Tantara fohy

1. ni81 ( 01/10/2008 14:17)
Eritreritra nandalo io rehefa avy nisavasava teto @ anterineto aho. Koa raha tsy mety aminao dia aza mamaky akory na dia kely aza. :)
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
2. ainaheri ( 01/10/2008 14:50)
ni81>> toa tsy voasoratra tao izy nanao xxxx nilavaniny ny mpiserasera !!




Tena marina ,aza mieritreritra ny ho tsy tratran'ny aloka,misy farany doli ny zava-drehetra!!
3. ni81 ( 01/10/2008 14:54)
ni81>> toa tsy voasoratra tao izy nanao xxxx nilavaniny ny mpiserasera !
:lol:
Tena marina ,aza mieritreritra ny ho tsy tratran'ny aloka,misy farany doli ny zava-drehetra!!
Marina tokoa izany e!
4. Noue ( 01/10/2008 15:45)
tena mampiheritreritra marina tokoa aaaaaaaaaa :{ :{ :{
5. ratonga ( 01/10/2008 20:01)
:-w :-w resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!! :°) :-P
6. ni81 ( 01/10/2008 20:05)
resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!!
:-D efa nasiako soratra mialoha ange teo e! :lol: :lol:
7. Noue ( 01/10/2008 20:07)
ratonga:

:-w :-w resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!! :°) :-P
mety tena marina anie io eeeee


:^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D iza no mahita raha tena tahak'izao no fandehany any ambony any????? :^) :^) :^) :^)
8. ratonga ( 01/10/2008 20:16)
ni81:

resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!!
:-D efa nasiako soratra mialoha ange teo e! :lol: :lol:



:roll: aona aza no ahafantarana zé vosoratra ao raha tsy vakina aloa:-D :-D :-D
9. cutie ( 01/10/2008 20:20)
lol
10. ni81 ( 01/10/2008 20:20)
aona aza no ahafantarana zé vosoratra ao raha tsy vakina aloa
iza moa no mahalala fa sao mpaminany? :-D :-D
11. ratonga ( 01/10/2008 20:34)
mbola tsy izy alou hatramizao :-D :-D :-D
12. ni81 ( 01/10/2008 20:37)
mbola tsy izy alou hatramizao
Jereo fa miova foana ny tapany ambony kou! :-D :-D rahampitso ahoana indray? =)) =))
13. ratonga ( 01/10/2008 20:45)
ny tapany ambany :-D :-D :-D
14. ni81 ( 01/10/2008 20:47)
ny tapany ambany
:-D :-D ny tongotra zany a!
15. ratonga ( 01/10/2008 20:57)
ambonibony kosa é!!! eo @ lé kravaty mivilana =)) =)) =))
16. cutie ( 01/10/2008 21:00)
mampatahotra le sary fa mba ovay e e :-D
17. fijo ( 01/10/2008 21:05)
efa hoavy ny ririnina ,fa aleo mankany amin'ny afobe e
18. ratonga ( 01/10/2008 21:14)
hevitra mety ko zany an'lé fijo zany klé :lol:
19. fijo ( 01/10/2008 21:16)
any tsy mandoha sofazy fa gratos ko,ny tonotono etsy akilany mandeha ihany.
20. ratonga ( 01/10/2008 21:19)
marina mintsy zany, sady ra ny falalako azy dimbaka bé daholo ny lasa any tena revy b manadala mintsy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0793