Tantara fohy
1. ni81
(
01/10/2008 14:17)
Eritreritra nandalo io rehefa avy nisavasava teto @ anterineto aho. Koa raha tsy mety aminao dia aza mamaky akory na dia kely aza. :)
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
répondu par kotobekibo le 15/11/2008 14:15
2. ainaheri
(
01/10/2008 14:50)
ni81>> toa tsy voasoratra tao izy nanao xxxx nilavaniny ny mpiserasera !!
Tena marina ,aza mieritreritra ny ho tsy tratran'ny aloka,misy farany doli ny zava-drehetra!!
Tena marina ,aza mieritreritra ny ho tsy tratran'ny aloka,misy farany doli ny zava-drehetra!!
3. ni81
(
01/10/2008 14:54)
ni81>> toa tsy voasoratra tao izy nanao xxxx nilavaniny ny mpiserasera !:lol:
Tena marina ,aza mieritreritra ny ho tsy tratran'ny aloka,misy farany doli ny zava-drehetra!!Marina tokoa izany e!
5. ratonga
(
01/10/2008 20:01)
:-w :-w resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!! :°) :-P
6. ni81
(
01/10/2008 20:05)
resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!!:-D efa nasiako soratra mialoha ange teo e! :lol: :lol:
7. Noue
(
01/10/2008 20:07)
ratonga:mety tena marina anie io eeeee
:-w :-w resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!! :°) :-P
:^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D iza no mahita raha tena tahak'izao no fandehany any ambony any????? :^) :^) :^) :^)
8. ratonga
(
01/10/2008 20:16)
ni81:
resaké daholo zany fa nareo ko dé minomino fôna klé!!!:-D efa nasiako soratra mialoha ange teo e! :lol: :lol:
:roll: aona aza no ahafantarana zé vosoratra ao raha tsy vakina aloa:-D :-D :-D
10. ni81
(
01/10/2008 20:20)
aona aza no ahafantarana zé vosoratra ao raha tsy vakina aloaiza moa no mahalala fa sao mpaminany? :-D :-D
12. ni81
(
01/10/2008 20:37)
mbola tsy izy alou hatramizaoJereo fa miova foana ny tapany ambony kou! :-D :-D rahampitso ahoana indray? =)) =))
19. fijo
(
01/10/2008 21:16)
any tsy mandoha sofazy fa gratos ko,ny tonotono etsy akilany mandeha ihany.
20. ratonga
(
01/10/2008 21:19)
marina mintsy zany, sady ra ny falalako azy dimbaka bé daholo ny lasa any tena revy b manadala mintsy :-D :-D :-D
