Tantara fohy

21. ratonga ( 01/10/2008 21:21)
ny akolita rehetra ary @ f m t m b (fomba malalaka....) mety any daholo mifankahita :-D
22. fijo ( 01/10/2008 21:23)
izay mihintsy,revy be manadala,ny sakaizapetite manao kivalavala ry rakaraoka manao tantara,ratonga tsy misalasala,ari malala manadala;tonga hoazy ny valala(sipa)
23. nomenjara ( 01/10/2008 21:26)
ary tena natap rasé ndray lay voln'i raoptnga amin'izao. :-w
24. ratonga ( 01/10/2008 21:27)
.... sy ny maro hafa tsy votanisa :°) léfijo lasa poéty tsy fidiny :-D :-D
25. ratonga ( 01/10/2008 21:30)
nomenjara:

ary tena natap rasé ndray lay voln'i raoptnga amin'izao. :-w

ary tena lasa badalela mintry nahita an'lé sola:-D :-D :-D


26. nomenjara ( 01/10/2008 21:32)
:-D :-D :-D ataonao ankisesy mitsy izy izany :-D
27. fijo ( 01/10/2008 21:32)
ka hiaraka aminay any amin'ny afobe koa sahirana raha lavavolo ko.
28. ratonga ( 01/10/2008 21:33)
=)) =)) =))
29. niryna ( 02/10/2008 03:48)
ni81:

Eritreritra nandalo io rehefa avy nisavasava teto @ anterineto aho. Koa raha tsy mety aminao dia aza mamaky akory na dia kely aza. :)
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp


misaotra ni a
30. mbaliana ( 02/10/2008 10:16)
ka hiaraka aminay any amin'ny afobe koa sahirana raha lavavolo ko.
=)) =)) =)) =))
31. kelly13 ( 02/10/2008 10:23)
nomenjara>notapahany ankia le volobeny teo a (i ratonga io) fa manakona film lery tatsy ananona tatsy! d asa no-coller-ny teo @ volomasony teo ngamba le volobe nesoriny fa tô matevimbe ty volomasony :-D :-D :-D
32. tywa68 ( 02/10/2008 10:33)
i kelly13 hono sisa no andrasany atsy ambadika atsy hanombohana an'ilay film (zay no nanapahana ny volony zany :lol: )
33. anjaro ( 02/10/2008 10:42)
Soa ihany!
Tsy misy hahafantatra zay avoakan' ny ampitso fa samia ary mandanjalanja ny fiainany avy é!
34. xxx ( 02/10/2008 10:44)
Zay le izy é!
35. xxx ( 02/10/2008 10:44)
Zay le izy é!
36. kelly13 ( 02/10/2008 13:30)
tywa68>bidgé arina fotsiny ra za no endrasana hanao le film kou :-D :-D
37. sakaizakely ( 02/10/2008 13:43)
danza be le ecran géant, hd sa lcd ? sony, samsung... :roll: :roll: :roll:
38. sakaizakely ( 02/10/2008 13:44)
de samy miandry ny valalandRafijo eto zany isika kou :-D :-D :-D
39. ratonga ( 02/10/2008 14:03)
kelly13:

nomenjara>notapahany ankia le volobeny teo a (i ratonga io) fa manakona film lery tatsy ananona tatsy! d asa no-coller-ny teo @ volomasony teo ngamba le volobe nesoriny fa tô matevimbe ty volomasony :-D :-D :-D



=)) =)) =))
40. Noue ( 03/10/2008 07:20)
ni81:

Eritreritra nandalo io rehefa avy nisavasava teto @ anterineto aho. Koa raha tsy mety aminao dia aza mamaky akory na dia kely aza. :)
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0554