy maitsy amin'ny alina ao anaty maizina kle :-D :-D :-D
Ny trano malalaka leireto a!! ny fandriana maro be
ka izay tsy mahatanty dia mandeha :lol:
52. tywa68 ( 18/10/2008 08:33)
Dia raha tsy malalaka ny trano, d any antokontany zany e (na andro atoandro be aza) :-D :-D
53. rabilabila ( 18/10/2008 08:49)
:-D :-D :-D
I Tywa 'ty koa tssss!!! misy latabatra, ny machine à laver , ny lalantsara , ny tohatra , ny penderie ................................... :-P :-D :-D :-D

oops!! ôry siozé isika an!! :)
54. tywa68 ( 18/10/2008 08:52)
Tena HS marina :-D :-D
55. vale ( 18/10/2008 13:42)
rabilabila:

:-D :-D :-D
I Tywa 'ty koa tssss!!! misy latabatra, ny machine à laver , ny lalantsara , ny tohatra , ny penderie ................................... :-P :-D :-D :-D

oops!! ôry siozé isika an!! :)

ooooopssss, ankinafinafina be mihintsy izany ah! hihihihihihihihi


56. ikaretsaka ( 19/10/2008 22:31)
rabilabila:

Ny ahy indray ilay mamàny tsy mampakatra "linety" ,fa faiziko ka !!

ny fika amin'iny dia rehefa ianao no avy mamany dia ampiakaro ny linety...
ny anay na misy linety io na tsisy mandeha foana..
ary raha hikapa izahay sh'aveo dia tsy oi fa amaninay ihany iny

57. nomenjara ( 20/10/2008 15:12)
ny ahy ny tsy voako koa ireny lehilahy mahidy velona ireny an!
calculer-na daholo ity raha rehetra ity...aoka fotsiny hoa marina...
58. tywa68 ( 21/10/2008 09:48)
nomenjara : rhf tiany ilay zavatra d tsy calculer-ny k :°)
59. endrika01 ( 26/10/2008 09:58)

Nenah njay ny tsy voako amin'ireny lehilahy ireny ,izy lay miherotra be
refa matory de na ny nenitoa aza maheno any alan-trano any,enao
matahotra sao misy manafika ny trano satria mafy be lotra le bafle,hihihihihi
akoatr'izay tsy misy ivakiako loha firy,kay mbola misy iray,izy be ngonongonona refa tonga any an-trano,refa mba misy manopy maso sy mitsiky aminao
eny an-dalana =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
60. fijo ( 06/11/2008 23:20)
loza ry zareo,fa toa toetrako daholo izany tsy tianareo izany an.kozy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1515