"Ny lehilahy",tsy mahalala afa tsy ny hanamboatra...

41. ralthe ( 28/01/2009 16:41)
Tsy mahafinaritra ve le amboarina na asiana ê, sa ahoana aki ry sipakely a. Nareo kou nge mba mahazo tsirony e de innnn no blemmmmm e. Matoa manaiky de mitady fahafinaretana kou zay.........
42. mala ( 28/01/2009 17:21)
amin'ny ankapobeny:
"lui il veut du sexe et elle de l'amour"
ny lahy sy ny vavy tsy mitovy fomba fisainana fa miezaka mifampi-comprendre...sa tsy zay? alohan'ny azaona an lé entana dia tsy maintsy mandé lé flat isan-karazany...fa refa lé vhv tsy hanao inoninona dia mipitsoka lé mec...tsy tokony atao mahagaga...fa ny tena milay dia zay omeo azy zay tiany dia angataho aminy (na an-kolaka aza) lé tianao, izany hoe lé tambitamby mamy bé...mmmmmm
43. zikou ( 10/02/2009 20:37)
sytl:

slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ny ankabezany de le zvtr iany no ao antsainy !


Marna tokoa izany amin'ny karazan-dehilahy sasany kanefa tsy mlitovy avokoa ny olona rehetra.Izaho lehilahy fa dia laviko izany teninao izany,toa miendrika fahavetavetana ilay izy ary matoa tonga amin'izany resaka izany dia nisy fihetsika mety,hamafisiko hoe "METY" avy amin-drazazavavy ihany koa.Ohatra fotsiny ny fitafy,ny resaka atao sy ny maro tsy voatanisa.Misy ihany koa anie ny vehivavy manana heritreritra toy izany ka raha tsy mahafa-po azy ianao dia ambarany ho faible na koa impuissant ka misy toetra izay iraisan'ny lahy sy ny vavy ka tokony ho mailo fôna ny roa tonta,fa tsy hoe izaho no tratran'izany an,sao dia ataonao hoe victime eo za.
Mety tsy nahafa-po anao ny valin-teniko ry Sytl fa inoko fa nisy azo noraisina ihany na dia kely aza.
Mandrapiaona e!
:)
44. soanja ( 11/02/2009 15:18)
sytl:

slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ny ankabezany de le zvtr iany no ao antsainy !


Marina izany raha mbola tanora be izy sy somary mbola zaza saina. Fa rehefa lehibe izy dia fantany daholo izay tokony ataony ka.

Aza kivy fa hafa mihitsy ny fiainana rehefa lehibe.


45. xxx ( 19/02/2009 11:18)
izao no izy izay tianao omena dia omeo de izay halanao homena dia aza omena
satria anao io
46. Fanampy ( 19/02/2009 14:16)
IZA ARY NO MILAZA FA TSY MILAY NY MIDONA E?nareo sipa mintsy no tena mankafy ery.indrindra fa ampy refy lery.
47. xxx ( 25/02/2009 08:38)
izay homa-maraina tsy rava nofo ka hohanina aloha izay manaiky hohanina rehefa tsy olom-pady de avy eo vao misaina na ho alaina vady na ho sipasipaina fotsiny de avy eo isarahana fa ny tanjona aloha dia ny tsy miala maina fa afa-po vao miapa raha hiapa na atao tsotra izao izay ahaleo azy dia miala hoazy rehefa tofoka
48. xxx ( 25/02/2009 09:23)
izay homa-maraina tsy rava nofo ka hohanina aloha izay manaiky hohanina rehefa tsy olom-pady de avy eo vao misaina na ho alaina vady na ho sipasipaina fotsiny de avy eo isarahana fa ny tanjona aloha dia ny tsy miala maina fa afa-po vao miapa raha hiapa na atao tsotra izao izay ahaleo azy dia miala hoazy rehefa tofoka
dray zato toe-tsaina! Mba ny harary ny fonao raha ny anabavinao no ataon'ny olona toy izao marina tokoa 8O
49. Fanampy ( 25/02/2009 12:30)
XXX a,enao zao no tiko hoanina?
50. xxx ( 26/02/2009 14:52)
fa inn klou tena izy é? le lhl V manambotra sà lé vhv???
mitovy @le fantanina oé, iza no miLL, lé lhl sa lé vhv??

fa hamaliko an'lé sujet klou dé zao é, zà sip, fa nénah refa tik d LLko, milay ko. zé mandà oé tsy mlay io, d izy zany lé namboarina. FA MILAY IO KA, mba marrina é

51. xxx ( 26/02/2009 15:08)
H.S. kely : nisy bandy izay ny sipany hono izany tehiriziny tsara fa ho vadiany, dia tsy kitihany mihintsy , fa lasa izy mankeny Tsaralalàna

Ny conclusion izany dia izao, ny bandy tia taingitaingina anao io izany mety tsy lali-paka ny fitiavany anao fa fitia te hi taingina fotsiny

Ny vehivavy indray anefa dia ny olona tiany ihany no tiany hanaovana RS , ary matetika tiany iarahana @ fiainana

ka aiza ny marimaritra iraisana ary ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8932