tsar ny manandroa ry xxx fa @ farany toi vo ten msafid aaa.ny marna ze tena tina iarahana.ra ts oe nga oe aty enao d le aty ntinao d rhf any ndray d le any.mety ko zay ka!! ny alaelo iny marn fa mis fon .fiainana zany eeee.
za dia tovovavy nipetraka tany m/car aho taloha ,vo 2mois a zao no taty ivelany,zao raol ny tantarako a :nisy olona niaraka t@ko tany m/car efa o 2ans zay no niaraka ary tena nifankatia,tonga nefa izy d nolazaiko oe o any an -dafy a,anao vacance fotsn,n tena marn nefa misy olona miaraka @ko aty''ts nfandray t@ intsony aho nanomboka teo,enoko anefa fa mjaly b izzy any satri malaelo ana,za ko nefa aty ts mtsaatra ny miertrertr an azy,mbola tiko izy!mataotra a anefa ra oe mverna any ka fantany oe niaraka t@olona,mba toroy evtra raol,fantatro fa ts nety ny nataoko ary mvavaka a isanándro mfona,tokny antsoiko v izy sa fa tena mila arary mits za aty.msaotra mialo,mba omeo valiny maafa-po,mariako fa mbola miandry ny fiverenako ono izy atramzao zay no nolazain namako zay nifankaita t@. :(
Ny azy dia mety ho alahelo miampy ambompo.
Ny anao kosa mety ho alahelo miampy heritreritra manenjika.
Tadidio koa fa miova ny goût rehefa miova firenena.
Ka noho izany antsoy izy dia teneno aminy ny zavatra misy, dieny izao fa aza miandry tara be.