Tsy haiko raha misy diso ity fa ny tadidiko fotsiny an!
Naleoko ihany tsy nisy anao toy izay hanandratsy
fa ny antsika anie vao omaly
adinonao sahady ka nandratra ahy
Naleoko ihany olompatatro ianao
arahaba dia vita
ankehitriny lasa adintsaina ho ahy
irony zavabitatsika hatramizay
avelao avelao amizao fa ho namako ianao)²
avelao mihitsy anie aho ho namako ianao
Ny lalanao tsy ho lalako intsony samia mandeha
ireny tantara avalony tsy tiako henoina intsony