Matory ve ny ao antAnAna?
1. kidoropamba
(
11/09/2008 12:01)
Hoy ila hira hoe:
"Mbola matory ve ny ao antAnAna?
Mifohaza sao dE hofohazin'i satAna."
Mbola misy tia an'i filoha hajaina ve.... :cry:

novalian'i kidoropamba ny 25/09/2008 15:42
3. karavasy
(
12/09/2008 07:27)
Fohazo ra-kidoropaimbo raha mbola rendremana a. Olona mahay be sady mpandalina mahita hanatsarana ny olana eran'izao tontolo izao sahalan'ny akamanao nanas, naughtyboy, bazylou, badboy sns ireo ve no lazainao matory sy mihesona eee? Ny baolina aloha tsy matiny na mifoha sy manampahaizana aza izy ireo. Aleo tsisy toy izay polisssy hoy ny pokona.
4. nanas
(
12/09/2008 21:09)
karavasy:

Mba asitrio tsara any anaty posy hoa le complexe BE mila hampipotsaka ny ati-dohanao sy ny masonao ra-karavasy fa io ihany no efa mandrendrika ny firenena toan izao a! ny filoha vendrana ny ekipany vendrana sady en plus be complexe ambany fisainana vao maika mijotso midina le firenena fa tsy mijotso miakatra. tssssssssssssss, nareo zao no mila mifoha kely mintsy
5. kidoropamba
(
13/09/2008 10:42)
Tena malaza be ity ben'i tananan'Antananarivo ity ato.
Ry zareo ao @ mpanohitra koa dia tena tsy manaiky lembenana ary miha mitombo isa hatrany.
Izahay ato @ TIM aloha dia somary mampalahelo kely ihany satria tratra fa nandainga be.
Mandini-tena aho na mbola hanohy amin'ilay fandoavana ny kotiZasiON na tsia ao @ TIM. Tapitra @ volana novambra ho avy izao mantsy ny karatra maha TIM ahy. Hiditra TGV sa hijanona ato @ TIM???
Mbola tsy voavaliko izao io fanontaniana io.
Mila mifoha isika rey tompoko satria mitady HANAIKITRA mafy ny nifin'i SatAna.
Ravalomanana ve sa dia ingahy TGV.......? 8O

6. Herimiafina
(
13/09/2008 18:31)
Matory ve ny ao antAnAna
Tsy matory fa tsy afa-mihetsika satria maty ny soavaly notaingenana, hitady soavaly velona hafa azo tangenana vao afaka mandeha. Ny palitako koa efa vasoka ka mila avadika fa sao afa-baraka amin'ny fiaraha-monina. :-D :^)
7. nanas
(
13/09/2008 23:43)
Herimiafina:
Matory ve ny ao antAnAna
Tsy matory fa tsy afa-mihetsika satria maty ny soavaly notaingenana, hitady soavaly velona hafa azo tangenana vao afaka mandeha. Ny palitako koa efa vasoka ka mila avadika fa sao afa-baraka amin'ny fiaraha-monina. :-D :^)
inona no idiran ny soavaly @ resaka matory :roll: resaka tsy mifampitohy
8. nanas
(
13/09/2008 23:46)
kidoropamba:
Tena malaza be ity ben'i tananan'Antananarivo ity ato.
Ry zareo ao @ mpanohitra koa dia tena tsy manaiky lembenana ary miha mitombo isa hatrany.
Izahay ato @ TIM aloha dia somary mampalahelo kely ihany satria tratra fa nandainga be.
Mandini-tena aho na mbola hanohy amin'ilay fandoavana ny kotiZasiON na tsia ao @ TIM. Tapitra @ volana novambra ho avy izao mantsy ny karatra maha TIM ahy. Hiditra TGV sa hijanona ato @ TIM???
Mbola tsy voavaliko izao io fanontaniana io.
Mila mifoha isika rey tompoko satria mitady HANAIKITRA mafy ny nifin'i SatAna.
Ravalomanana ve sa dia ingahy TGV.......? 8O
Zay anie ra-kirodo le oe ny marina tsy mba maty e! na ezahinao saromana tahaka ny ahoana aza io, mipoitra foana. Za aloha tena nanenina mafy mintsy nadatsabato an ilay tsivalahara io t@ 2002 e!
9. kidoropamba
(
14/09/2008 14:57)
Mbola tsy afaka miala TIM izaho zao satria mbola izahay TIM ihany no mahazo fizarAna vary mora be ato @ Magro.
Sarotra ny fiainana ka aleo aloha ato @ TIM ihany satria toa niverindalana indray ity ANDRY TGV ity raha vao noraisin'i filoha hajaina.
Saika handeha tery Ivandry @ mpanohitra fa tena tsy misy rasa-vola mihitsy any fa tetik'ady fotsiny. Kanefa ny bandy mitady sakafo.
Aleo manao bizna moramora fa mbola tsy hay ny ampitso.
Ravalomanana efa mitady manadAla fa... 8O

10. Herimiafina
(
14/09/2008 16:14)
Izay mihintsy, aza mitaingina soavaly maty izany! Avadibadio foana koa ny palitaho fa efa fombandrazantsika io ka tsy hita izay maharatsy azy, raha tsy tia an'izay dia ndana manao immigration any Australie! :-D :^)
11. naughtyboy
(
14/09/2008 17:45)
nanas> za kalo de aleoko tsy nifidy zany fa koboko avy atrany io le8 io notapohany fahefana ka didy jadona no atao sakafony vahoaka,ary ze mbola te ifidy anazy eo matimatiny fihinana kely azo aminy de adalany zay ,fa ny bandy tsy miova hevitra sy mivadika zany ,tsy mila mpanao didy jadona ny vahoaka ary za de ao antiny zany. :D
12. nanas
(
14/09/2008 20:57)
naughtyboy:
nanas> za kalo de aleoko tsy nifidy zany fa koboko avy atrany io le8 io notapohany fahefana ka didy jadona no atao sakafony vahoaka,ary ze mbola te ifidy anazy eo matimatiny fihinana kely azo aminy de adalany zay ,fa ny bandy tsy miova hevitra sy mivadika zany ,tsy mila mpanao didy jadona ny vahoaka ary za de ao antiny zany. :D
Ilay tena olana t@ reny anie naughty! mba hoe hitady "Change "( hoy obama zay! )ny vahoaka malagasy, nefa inona fa vao maika pira noho ny teo aloha aza no nitranga. MIno sy manantena aho fa mba efa naka lesona t@ iny daholo ny vahoaka malagasy, porofo iny tsy nahalany ny TIM t@ fifidianana maire tao Tana iny. Ny tena nampihomehy t@ ireny de hoe le8 ono efa miliaridera tsy hangalatra zany fa aleo izy no lany filoha, olona mpampianatra eny @ oniveriste no mamoka zany hevitsaka zany (:-D :-D :-D :-D :-D :-D ), inona vao maika aza norofiny hatramin ny kely teo ampelatanana. Maharary reny fa mbola hivaly, tsy ho zakany ny alahelom-bahoaka fa ity isika samy ho eto
13. nathie86
(
15/09/2008 08:26)
Ny mpiotondra v no vendrana sa ny manodinina azy mintsy no manana mauvaise foi na ko oe mauvaise gestion ngah ah. Tokony hievitra iany i Ra8 ra ohatra ka te mbola hijanona oe @ io fitondrana io fa tsy manaraka zay ataon'ireto antokony intsony, lay TIM ndray mantsy ny ahy no hitako hoe tsy mahazaka pouvoir daholo ka manao didjadona, ngamba ko mihevitra oe impiry ho eo mo ka tsy aleo aloha manararaotra.
Eto Dago ko tô tsy hisy mintsy ny fanantena ny hiakaran'ny farimpiainana izany na iza tonga eo na iza, miseho ho babany avokoa refa mbola tsy eo fa refa tonga eo tô mangorana daholo aloha, ny tena aloha zay vao ny hafa eeee.
Ny ben'ny Tanana malaza fa saiky mbola tsy afaka ny hirotsaka ho kandida, d jereo anie fa ireo lohandohan'ny mpisorona mpanohitra reetra aloha d mody mirona any @ TGV daholo ndray eh, sady efa manomakomana indray ny election presidentiel, tady hanao tohotra fiakarana mampe b tsssssssssssss

14. nikah
(
15/09/2008 11:00)
Marina zany ,na iza na iza tonga eo dia mangorona ,fa ty Ravalo ty de tena mangorona trop!Matahotra ny tsy hovoafidy itsony angamba @ manaraka ka manao be mandrapaka haingakaingana aloha.Manararaotra dieny mbola manana ilay fahefana.Sady tapohany marina tokoa moa ka tsy mahagaga,eny fa na dia ny manodidina azy aza,izay maimbo Ravalo rehetra dia mpivarodronono tafakatra daholo.
15. kidoropamba
(
15/09/2008 12:15)
Matahotra aho satria TIM. Matahotra sao mivadika ny raharaha ka ho lasa henjehin'ny olona eto antanAna ihany satria nanohana be an'ity filoha hajaina ity.
Jerevo fa mbola ny Audit tao @ CUA ihany dia efa tratra ny ratsy natao, ka raha hanaovana audit ny fitondran'i filoha hajaina Ravalomanana dia aleoko lasa any maorisy fa tena tapahandry zalahy loha eto aho. Marina e.
Tsy mahita tory mihitsy aho efa andro maromaro izay. Ahoana, hivadika palitao sa mbola hidrikina ato @ TIM? reraka ny saina. Ritra ny bizna. milaha-bary sisa ery @ magro. efa lehibe taona ny tena ka miasa loha amin'ny izay mety ahazo ireto ankizy ireto.
Aleo mikarakara pasipaoro aloha sao dia ho ratsy ilay izy na koa handeha hijery vehivavy vazA antitra mitady vady ireny @ inTERinety sao mba dia lasa any ivelany any ka tsy ho henjehin'ny olona eto satria nanompo satAna. Marina e!
Efa manomboka tsy mila andravalomanana ihany fa.... 8O

16. naughtyboy
(
15/09/2008 18:04)
...tsy misy mahadiso ny diso safidy fa mahazo ny rehetra izany nefa de mino aho fa ny saina rehetra no mila miaraka miarina sy mijery malalaka ny ho avy dia miaramiezaka miarina t@ fahavoazana no hiara androso vahaolana ,lasa efa tsy mihatra akaiky ny fahavoazana tsy ihiratra ny saina fa anisany tsy mampirindra ny fianambahoaka sy ny ezaka ataony ny fahantrana zay tsy vaindohandraharaha loatra fa ambikambin'asa ho any mpitondra ,korontana daoly na aratoekarena na aratsosialy na fivavahana aza efa tafiditra lalina @ politika na teo aloha na izao nefa de tokony ho mpanelanelana.Izany rehetra izany dia nihamafy ra ity filohany tiko ity no nitondra ,tsy azo jerena fotsiny izany ra ny tanindrazana no lasa toerampangalarana sy fanamparampahefana ka isika rehetra dia samy vavolombelona @ zany zvmiseho zany na aiza toerana misy antsika rehetra..
17. naughtyboy
(
15/09/2008 19:09)
ozy nanas
\\\" Ilay tena olana t@ reny anie naughty! mba hoe hitady \\\"Change \\\"( hoy obama zay! ) \\\"
tsetsa2 tsy aritra,lasa resaka hafa indray ity le B.Obama ty nanas a tsisy hafa anreo teo aloha mety ny doctrine -ny fotsiny no tsy mitovy, pawn/pion reo sekta lehibe antsoina oe illuminati ,(asolo an\\\'i Bush atr@ Condooleza .Rice sy Donald Rumsfield,Bill Clinton...)otrany prezida amerlocks rehetra, ny tsy tao antiny io de 2 fotsiny Nixon,JFK anohy reo fandaharampotoanany @ version hafa fotsiny(New World Order..za aloha tsy de tena mino ny tena fiovana ho entiny lery iny e fa iarahamahita eo anie.. :wink:

18. Herimiafina
(
17/09/2008 01:09)
kidoropamba:
Matahotra aho satria TIM. Matahotra sao mivadika ny raharaha ka ho lasa henjehin'ny olona eto antanAna ihany satria nanohana be an'ity filoha hajaina ity.
Jerevo fa mbola ny Audit tao @ CUA ihany dia efa tratra ny ratsy natao, ka raha hanaovana audit ny fitondran'i filoha hajaina Ravalomanana dia aleoko lasa any maorisy fa tena tapahandry zalahy loha eto aho. Marina e.
Tsy mahita tory mihitsy aho efa andro maromaro izay. Ahoana, hivadika palitao sa mbola hidrikina ato @ TIM? reraka ny saina. Ritra ny bizna. milaha-bary sisa ery @ magro. efa lehibe taona ny tena ka miasa loha amin'ny izay mety ahazo ireto ankizy ireto.
Aleo mikarakara pasipaoro aloha sao dia ho ratsy ilay izy na koa handeha hijery vehivavy vazA antitra mitady vady ireny @ inTERinety sao mba dia lasa any ivelany any ka tsy ho henjehin'ny olona eto satria nanompo satAna. Marina e!
Efa manomboka tsy mila andravalomanana ihany fa.... 8O
Io ry ise dia tantara miverina foana an! Na iza na iza no eo amin'ny fitondrana, na i Rakoto na i Rabe, rehefa mbola ny système taloha foana ny eo, dia izao foana ny hiafarany.
Ka ny vaha-olana atoro an'ise dia jereo ny nataon'ireo goaika antitra teo aloha rehefa mipoaka ny sarombilany, dia iny ihany koa alaina tahaka, alaivo ny volan'ny banky centrale dia mandehana milefa amin'ny antonov dia avy teo mangataka asile, tsy fantatr'ise ve ry Mobutu sy ny Tsitsiraka sy ry Jean Bedel e, sns tsy voatanisa.
Raha tsy hanaraka an'izay destin africain izay ise dia lasa ohatran-dry Patrice Lumumba, chaire à paté, notetitetehan'ny Belge dia nidirany tamin'ny alikaola, satria bandy milay loatra, kanefa tsy tokony hisy mainty milay loatra izany.
:^)
20. naughtyboy
(
18/09/2008 20:47)
za tsy mino anzany destin africain zany ry H.M fa ry lerony mintsiny no matiny fitiavantena fa tsy fitiavantanindrazana,nahoana no tsy vakiny politikany tandrefana i Aatolah Khomeiny ao Iran sy ry Jung Il ao Korea satria tia tanindrazana reny bandy reny na de milaiso sy manao didy jadona aza de arahiny vahoaka,Afrika de dia malemy saina sy tsisy patriotism jereo ny modely hafa ho avy ao fa efa voasoritra toy ny Angola,Kenya,Zimbabwe mpitondra 2 mizara fahefana de io no ataony ao afrika lamaody sy kilalao @ zao ,ka enao aza tsy mahay manamina sy manana politika mazava itondrana ny firenenao fa ny ibodona toerana no imasoana ka ho aiza eo fa de amporisihany vazaha fotsiny angalatra de omeny exile tsara ao aminy fa ho tonga ampiasa vola any avy eo ,io no rangory fototry ny afo ..ozy H.M
"Ka ny vaha-olana atoro an'ise dia jereo ny nataon'ireo goaika antitra teo aloha rehefa mipoaka ny sarombilany, dia iny ihany koa alaina tahaka, alaivo ny volan'ny banky centrale dia mandehana milefa amin'ny antonov dia avy teo mangataka asile, tsy fantatr'ise ve ry Mobutu sy ny Tsitsiraka sy ry Jean Bedel e, sns tsy voatanisa."
ra io no vahaolana de ho andevoziny vazaha atr@ zafinkitrokely sns ny malagasy iray manontolo ary tsy ho tafavoaka ao anaty kizo mandrakizay
^:^ ^:^