Famonoan-tena!
1. Herimiafina
(
30/08/2008 17:55)
Mahalasa saina mihintsy indraindray ny resaka famonoan-tena aty amin'ny tany tandrefana fa dia tena betsaka dia betsaka tokoa, saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa.
Indroa aho izao no nahita olona nitsambikina amin'ny rail metro, olona tsy ampoizina fa dia milamin-tsaina tsara, tsy ahitana problème na dia kely aza misoritra amin'ny tarehiny (tsy misy ketrona, sns) dia miara-mijoro amin'ny station eo dia misaoty tampoka rehefa tonga iny ny metro.
Nanontany ilay mpiasan'ny metro iray aho dia milaza izy fa indray mandeha isankerin'andro eo no misy manao izany...indrindra rehefa ririnina ny andro.
Asa endriky ny fahantrana amin'ny firenena tandrefana ve izany, fahantrana izay mety afenina lava. :^)

novalian'i tsiambaratelo ny 11/09/2008 07:56
2. vale
(
30/08/2008 18:55)
njekaky oooooo! :roll: :{ :{ :{ ...zà kosa klou na manana pb be otran'ny inn tsy mba hamonomono tena izany kahhh! Nisy ankizivavy namanay izay mipetraka tao Antsirabe, namono tena fa nananan'ny olona volabe, anefa tovovavy manjakely mampitsiriritra ny olona rehetra izany an! :(
3. Herimiafina
(
30/08/2008 19:21)
Ny tena loza anie dia mahita ny fihetsik'ireo mpitazana e! Ny vehivavy mikiakiaka mitomany daholo mahita ilay loza, ny lehilahy indray mimenomenona hoe tara satria tapaka fotoana kely ny metro.
Ny polisy, ny ambulancier sy ny mpiasan'ny metro moa angamba efa zatra ka tsy ampy 5 minitra dia efa voabata ny razana, ny trace rehetra voafafa daholo, sns, dia mitohy toy ny tsy nisy n'inon'inona ny metro avy teo.
Ny sasany indray moa dia miaraka amin'ilay vava be hoe "maninona aza ileiry tsy any antranony no mamono tena fa aty? Izao izao isika tara fidirana daholo". :^)

5. simplex
(
30/08/2008 22:17)
Sao dia tokony asiana afisy koa any @ metro hoe tsy azo amonoan-tena :roll: izay tratra mandoa dina vints ny fianakams :lol::lol::lol:
6. Herimiafina
(
30/08/2008 23:47)
Iny indray efa misy iny kah, raha vao hitandry leirony hoe hafahafa na mi-flane anaty metro tonga dia raofin'ny polisy dia mandoa $100 fa tsy vints! :-D
7. vale
(
31/08/2008 00:16)
simplex> :lol: :-D :-D :-D :-D , avy eo koa dia hisy hanararaotra hampijaly oul de bebe ny dina miditra!.. :-D
8. diamondra27
(
31/08/2008 06:58)
tsia tsy mariky ny fahantrana izany fa resaka personnel.
Ny olona mamono tena matetika dia tsy milaza aminao hoe: andeha hamono tena izy fa tonga dia mi passer amin'ny acte.
Raha sendra ireo olona mametraka msg d'adieu kosa dia mba nisy fihantrana tamin'ny fianakaviany ihany izy izany ka mba tsy dia te-hampisy culpabilite ho azy ireo dia manoratra we tsy tantiko intsony ny fiainana fa dia naleoko nandeha sns sns
Maro ny cas azo amonoana tena: fitiavana , aretina mahazo tsy zaka intsony, solitude sns, misy ihany koa hoe: niezaka hahatratra projet iray fa tsy tratra dia manao T.S ilay olona avy eo
Mihevitra ny olona 1 fa ny famonoantena no vahaolna amin'ny olana manjo azy satria hoy ny feon'ny fieritreretany hoe: tsy misy ilana azy intsony eto an-tany, zioga ho an'ny mpiara-belona aminy izy.
sary indray mipika io tsy ampoizina ny andro ahatongavana izany satria on est a l'abri de rien.
Jereo fotsiny ireny mahazo ny olona manana trano tsara terehy na ivelany na anatiny sy fiaianana milamina nefa dia tonga ny tondra-drano laa daholo ny fananana ny aina aza zara tsy nanaraka ka dia ho an'izay tsy mahatanty dia mamono tena.

9. fahamarinana
(
31/08/2008 07:52)
:arrow: herimiafina ::-D mba mampihomehy koa ilay fitantaranao ny fisehony amin'ny tsi11 nanatrika teo.
Ary misy koa ilay olona te hanao chantage dia milaza foana hoe hamono tena aho.... (l)

10. kelly13
(
31/08/2008 19:42)
"Ary misy koa ilay olona te hanao chantage dia milaza foana hoe hamono tena aho"hoy i fahamarinana, io indray ny fahitako azy d te ho remarquer-na izy fa mahatsiaro tena oe tsisy mpiraharaha! ny zaobaviko nanana sipa efa intelo namono tena (fa tsy mbola mety maty lery hatraimin'izao), fa tena miala tsiny klou za fa sarotra iainana b le lhl izay e! ra vao tsy mifanaraka @ lohany ny teneninao d manao chantage kely vinany zany izy! izy le karazan'oul mi passer à l'acte iany fa aveo matahotra indray. ny tena mahavariana ahy d efa haindry zareo mihintsiny oe zao no qté fanafody hohaniko, tsy mahafaty ahy io fa ds le coma kely fotsiny za, na le mi s'ouvrir les veines ireny kou efa hainy oe aiza ho aiza no "kikisana"! mampalahelo iany klou e, saingy ra ny fahitako azy d somary misy fitiavantena kely le izy (miala tsiny fa lava lôtra, za ndrindra no tsy mpamaky post lava b nefa za kou ty tô manoratar lava ery, hihihi)
11. niryna
(
01/09/2008 03:37)
Herimiafina:
Mahalasa saina mihintsy indraindray ny resaka famonoan-tena aty amin'ny tany tandrefana fa dia tena betsaka dia betsaka tokoa, saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa.
Indroa aho izao no nahita olona nitsambikina amin'ny rail metro, olona tsy ampoizina fa dia milamin-tsaina tsara, tsy ahitana problème na dia kely aza misoritra amin'ny tarehiny (tsy misy ketrona, sns) dia miara-mijoro amin'ny station eo dia misaoty tampoka rehefa tonga iny ny metro.
Nanontany ilay mpiasan'ny metro iray aho dia milaza izy fa indray mandeha isankerin'andro eo no misy manao izany...indrindra rehefa ririnina ny andro.
Asa endriky ny fahantrana amin'ny firenena tandrefana ve izany, fahantrana izay mety afenina lava. :^)
tsy manana antenaina izy,raha kristiana tena kristiana dia mahalala fa tsy famonoantena no fanafody mahavaha olana. Tsy misy zavatra sarotra ka tsy vitan'Atra raha tena mino Azy isika.
12. sakaizakely
(
01/09/2008 09:36)
HM:
saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa.
faux
tsy afenina zany
mivoaka aradalana tsara ny salan'isa, ny vanintaona matetika voakasika, ary misy andro natokana ho azy ireo, izany hoe anaovana campagne de sensibilisation manetriketrika am fahitalavitra sy indrindra² any ampianarana kolejy sy lycées
olona tsy ampoizina fa dia milamin-tsaina tsara, tsy ahitana problème na dia kely aza misoritra amin'ny tarehiny (tsy misy ketrona, sns)
ka ny olana anga mo hiandry hisoritra eny am tava
fahantrana izay mety afenina lava
izao no atao hoe préjugés, mijery ivelany fotsiny de mitsikera
mety vao tsy ela any amin'ilay firenena i HM fa andraso rehefa tena mijanona elaela amantaonany any dia mahalala tsara ny tena olana.
Matoa misy ny TS dia misy tsy hainy toherina ny olana na adintsaina mianjady aminy izay tsy ary ho hitan'ny ety ivelany izany
Ny olana andrizareo tandrefana raha dinihina dia samy maka ho azy daholo, eny na dia RaD sy zanaka aza, pb de communication angamba no tena azo ilazana azy. Misy ny olana dia tsy ifampiresahana satria tsy misy fifankahazoana ampo. Ny RaD sahirana am fitadiavana dia vitsy sy mihafoana ny fotoana ifampiresahana am ny ankizy, dia mahatsiaro tena ho irery eo anatrehan'ny olana mianjady aminy ny ankizy, na dia heverinao ety ivelany fa ho tsinontsinona aza, aminy dia olana lehibe tsy ahitany fanafany
Morabe ho antsika efa lehibe niaina traikefa maro ny milaza fa tsisy dikany ohatra hoe chagrin d'amour kelindry zareo, fa raha mandray ny toeran'ny ankizy nareo, un peu de compréhension dans ce monde de brutes ;-) dia goavana be le izy amindry zareo. Tsy misy koa olona tena azo anankinampo hiresahana sns dia ny passage à l'acte no hitany fa fanafodiny
Tsy ny ankizy ihany fa betsaka koa ny olona efa tonga taona voan'ny fahadisoampanantenana goavana, na momba ny asa, na momba ny vola, na momba ny fitiavana na antony maro hafa tsy fantatra koa anefa, fa noho ny maha izy no izy irery azy, ny firenena tandrefana mantsy dia individualiste beeeeeeeee, de izy iraika no mizaka ny alahelony irery eo. Dia passage à l'acte koa ny valiny
Ho anao manana fianakaviana, manana fanantenana am fiainana, manana fiainana manandanja, dia mora ny mitsara sy manome tsiny
Amiko dia mila fandinihana,compréhension sy compassion ny fiainana fa tsy hoe rehefa tsy takatry ny saina dia midika fa hadalana fotsiny ihany
13. endrika01
(
01/09/2008 14:44)
Mahagaga fa ny sasany no te hamono tena de ny hafa no menace-ny,hoatrity tantara marina ity:le bandy ihany no nanoratra ny SMS dia mody mba hoatrany wé ny havany,na ny namany no mampilaza aminay,hoy izy: Maty eny @hôpitaly i X(tsy ho lazaiko eto ny anarany) haka ny razana izahay izao,ka dia mahaiza mionina fa izay no anjara.Eritrereto wé firy Km i Dago sy aty aminay.Tena kofa paiso gasy manta mintsy,noho ny hasarota-piaro diso tafahoatra,de mamoroporona atsanga tsy aman orana,raha sipako alou de tena nopaiko @maharary azy,raha fofombady na vady,tonga de vita hatreo.Fa ny tratranio dia gasy namana aty.Tsy tonga izy de mitsoraka refa patate fa ny hafa ndray no andefasany SMS rouge:-P
14. Herimiafina
(
02/09/2008 02:36)
Mitombona daholo ihany ny fanamarihana nataonareo fa ity angamba no hanampiako azy.
Ny ataoko hoe fahantrana eto dia tsy resaka ara-bola fotsiny tsy akory fa mety resaka dependance amin'ny zavatra maro, rongony, casino, vehivavy, sy ireo rendrarendra isankarazany manintona ny olona tsy hionona amin'izay eo ampela-tanany. Ny olona mahantra dia ny olona mijaly amin'ny toerana misy azy, na manana milion sy miliara aza.
Raha aty amin'ny tany misy ahy indray dia bokantrosa ny ankamaroan'ny olona, ary tsy fahamenarana mihintsy ny fitenenana hoe mifoka rongony aho, karazampiainana hafa mihintsy.
Ity misy lahatsoratra afaka hanazavana izay: http://www.thesubwaychronicles.com/essays/2004/August2004.html
Ny famonontena anaty metro no tsy médiatisé fa tsy ny famonoantena amin'ny fomba hafa tsy akory. Araka ity lahatsoratra nosoratan'i Brian Myles
(Édition du mardi 22 novembre 2005) ity:
:^)

Le service de métro a été interrompu pendant environ 90 minutes, hier matin, en raison d'une intervention des ambulanciers. Fidèles à leur habitude, ni le Service de police ni la Société de transport n'ont voulu confirmer la raison de ce retard, car il s'agit d'un suicide, un drame faisant l'objet d'un tabou dans le paysage médiatique.
La police et la Société de transport ont choisi, au début des années 90, de ne plus faire état des suicides dans le métro sous prétexte que la publicité incitait d'autres malheureux à passer à l'acte dans les jours suivants. Les médias respectent en général cette prohibition, à quelques exceptions près.
:^)
15. ikaretsaka
(
02/09/2008 02:48)
niryna:
Mahalasa saina mihintsy indraindray ny resaka famonoan-tena aty amin'ny tany tandrefana fa dia tena betsaka dia betsaka tokoa, saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa.
Indroa aho izao no nahita olona nitsambikina amin'ny rail metro, olona tsy ampoizina fa dia milamin-tsaina tsara, tsy ahitana problème na dia kely aza misoritra amin'ny tarehiny (tsy misy ketrona, sns) dia miara-mijoro amin'ny station eo dia misaoty tampoka rehefa tonga iny ny metro.
Nanontany ilay mpiasan'ny metro iray aho dia milaza izy fa indray mandeha isankerin'andro eo no misy manao izany...indrindra rehefa ririnina ny andro.
Asa endriky ny fahantrana amin'ny firenena tandrefana ve izany, fahantrana izay mety afenina lava. :^)
tsy manana antenaina izy,raha kristiana tena kristiana dia mahalala fa tsy famonoantena no fanafody mahavaha olana. Tsy misy zavatra sarotra ka tsy vitan'Atra raha tena mino Azy isika.
mahagaga mampalahelo anefa ry niryna fa raha io mamono tena amin'ny antony tsy fantatra mazava io dia ny Kristianina ilay fanatika ireny no tena #1 mpanao an'io.
ny finoana sy ny koltora sisa manko dia misy antony ihany: ohatra ny Jihady @ silamo,
ny Hara Kiri @ Japoney
ny Stoicist
16. endrika01
(
02/09/2008 05:57)
ikaretsaka:

Ika>ny any Jihad Islamic ndray tsy wé fahadisoam-panantenana no hanolorany tena na mamono tena,fa voninahitra hoany fianakaviany sy ny tenany satria maty maritiry!:-P
17. tsiambaratelo
(
04/09/2008 04:49)
Herimiafina:Mety tsy sitrapony fa isehoan-javatra le olona dia mahita zavatra na image milay be tonga de te hoeny nefa voafaoka ny machine.Hoatranilay mandalo @renirano tonga de mitsoraka nefa tsy misy Adieu,@iny rano ny Sahatsiho any Bira iny tena misy io:-P:-P
Mahalasa saina mihintsy indraindray ny resaka famonoan-tena aty amin\'ny tany tandrefana fa dia tena betsaka dia betsaka tokoa, saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa. Indroa aho izao no nahita olona nitsambikina amin\'ny rail metro, olona tsy ampoizina fa dia milamin-tsaina tsara, tsy ahitana problème na dia kely aza misoritra amin\'ny tarehiny (tsy misy ketrona, sns) dia miara-mijoro amin\'ny station eo dia misaoty tampoka rehefa tonga iny ny metro. Nanontany ilay mpiasan\'ny metro iray aho dia milaza izy fa indray mandeha isankerin\'andro eo no misy manao izany...indrindra rehefa ririnina ny andro. Asa endriky ny fahantrana amin\'ny firenena tandrefana ve izany, fahantrana izay mety afenina lava. :^)
18. karinah
(
04/09/2008 16:46)
tsiambaratelo> misy an'zany ve iny rano iny? hummmmmm
ary efa renareo koa ve le tetezana akaikin'Ambohimandroso, lalana Antsirabe/ tanà iny , de oe betsaka ny fiara latsaka any anaty rano fa rehefa eo akaiky eo ony de mahita lalana 2 ny sofera de le tsy izy tsara, de kay tonga de any anaty rano vao mijanona??? ^^

19. tsiambaratelo
(
09/09/2008 07:26)
karinah:
tsiambaratelo> misy an'zany ve iny rano iny? hummmmmm
ary efa renareo koa ve le tetezana akaikin'Ambohimandroso, lalana Antsirabe/ tanà iny , de oe betsaka ny fiara latsaka any anaty rano fa rehefa eo akaiky eo ony de mahita lalana 2 ny sofera de le tsy izy tsara, de kay tonga de any anaty rano vao mijanona??? ^^
Tena tsy hita ny fatiny le rangahy.Efa nanao barragge sy nadritra rano ny fokonolona fa tsy hita mandrakity ny androany.Izy efa ny lohany sisa no hita mbola nitsiky be ihany.Sa misy andrem-by angamba le rano sa le toerana:roll::roll::roll::-P
20. ikaretsaka
(
09/09/2008 13:08)
dia vao mainka manamafy ilay fanamarihako hoe matetika ny kristianina no mamono ny tenany @ tsisy antony (tsy misy voninahitra, tsy misy antony ara pivavahana sy ara-pamonjena,.. ny Xtiana tokony ho be fanantenana indrindra kanjo...)
I
----------
Momban'Ambohimandroso sy ny RN7, nisy fandaharana allemand izay t Transtel taloha (anee 95 ngamba le izy no nivoaka..t@ ireny andron'ny nampalaza ny antenne parabolika ireny) momban'ny resaka hoe misy lolo sa tsy misy lolo ny faritra maro samihafa eran-tany. dia anisan'ny nojeren'ireo mpanao ilay documentaire i Ambohimandroso sy Ikalamainty le any Ihosy (Tampon'Ihorombe)
dia jereny @ le EMF sy EVP le izy dia voaporofo fa misy tokoa
tsy haiko raha mbola ao ny an'i M/kara fa ireto misy santionany
zahako:
mahagaga mampalahelo anefa ry niryna fa raha io mamono tena amin'ny antony tsy fantatra mazava io dia ny Kristianina ilay fanatika ireny no tena #1 mpanao an'io.
ny finoana sy ny koltora sisa manko dia misy antony ihany: ohatra ny Jihady @ silamo,
ny Hara Kiri @ Japoney
I
ka>ny any Jihad Islamic ndray tsy wé fahadisoam-panantenana no hanolorany tena na mamono tena,fa voninahitra hoany fianakaviany sy ny tenany satria maty maritiry!