"Ny lehilahy",tsy mahalala afa tsy ny hanamboatra...
1. sytl
(
02/10/2008 14:03)
slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ny ankabezany de le zvtr iany no ao antsainy !
novalian'i xxx ny 26/02/2009 15:08
6. ni81
(
02/10/2008 16:15)
slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ny ankabezany de le zvtr iany no ao antsainy !Angamba azo ekena raha toa ka lehilahy efa manambady no mbola mikôty vehivavy hafa ihany.
7. jefra
(
02/10/2008 16:33)
Heveriko hoe manandrana :) :) :) d mieritreritra sy mandinika ;-) ;-) ;-) d mampitaha :lol: :lol: , mety mila averimberina matetika ireo... Zay vo manapa-kevitra hoe mandra-maty sa mbola hiandry laoka.
8. sakaizakely
(
02/10/2008 16:35)
aiza kou no hisy hoe vo mikoty d'efa vady no eritreretina ?
de maninn nefa mou sady raha manao ann e ? sa ve de hifampijery fotsiny mandavantaona mandrapivady raha toa ka hisy izany ? to tsy lasa ka :?
de maninn nefa mou sady raha manao ann e ? sa ve de hifampijery fotsiny mandavantaona mandrapivady raha toa ka hisy izany ? to tsy lasa ka :?
9. kelly13
(
02/10/2008 16:39)
mampatsiaro ahy le namako tany milan zay oe nenazy ono ny lhl mikôty azy ra vao tsy handramany ambôlohany d tsy tafa izy hahahahaha
10. ainaheri
(
02/10/2008 17:30)
sytl:
slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ny ankabezany de le zvtr iany no ao antsainy !
Arakaraka io ka,d io voalazan'ny sasany io.......Aona kosa mou vao ifampikoty oe :euuuuu alaiko vady ianao,tsy itanao otrany hafa² beu ve zany ,na ilay mihaino azy sy ilay miteny azy? Ny fahafantarako azy kou tsy natao antery na iza na iza hanome ny mofony sy hizara ny akondrony,matoa izy manaiky sitrapony zay fa tsisy tambiny oe tsy maintsy alaina vady na asa kou oe omena vola,zay fifanarahana miainga eo zany eeee :roll: :oops:
11. ssendra
(
02/10/2008 17:39)
drayyyyy! vao mifampikoty de io no resahina de vao mihaona de samy maika ny ho any kouuuuu :-D
12. sytl
(
03/10/2008 07:32)
sytl>nga zao fôna no nahazo anjy?zay le mahavoa antsika,vô mamôka hvtr ho dinihina de lazaina fa hoe mahazo an'le oul le izy!!mmm! :{
15. orona
(
03/10/2008 09:22)
inona fa tsisy argument na ny idée principale aza --- toa le lhl iany no misy hevitra raisina
16. nathie86
(
03/10/2008 11:57)
Tsy voatery ko sa ry reto an, misy ny lhl d tena tia anao ary manaja tanteraka ny safidinao oe an an, za tsy hanao an'zany fa tonga @ lay resaka ary @ resa-dehilahy ary oe amour san sex sy sex sans amour. Enao iany no mandanjalanja anazy, izy ko anie tsy afaka ny hiforcé anao mintsy ra tsy manaiky enao eh, zay ndray mantsy izy d tena viole mintsy
18. skouskou
(
04/10/2008 00:14)
Ka raha iny no ao an-tsainy, mora dia fantatra, tonga dia ialaho fa tsy mitovy trip ê (':wink:')...
Izaho indray mihevitra fa tsara ny mifankalala tanteraka vao mivady. Zany hoe tsara ny mifankalala ara-nofo koa na dia tsy ny voalohany hifankahitana aza (':/'). Misy ny namako very tsiky fa efa mivady sy mananjanaka izy nefa dia tsy nisy fotoana na iray aza mba nahitany orgasme fa dia ny an-dramose hiany no fantany (':^)') na inona adihevitra na inona. Nefa hono mifankatia izy (sa mifankazatra (':?:'))
Incompatibilité aty aoriana (':twisted:') : io hitako grave lavitra noho ny hoe kaotiny ho an'ilay tsoin-tsoin fotsiny(':oops:').
Ny safidy an'ny vehivavy KOA fa ny fotoana no hifanarahana (l)
Sa ahoana ? (':?:') Tena fanontaniana. :?:

19. ikaretsaka
(
04/10/2008 01:35)
ary maninoa koa ny vehivavy ary raha amboarina koa ny fisainana de ny vehovavy indray entina misekoseko le hoe tsssssss Ranona ve? efa vitan'iny aho eeeee
de ny bandy indray manao hoe ssssssss i Sesily ve? iny efa nanontany ahy hoe hanambady azy ve hono!
samy seko io ko!
de ny bandy indray manao hoe ssssssss i Sesily ve? iny efa nanontany ahy hoe hanambady azy ve hono!
samy seko io ko!
20. xxx
(
04/10/2008 07:10)
Arakaraka,mety tena misy mihitsy lehilahy tsy manantsaina afa-tsy izany, hoe hanao fotsiny no antony iarahany @ ilay vehivavy,raha izaho ilay vhv d dieny vao miandoha ny tantara ka manao resaka hafahafa dia tonga dia ialàna pas,raha olona tena haka vady anao izany izy mahandry tantana, toy ny boîte à bijoux feno firavaka sarobidy io,mihidy lakilé tsara,tsy misy afatsy ny tompony ihany no tokony hamoha azy,ka rehefa vonona ilay tompony fa ampiasa azy @ ara-dalàna d izay vao mampiasa ny lakilé ary izy irery ihany no hitahiry ny lakilé sy hamoha azy @ ftn ilàna azy fa tsy izay rehetra handalo ao akory dia hanokatra daholo raha tsy hoe hisy hangalatra angaha ilay boaty (izany hoe hanao viole razoky :^) )