mba toroy hevitra re e!

21. Noue ( 18/09/2008 16:09)
nathie86:

aza manao clown oa i xxx :-@
tana marina mahintsiny izany aaaaa ! sady tsy misy fahamatoran'ny dinika fa mampihesona fotsiny

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
22. xxx ( 18/09/2008 16:20)
Miala tsiny amin'ny noue fa izay vao afaka namaly.Somary reraka mantsy fa matsiro be ny malalan'ny dia tafatory e!

=))
23. ni81 ( 18/09/2008 16:21)
tana marina mahintsiny izany aaaaa ! sady tsy misy fahamatoran'ny dinika fa mampihesona fotsiny
:-D :-D
24. xxx ( 18/09/2008 16:22)
i noue ko ange no mi-sena, olona tsy mitovy akory lé xxx.
25. Noue ( 18/09/2008 16:37)
anky va re eeeeeee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
26. Noue ( 18/09/2008 16:38)
xxx:

i noue ko ange no mi-sena, olona tsy mitovy akory lé xxx.
anky va re eeeee ! iza no nahalala fa fihinana ny valala ?

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. xxx ( 18/09/2008 17:29)
aleo ary za mba iteny @zay e!za nanokatra ny dinika xxx sy le xxx ankiray miresaka @nao foana noue a! d samy hafa ,everinao fa za mantsy,toa miady b mants ny resakareo d aleo za mba iditra @zay. 8O
28. xxx ( 18/09/2008 17:34)
zà kosa indray ilay xxx mafana resaka amin-droky ry noue. Sady tsy io irery no mafana sa ahoana ry noue??? :) Mamy be mihitsy kosa aloha ny malalan-droky koa. =))
29. Noue ( 18/09/2008 17:47)
xxx:

zà kosa indray ilay xxx mafana resaka amin-droky ry noue. Sady tsy io irery no mafana sa ahoana ry noue??? :) Mamy be mihitsy kosa aloha ny malalan-droky koa. =))

:-D :-D :-D :-D :-D :-D fantaro tsara aloha fa ny malalako dia io anilako io izy :-D :-D :-D :-D dia aza mandrebireby fa tena azo lazaina hoe dinika mampihesona ity :-D :-D :-D :-D :-D :-D dia tapaka mahintsiny ny tsinay fa lazaiko azy daholo ny eto :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

mahita lazaina mahintsiny ianareo @ ity hatsikana sy lalao ity aaaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. xxx ( 18/09/2008 17:52)
matoa a ry noue manokatra ny dinika d ts ampiesona an iza2 mits no tanjoko fa toro-evitra no angataiko,afa ny resakao sy xxx anank1 ,resaka tsiron dehilahy. :twisted:
31. ainaheri ( 18/09/2008 17:55)
Zay no tsy azoko,milaza tia nefa maninn no miaraka @oul? D refaveo inn no tokony ataoko? Ny zvtr ataonao;manana safidy 2 ianao;_1 milaza aminy ny marina d hita eo ny tohiny satria raha miteny izy hiandry anao,donc tsy mbola henony zao mangalaketsa zao......_2: Andana mody d tohizo ny fiarahana
32. ni81 ( 18/09/2008 18:13)

hevita mety io koa mandehana raha tsy mbola lany andro ny billet.
33. Papoose ( 18/09/2008 19:11)
ka mba te hanatevina dinika re ry vie force fa nareo kounkou neee!! :-D
34. fijo ( 18/09/2008 21:12)
Zay no tsy azoko,milaza tia nefa maninn no miaraka @oul? "

ka samy tsara kosa letsy ny vary sy ny laoka dia miaraka hoanina an.
35. xxx ( 19/09/2008 07:21)
Mamerina ny fialan-tsiny amin'ny noue fa izay indray vao tafarina tato am-pandriana. mmmmhhh..... tsara be mihitsy kosa e, tsy misy tahaka azy. Tsiambaratelontsika roa izany ry noue fa aza miteniteniteny an! hony an! :D
36. GAINE ( 19/09/2008 08:06)
Izao no lazaiko anao voalohany efa natsapa ny hadisoanao ianao defa zava -dehibe izay aloha ny momba ny hoe matahotra aho sao fantany ?Raha ny elanelan-tany aloha dia sur ny tsy fahafantarany zaho .Faharoa ianao zany mbola tia azy moa ianao milaza fa vacance fotsiny no nataonao tany inona no sakana tsy hitiavanao azy .
Fa mba avadio ange le zavatra misy de ahoana hoe :izy zany mba solafaka ohatrany izay koa de ahoana ny hevitrao zah! mantsy manahy matoa tsy niraika koa izy rehefa tsy niraika ianao nandritra ny fotoana maro dia ao raha? nefa aza kivy fa eritreritra daholo izany ka aza kivy ny mitia raha mbola tia hafa ihany ilay efa nahazatra sa ahoana (l)
37. xxx ( 19/09/2008 08:26)
xxx:

Mamerina ny fialan-tsiny amin'ny noue fa izay indray vao tafarina tato am-pandriana. mmmmhhh..... tsara be mihitsy kosa e, tsy misy tahaka azy. Tsiambaratelontsika roa izany ry noue fa aza miteniteniteny an! hony an! :D
mba aoka izay ity resaka mivadikondana ity fa aza simbaina ny diniky ny hafa

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
38. xxx ( 19/09/2008 14:10)
Eny ary xxx an! Miala tsiny fa lasa nosimbaiko sy noue tokoa ilay izy. Sady efa azoko ny mamin'ny malalan'ny ka avelako ho an'azy any amin'izay.
39. kelly13 ( 19/09/2008 16:28)
:-D :-D :-D xxx37 kou mampimé
40. Noue ( 19/09/2008 16:59)
izany anie hoy aho eeeee ! tena tapaka ny tsinainy vadiko ato hazavaiko azy ny hatsikana sy lalao hataon'io xxx io =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

dia miala-tsiny @ xxx namoaka ny dinika eeeeeee ! fa haveriko ny zavatra nolazaiko , mba hevitro io aaaaaa
"Noue":
ka raha mila ny hevitro ianao ry xxx dia tsotra fotsiny no lazaiko eeeeee

ianao milaza fa mbola tia azy ary fantatrao fa mijaly izy ka hoy aho hoe: inona no andrasanao tsy hiverenanao aingana any aminy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2667