mba toroy hevitra re e!
1. xxx
(
17/09/2008 10:35)
za dia tovovavy nipetraka tany m/car aho taloha ,vo 2mois a zao no taty ivelany,zao raol ny tantarako a :nisy olona niaraka t@ko tany m/car efa o 2ans zay no niaraka ary tena nifankatia,tonga nefa izy d nolazaiko oe o any an -dafy a,anao vacance fotsn,n tena marn nefa misy olona miaraka @ko aty''ts nfandray t@ intsony aho nanomboka teo,enoko anefa fa mjaly b izzy any satri malaelo ana,za ko nefa aty ts mtsaatra ny miertrertr an azy,mbola tiko izy!mataotra a anefa ra oe mverna any ka fantany oe niaraka t@olona,mba toroy evtra raol,fantatro fa ts nety ny nataoko ary mvavaka a isanándro mfona,tokny antsoiko v izy sa fa tena mila arary mits za aty.msaotra mialo,mba omeo valiny maafa-po,mariako fa mbola miandry ny fiverenako ono izy atramzao zay no nolazain namako zay nifankaita t@. :(
novalian'i Herimiafina ny 20/09/2008 14:37
3. Noue
(
17/09/2008 11:35)
xxx:ka iza anefa no hilaza aminy fa niaraka t@ olon-kafa ianao tany ivelany ?
enoko anefa fa mjaly b izzy any satri malaelo ana,za ko nefa aty ts mtsaatra ny miertrertr an azy,mbola tiko izy!mataotra a anefa ra oe mverna any ka fantany oe niaraka t@olona,mba toroy evtra raol,fantatro fa ts nety ny nataoko ary mvavaka a isanándro mfona,tokny antsoiko v izy sa fa tena mila arary mits za aty.msaotra mialo,mba omeo valiny maafa-po,mariako fa mbola miandry ny fiverenako ono izy atramzao zay no nolazain namako zay nifankaita t@. :(
ka raha malahelo azy mafy sy mbola tia azy ianao , inona no andrasana tsy hodiana aingana na dia hitanao izao aza ny fijalianareo mitsamy ????
:^) :^) :^) :^) :^)
5. xxx
(
17/09/2008 13:07)
Fa mba amin'ny fomba aona ry xxx nanokatra dinika no asahinao milaza fa tianao izy, nefa nampirafesinao amin'izao fotsiny. Tsy mandetika aho tsy akory fa amiko tsy tinao izy no tena marina fa tsy te-handratra azy fotsiny enao.
7. xxx
(
17/09/2008 13:51)
enao ange no tena sambatra manana sipa roa kou inona ndray iza no tena beau gosse? ary ny tena mitondra basy mdr
8. Noue
(
17/09/2008 16:40)
xxx:ekena! dia sahy milaza ve ianao ry mpandefa ny dinika fa tena mbola tena tia azy nefa tsy matahotra akory mampirafy eo
Fa mba amin'ny fomba aona ry xxx nanokatra dinika no asahinao milaza fa tianao izy, nefa nampirafesinao amin'izao fotsiny. Tsy mandetika aho tsy akory fa amiko tsy tinao izy no tena marina fa tsy te-handratra azy fotsiny enao.
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
10. tsikiowa
(
17/09/2008 17:26)
xxx:
za dia tovovavy nipetraka tany m/car aho taloha ,vo 2mois a zao no taty ivelany,zao raol ny tantarako a :nisy olona niaraka t@ko tany m/car efa o 2ans zay no niaraka ary tena nifankatia,tonga nefa izy d nolazaiko oe o any an -dafy a,anao vacance fotsn,n tena marn nefa misy olona miaraka @ko aty''ts nfandray t@ intsony aho nanomboka teo,enoko anefa fa mjaly b izzy any satri malaelo ana,za ko nefa aty ts mtsaatra ny miertrertr an azy,mbola tiko izy!mataotra a anefa ra oe mverna any ka fantany oe niaraka t@olona,mba toroy evtra raol,fantatro fa ts nety ny nataoko ary mvavaka a isanándro mfona,tokny antsoiko v izy sa fa tena mila arary mits za aty.msaotra mialo,mba omeo valiny maafa-po,mariako fa mbola miandry ny fiverenako ono izy atramzao zay no nolazain namako zay nifankaita t@. :(
nisy ankizy vavy izay aky fantako e!
izy aky otran'indry io mihintsy e! izy aza nahantanty nijanoana taona maro an-dafy dia nahita olona izy ary raiki-pitia amin'ilay olona sady dokotera mihintsy.
dia nitsoriny ny marina tamin'ilay sipany madagascar fa hoe tsy impossible ny antsika e! satria kosa efa nanandrana nanafatra foana an'ilay sipany ilay ankizivavy fa tsy mety mahazo visa dia leo be izy.
ny alahelo misy foana anie aky e!
hadino iny rahatrizay, tsy misy fahadisoina izany fa olombelona malemy daholo, ianareo angaha mpivady no hisy hoe hatahorana.
11. fijo
(
17/09/2008 20:23)
kilalao izany fa toizo e,avelao aloha izy any fa misy hivantananana rehefa miverina ianao.soa ny manadroa izany ko
12. xxx
(
18/09/2008 07:13)
noue:
Hoy i xxx:
Fa mba amin'ny fomba aona ry xxx nanokatra dinika no asahinao milaza fa tianao izy, nefa nampirafesinao amin'izao fotsiny. Tsy mandetika aho tsy akory fa amiko tsy tinao izy no tena marina fa tsy te-handratra azy fotsiny enao.
ekena! dia sahy milaza ve ianao ry mpandefa ny dinika fa tena mbola tena tia azy nefa tsy matahotra akory mampirafy eo
Hay vare ka fatan-dRoky hoe miaraka zà sy ny malalan-dRoky. Sans rancune ary e!
13. Noue
(
18/09/2008 08:14)
aza afangaro ny zavatra nolazaiko sy ny zavatra nolazain'ny hafa ry xxx aaaa :^) :^) :^) :^)
"xxx4":dia hoy aho hoe
Fa mba amin'ny fomba aona ry xxx nanokatra dinika no asahinao milaza fa tianao izy, nefa nampirafesinao amin'izao fotsiny. Tsy mandetika aho tsy akory fa amiko tsy tinao izy no tena marina fa tsy te-handratra azy fotsiny enao.
"Noue":ka inona no hidiran'ity lazainao ity hoe
ka iza anefa no hilaza aminy fa niaraka t@ olon-kafa ianao tany ivelany ?
ka raha malahelo azy mafy sy mbola tia azy ianao , inona no andrasana tsy hodiana aingana na dia hitanao izao aza ny fijalianareo mitsamy ????
"xxx"::^) :^) :^) :^) :^)
Hay vare ka fatan-dRoky hoe miaraka zà sy ny malalan-dRoky. Sans rancune ary e!
14. Noue
(
18/09/2008 08:17)
ka raha mila ny hevitro ianao ry xxx dia tsotra fotsiny no lazaiko eeeeee
ianao milaza fa mbola tia azy ary fantatrao fa mijaly izy ka hoy aho hoe: inona no andrasanao tsy hiverenanao aingana any aminy ?

15. xxx
(
18/09/2008 08:44)
Vakio tsara ny zvtr nosoratanao ry noue n:7 dia ho azonao avy hatrany ny vali-kafatra nataoko. sady ny tenako ange dia manaiky mihitsy hoe mijangajanga e, fa tsy mody tia ohatry ny sasany.
16. Noue
(
18/09/2008 12:46)
ao aza fa averiko valiana tsara aaaa :^) :^) :^) :^)
"XXX 4":
4. Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-09-2008 15:07:52
Lohateny : Re : mba toroy hevitra re e!
Fa mba amin'ny fomba aona ry xxx nanokatra dinika no asahinao milaza fa tianao izy, nefa nampirafesinao amin'izao fotsiny. Tsy mandetika aho tsy akory fa amiko tsy tinao izy no tena marina fa tsy te-handratra azy fotsiny enao.
"Noue 7":dia hoy indray ianao hoe
ekena! dia sahy milaza ve ianao ry mpandefa ny dinika fa tena mbola tena tia azy nefa tsy matahotra akory mampirafy eo
"xxx":dia hoy aho navaliko anao hoe
. sady ny tenako ange dia manaiky mihitsy hoe mijangajanga e, fa tsy mody tia ohatry ny sasany
"Noue 13":mazava kosa angamba anky zay aaaa :^) :^) :^) :^)
ka raha mila ny hevitro ianao ry xxx dia tsotra fotsiny no lazaiko eeeeee
ianao milaza fa mbola tia azy ary fantatrao fa mijaly izy ka hoy aho hoe: inona no andrasanao tsy hiverenanao aingana any aminy ?
19. xxx
(
18/09/2008 15:40)
Miala tsiny amin'ny noue fa izay vao afaka namaly.Somary reraka mantsy fa matsiro be ny malalan'ny dia tafatory e! :D