"Ny lehilahy",tsy mahalala afa tsy ny hanamboatra...

21. sakaizakely ( 04/10/2008 07:39)
:-D :-D :-D :-D :-D

22. Herimiafina ( 04/10/2008 14:42)
sytl:

slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ny ankabezany de le zvtr iany no ao antsainy !

Voalazanao! Loi Biologique izany anaka! :^)
23. ikaretsaka ( 04/10/2008 23:48)
io le hoe biby taitra ka lavaka ihany e
24. naughtyboy ( 05/10/2008 20:40)
voalany xxx
"toy ny boîte à bijoux feno firavaka sarobidy io,mihidy lakilé tsara,tsy misy afatsy ny tompony ihany no tokony hamoha azy,ka rehefa vonona ilay tompony fa ampiasa azy @ ara-dalàna d izay vao mampiasa ny lakilé ary izy irery ihany no hitahiry ny lakilé sy hamoha azy @ ftn ilàna azy fa tsy izay rehetra handalo ao akory dia hanokatra daholo raha tsy hoe hisy hangalatra angaha ilay boaty (izany hoe hanao viole razoky ) "
=)) =)) aiza kosa de boite a bijoux ,ka ra profesionaly ny mpilaiso coffre a fort aza vakiny ,ny toky fitaka ozy ny fiteny ,ao ko ny lango malefaka anomezana ny lakile misy fikany foana iny refa sendra ny olondratsy fa tandremo...zahana toetra eny ihany le olona no fanao azy de fantatra ho azy ra azo omena valisoa na tsia :-P
fa na ny vhv ko aza de misy manana saina ny ho amboarina fotsiny zao sy haka ny any hafa na de eo aza ny mpanamboatra , tsy misy donatsetroka tsisy afo izany fa aza mampiresaka e :-P
25. MMS ( 06/10/2008 10:55)
Ahona no hafantarako ny momba anao ra ts nadramako kely? Toy ny vosary io eh! ra ts andramana ts fantatra na mamy na marikivy ka eo aho vao sahirana raha mahazo ny marikivy nefa ny tena efa tafiditra :* :* :* :*
Sady ts toy ny boîte à bijoux zany io satria raha vao lemana iny de misokatra 'zay vao tena tsisy mpaka vady eo! :cry: :cry: :cry: :cry:
Sady sao de misy biby ao ka eo za vao lany. :lol: :lol: :lol:
Aleo manandrana alou!
26. rapala ( 06/10/2008 12:07)
Angamba azo ekena raha toa ka lehilahy efa manambady no mbola mikôty vehivavy hafa ihany.
[/quote]
miray hevitra @ ni81 io, raha efa manambady ilay lhl ka mbola mikôty dia mazava ho azy fa ny hanambotra kosa ny ao an-tsainy e!!!!


27. naughtyboy ( 06/10/2008 14:43)
MMS >marina zany :-D :-P
rapala >tena marina ko zany ;-)
28. rapala ( 06/10/2008 16:20)
naughtyboy: misy fahamarinany daholo ange izay voalaza rehetra eo ambony io, izany hoe miankina @ fandraisany ts1 -1 azy fotsiny e :)
29. MMS ( 07/10/2008 09:49)
:lol: :lol: :lol: :lol:
30. fijo ( 08/10/2008 21:14)
aza hadino koa,fa matoa ny vehivavy mijejo,dia manao izay hisarihana ny lehilahy.le fisarihan aio moa inona no ten atanjona??tsy le zavatra ve???
31. dubstyle ( 16/10/2008 08:26)
io ca depend de chacun e, ze choix ataonao de mis lafni +sy - fona ,ra manaiky nao de lazaina fa femme facile , ra ts manaiky de oe mamilafila, fa io ref tianao iz , na le fiarahana de basta e, na nareo sipa az sam manana n toetrany , c une kestion de feelin ,tu veu bon ,tu veu pas bon. sache c ke tu veu et vaya con dios!!!
32. tywa68 ( 16/10/2008 09:33)
tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty
sytl : io no titra tokony nanombohana an'ity sujet ty ! manamboatra zany manko tena misy résultat mivaingana @ farany. :lol:
33. fijo ( 06/11/2008 23:25)
za lehilahy fa marina io voalaza io.ary aleo tsorina fa natiora izany.matoa ny lehilahy mikoty dia mahasarika azy izay ny hiray aminao.avy eo io mety hiova ho fitiavana.
34. mangidy ( 07/11/2008 13:16)
skouskou:

Ny safidy an'ny vehivavy KOA fa ny fotoana no hifanarahana (l)
Sa ahoana ? (':?:') Tena fanontaniana. :?:

De samy mifanamboatra izany ko!

Misy koa anie ny vehivavy manamboatra e! hi hii


:-P :-P
35. fijo ( 07/11/2008 21:15)
izay mantsy.efa natiora izany ka tsy lavina ny fisiany
36. andrywui ( 12/12/2008 12:52)
denaona ndray kou ary fa misy sipa bedb mikoty bandy amzao! de mila hanamboatra anl
bandy fotsn kou v zany l sipa??? hanamboatr anay amininn anef ,hanao inn !! te ho fesona eo. sa de oe ho vizaniny 1andro maninjitra tsy ankijann anga! de tena mety voamboatrany marin ny bandy
37. kelly13 ( 12/12/2008 16:00)
:-D
38. kotobekibo ( 17/12/2008 21:03)
andrywui:

denaona ndray kou ary fa misy sipa bedb mikoty bandy amzao! de mila hanamboatra anl
bandy fotsn kou v zany l sipa??? hanamboatr anay amininn anef ,hanao inn !! te ho fesona eo. sa de oe ho vizaniny 1andro maninjitra tsy ankijann anga! de tena mety voamboatrany marin ny bandy


Tena izay mitsy ry zandry a! ny hanamboatra an'élah fotsiny d izay . Ataony sady mampirevy azy élah @ resaka sôsy no mbola tahak'izay koa ary ampandriana . :-D :-D :-D
mangidy:


Misy koa anie ny vehivavy manamboatra e! hi hii

:-P :-P


Hita kouh ! Bdb mihitsy an! fa saingy mody style hafa . Fa eo ihany koa ny direct an!
39. bololo ( 23/01/2009 23:33)
sytl:

slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ny ankabezany de le zvtr iany no ao antsainy !


hitako fa tsara aloha e, vady ho hita zany !! inona no mahamaika :wink:
40. haritianah ( 24/01/2009 18:37)
Amiko lojika zany ré,
Nareo angaha ts naita ilay kisarisary fatao @ boky reny owé misy sarina lhl 1 eo de mifanena @ na vhv 1 io lhl io de refa nosokafana ny tao an dohan'izy roa ireo dia navoaka ara tsary dia ny hita dia
Ny tao an tsain'ny lhl refa navoaka sary dia sarina fandriana
Ny tao an tsain'ny vhv refa navoaka sary dia sarina fo(coeur an)
Lojika bé oooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733