Regle mihena

1. xxx ( 06/10/2008 10:17)
Sao mba misy manankevitra!Fa misy olana mampiasa loha ahy ty!Zaho taloha refa tonga fotoana de bdb ny ra mandeha ary eo @ 1 semaine eo vao tapitra,@ zao anefa efa 2 volana zay,@ 1er jr sy 2e jrs,dia lasa maina be zara raha misy mandeha ary maintimaity,3e jrs sy 4e jrs mandeha kely dia tapitra.T@ volana ambony de noheveriko fa zavatra mandalo ka tsy taitra loatra aho,fa t@ ty volana ty de mbola toy zany ihany ka zay no mba ilako torohevitra @ namana eto.Matahotra aho satria tsy mbola niteraka ka sao misy effet ny @ fiterahako any aoriana.
Dia misaotra mialoha.
2. ni81 ( 06/10/2008 10:47)
Efa nanatona gynéco ve ianao? Izy no afaka manoro hevitra anao fa isika eto samy hanana ny filazany avokoa.
3. fahamarinana ( 06/10/2008 11:05)
:arrow: miombon-kevtr amin'ny ni koa aho,manantona gygy aloha fa saropady io ary tsy azo tsaboina fahatany koa e (l)
4. sakaizakely ( 06/10/2008 11:46)
manatona gynéco

ndrai² koa misy vhv rehefa bevouka de misy ra kely mandeha @ fotoana tokony andehanan'ny fadimbolana
5. myaina ( 06/10/2008 13:42)
za koa mitovy hevitra @ sakaiza... satria tokoa angaha moa i xxx tsy manana zazahh...(bevohoka)
6. xxx ( 06/10/2008 18:54)
Mety ho menaopaozy koa fa iny rehefa lehibe...Ndeha manatona dokotera dia ho hita eo...
7. Noue ( 06/10/2008 18:59)
raha resaka fahasalamana kosa aloha dia aleo mijery mpitsabo inahy no fanafodiny eeeee
samy manana ny toe-batany tsinona ny olona ka izay mety aminao tsy hety amiko velively akory, eny na dia hoe misy nitovizany aza :^) :)
8. ni81 ( 06/10/2008 19:01)
Mety ho menaopaozy koa fa iny rehefa lehibe...Ndeha manatona dokotera dia ho hita eo...
mety ho izany tokoa na misy kyste na fibrome...fa ny gynéco ihany no tompon'ny teny farany fa mijere azy e!
9. tsidina ( 08/10/2008 20:32)
Inona tokoa moa no atao fibrome? de ahoan no fisehoany?
10. ni81 ( 08/10/2008 20:43)
Ny fibrome:
http://www.passeportsante.net/fr/Maux/Problemes/Fiche.aspx?doc=fibrome_uterin_pm
11. diamondra27 ( 09/10/2008 16:20)
xxx: sao de nanova contraception ianao na koa misy effet secondaire le izy

jereo aloha izay dia manaona koa gyneco

12. niryna ( 09/10/2008 17:51)
tsidina:

Inona tokoa moa no atao fibrome? de ahoan no fisehoany?

io efa nasehon'ny namana io ny dikany.Be dia be no mety ho voan'io.Misy mandeha be mihitsy ny fotoana eo amin'ny telo andro eo,misy atao surgery vao mijanona ,ny tena zava-doza raha mbola tanora dia efa voan'io dia mivonto ilay izy ka toa bevohoka foana ilay olona.Raha efa somary lehibe indray vao voan'io hoy ny dokotera dia tsy dia maninona satria rehefa tsy tonga fotoana intsony ilay olona dia mihena moramora ho azy ilay izy ary dia afaka a
13. tsiambaratelo ( 10/10/2008 10:59)
[quote=ni81]
Ny fibrome:
http://www.passeportsante.net/fr/Maux/Problem
14. tsiambaratelo ( 10/10/2008 11:00)
[quote=ni81]
Ny fibrome:
http://www.passeportsante.net/fr/Maux/Problem
15. tsiambaratelo ( 10/10/2008 11:00)
[quote=ni81]
Ny fibrome:
http://www.passeportsante.net/fr/Maux/Problem
16. tsiambaratelo ( 10/10/2008 11:06)
Mahafaty ve le fibrome?Ohatry ny mampitahotra le voalaza eo ambony
17. niryna ( 10/10/2008 22:27)
tsidina:

Inona tokoa moa no atao fibrome? de ahoan no fisehoany?
niryna:

io efa nasehon'ny namana io ny dikany.Be dia be no mety ho voan'io.Misy mandeha be mihitsy ny fotoana eo amin'ny telo andro eo,misy atao surgery vao mijanona ,ny tena zava-doza raha mbola tanora dia efa voan'io dia mivonto ilay izy ka toa bevohoka foana ilay olona.Raha efa somary lehibe indray vao voan'io hoy ny dokotera dia tsy dia maninona satria rehefa tsy tonga fotoana intsony ilay olona dia mihena moramora ho azy ilay izy ary dia afaka a
miampy ny fanazavako kely dia lasa voan'ny anemia ilay olona satria tsy ampy ra ny dokotera ihany koa no mahafantatra an'io fa dia mavomavo ny felantanan'ilay olona aloha dia hita eo hoe tsy ampy ra ilay olona ,misy azo atao ihany anefa dia ny fihinana zavatra misy iron na fer toy ny anandrano,beets na betterave,haricot vert,epignard,ati-ken'omby na akoho,steak .Ireo no mba fantatrao.

tsiambaratelo a !
ilay hoe mahafaty ve sa tsia indray aloha dia toa tsy mbola naheno aho,na dia izany aza rehefa tena mandeha be ny ra ka tsy mihinana sakafo mampiakatra ra ilay olona tsy ho fanina sy ho tsy ampy hery tokoa ve? mety reraka izy na dia miresaka aza :x
Sao dia ireny aza no mahatonga ny olona hiteny hoe zaza voaloboka na zaza sosokoditra e ? mba lasa ny saiko ry ireto a misy ireny olona ireny mantsy toa bevohoka foana no fijery azy kanefa toa tsy mety teraka !

18. tsiambaratelo ( 12/10/2008 16:55)

Zaza voaloboka:?:
19. tsiambaratelo ( 12/10/2008 16:59)
niryna:
tsidina:
Inona tokoa moa no atao fibrome? de ahoan no fisehoany?
niryna:
io efa nasehon\'ny namana io ny dikany.Be dia be no mety ho voan\'io.Misy mandeha be mihitsy ny fotoana eo amin\'ny telo andro eo,misy atao surgery vao mijanona ,ny tena zava-doza raha mbola tanora dia efa voan\'io dia mivonto ilay izy ka toa bevohoka foana ilay olona.Raha efa somary lehibe indray vao voan\'io hoy ny dokotera dia tsy dia maninona satria rehefa tsy tonga fotoana intsony ilay olona dia mihena moramora ho azy ilay izy ary dia afaka a
miampy ny fanazavako kely dia lasa voan\'ny anemia ilay olona satria tsy ampy ra ny dokotera ihany koa no mahafantatra an\'io fa dia mavomavo ny felantanan\'ilay olona aloha dia hita eo hoe tsy ampy ra ilay olona ,misy azo atao ihany anefa dia ny fihinana zavatra misy iron na fer toy ny anandrano,beets na betterave,haricot vert,epignard,ati-ken\'omby na akoho,steak .Ireo no mba fantatrao. tsiambaratelo a ! ilay hoe mahafaty ve sa tsia indray aloha dia toa tsy mbola naheno aho,na dia izany aza rehefa tena mandeha be ny ra ka tsy mihinana sakafo mampiakatra ra ilay olona tsy ho fanina sy ho tsy ampy hery tokoa ve? mety reraka izy na dia miresaka aza :x Sao dia ireny aza no mahatonga ny olona hiteny hoe zaza voaloboka na zaza sosokoditra e ? mba lasa ny saiko ry ireto a misy ireny olona ireny mantsy toa bevohoka foana no fijery azy kanefa toa tsy mety teraka !
Zaza voaloboka:?:
20. tsiambaratelo ( 12/10/2008 17:01)
Tena voaloboka ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1544