Naleoko ihany

1. istraky ( 28/08/2008 06:53)
Sao dia mba misy mahay ny tonon'ny "naleoko ihany " hirain'i Ricky sy Liva Andrianavalona
novalian'i istraky ny 28/08/2008 13:51
2. tslem ( 28/08/2008 07:33)
Tsy haiko raha misy diso ity fa ny tadidiko fotsiny an!


Naleoko ihany tsy nisy anao toy izay hanandratsy
fa ny antsika anie vao omaly
adinonao sahady ka nandratra ahy
Naleoko ihany olompatatro ianao
arahaba dia vita
ankehitriny lasa adintsaina ho ahy
irony zavabitatsika hatramizay

avelao avelao amizao fa ho namako ianao)²
avelao mihitsy anie aho ho namako ianao

Ny lalanao tsy ho lalako intsony samia mandeha
ireny tantara avalony tsy tiako henoina intsony
3. istraky ( 28/08/2008 13:51)
misaotra betsaka fa voaray e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0357