Famonoan-tena!

21. tsiambaratelo ( 11/09/2008 07:56)
ikaretsaka:
dia vao mainka manamafy ilay fanamarihako hoe matetika ny kristianina no mamono ny tenany @ tsisy antony (tsy misy voninahitra, tsy misy antony ara pivavahana sy ara-pamonjena,.. ny Xtiana tokony ho be fanantenana indrindra kanjo...)
zahako:
mahagaga mampalahelo anefa ry niryna fa raha io mamono tena amin\'ny antony tsy fantatra mazava io dia ny Kristianina ilay fanatika ireny no tena #1 mpanao an\'io. ny finoana sy ny koltora sisa manko dia misy antony ihany: ohatra ny Jihady @ silamo, ny Hara Kiri @ Japoney
I
ka>ny any Jihad Islamic ndray tsy wé fahadisoam-panantenana no hanolorany tena na mamono tena,fa voninahitra hoany fianakaviany sy ny tenany satria maty maritiry!
---------- Momban\'Ambohimandroso sy ny RN7, nisy fandaharana allemand izay t Transtel taloha (anee 95 ngamba le izy no nivoaka..t@ ireny andron\'ny nampalaza ny antenne parabolika ireny) momban\'ny resaka hoe misy lolo sa tsy misy lolo ny faritra maro samihafa eran-tany. dia anisan\'ny nojeren\'ireo mpanao ilay documentaire i Ambohimandroso sy Ikalamainty le any Ihosy (Tampon\'Ihorombe) dia jereny @ le EMF sy EVP le izy dia voaporofo fa misy tokoa tsy haiko raha mbola ao ny an\'i M/kara fa ireto misy santionany
Hotrany le document nojereko farany zay,le maty tonga ao @douche foana de isaky ny manao douche le vhv de misy manafosafo sy ...efa hainareo ny tohiny,de jerevany le sciantifika reny @appareil otrany voalazan i ikaretsaka io,de nisy 4mianaka mintsy ry zareo tao @le trano.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2958