Regle mihena

21. ni81 ( 12/10/2008 17:14)
Sao dia ireny aza no mahatonga ny olona hiteny hoe zaza voaloboka na zaza sosokoditra e ? mba lasa ny saiko ry ireto a misy ireny olona ireny mantsy toa bevohoka foana no fijery azy kanefa toa tsy mety teraka !
ny fibrome no ataon'ny olona hoe: zaza voaloboka, fa ny zaza an-tsosokoditra kosa dia grossesse extra utérine (GEU).
22. tsiambaratelo ( 13/10/2008 07:23)
ni81:

Sao dia ireny aza no mahatonga ny olona hiteny hoe zaza voaloboka na zaza sosokoditra e ? mba lasa ny saiko ry ireto a misy ireny olona ireny mantsy toa bevohoka foana no fijery azy kanefa toa tsy mety teraka !
ny fibrome no ataon'ny olona hoe: zaza voaloboka, fa ny zaza an-tsosokoditra kosa dia grossesse extra utérine (GEU).



Mahaliana zany! :D
23. niryna ( 15/10/2008 02:52)
tsiambaratelo:

Tena voaloboka ve?

an.an ka ,tsy voaloboka fa toa jerena ilay olona toa bevohoka kanefa izy tsy manambady ohatra na tsy misy zaza ao an-kibony fa zavatra mivonto dia miangeza ilay izy :cry:
24. niryna ( 15/10/2008 02:53)
niryna:
Sao dia ireny aza no mahatonga ny olona hiteny hoe zaza voaloboka na zaza sosokoditra e ? mba lasa ny saiko ry ireto a misy ireny olona ireny mantsy toa bevohoka foana no fijery azy kanefa toa tsy mety teraka !
ni81:
ny fibrome no ataon'ny olona hoe: zaza voaloboka, fa ny zaza an-tsosokoditra kosa dia grossesse extra utérine (GEU).


misaotra e
:D
25. elyzo ( 16/10/2008 10:07)
Ny zaza voaloboka dia grossesse molaire fa tsy fibrome zany! Le we voaloboka dia ilazan'ny olona an'ilay zvt boribory kely bdb niforina tao anaty tranon-jaza vokatry ny tsy fanjarian'ny hormone iray izay!
26. nikah ( 16/10/2008 10:42)
Ilay regle mihena aloha dia efa nisy namako voan'io e!Fa t@ zay toa lazain'ilay Gyneco hoe epaissement de la muqueuse.Ary azo traitena tsara ilay izy,ary tsy ela .Mbola niteraka soa amantsara izy avy teo.Koa courage izay voa e!
27. ni81 ( 16/10/2008 10:50)
Ny zaza voaloboka dia grossesse molaire fa tsy fibrome zany
hay ve e! ny fahenoko hatrizay dia hoe voan'ny zaza voaloboka rehefa misy fibrome ny olona!
28. fahamarinana ( 16/10/2008 11:12)
:arrow: zà aza tsary naheno an'izany mihintsy ry ni. (l)
29. ni81 ( 16/10/2008 11:24)
zà aza tsary naheno an'izany mihintsy ry ni.
hay ve e! fa zà koa tsy mbola nandre izany atao hoe grossesse molaire izany raha tsy izao. Dia mampisy azy aho io zao.
30. fahamarinana ( 16/10/2008 11:27)
:arrow: molaire nify zao no mba haiko.. :) (l)
31. ni81 ( 16/10/2008 11:28)
molaire nify zao no mba haiko..
:lol: :lol: :lol:
32. endrika01 ( 23/10/2008 11:21)
elyzo:

Ny zaza voaloboka dia grossesse molaire fa tsy fibrome zany! Le we voaloboka dia ilazan'ny olona an'ilay zvt boribory kely bdb niforina tao anaty tranon-jaza vokatry ny tsy fanjarian'ny hormone iray izay!



Tena mazava tsara kah!
33. tsiambaratelo ( 23/10/2008 11:24)
Mazava tsara e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1928