FA INONA KAY ZANY FANENITRA?

1. endrika01 ( 19/08/2008 10:53)
Tsy zany wa fa nisy namana zay ,maty t@io semaine lasa io.Teo am-pangarona ny lafarinina hanaovany mofomamy izy,no nisy anzany fanenitra zany,nanidina tao anaty lafarinina,voatsindrona hono ny lohatanany,de avy eo nivonto be ny tendany,ny tanany,de maty! Tsy haiko we inona zany fanenitra?Dia inona no vonjy maika azo atao raha sanatria voatsindrona anzany?Misaotra!:P
2. lazounet ( 19/08/2008 11:11)
http://pagesperso-orange.fr/harry.mongongnon/guepes.html
Ny fanenitra dia irony antsoin'ny vazaha hoe "guêpes" irony. Insectes afangaron'ny tsy mahalala amin'ny Tantely (abeilles). Rehefa manindrona izy dia mandefa toxine izay + ou - fatal arakarakan'ny organismen'ny tsirairay. Misy olona tsy allergique ka tsy dia misy dikany aminy loatra ny kaikitriny fanenitra. Misy kosa, ireo izay tsy mahatanty mihitsy ka mivonto be àry mety hiafara ratsy mihitsy raha misy piqûres avy amina fanenitra maromaro. Toy ny moka ihany io. Misy olona raha voakaikitra dia tena mivindana sy mijalijaly. Fa ny olana amin'ny fanenitra dia mandefa toxine tsy lavitry ny venin-mbibilava.Amin'ny tafon-trano na rindrina no misy ny ankaniny mazàna any Madagasikara .
3. fahamarinana ( 19/08/2008 11:17)
:arrow: raharaha koa zany fanenitra zany,mba tsy nampoiziko hoe ahafaty mihintsy...ny olana dia na ny tena aza mety tsy ahalala akory hoe allergique aminy fa mety voakakitra dia efa diso tara loatra...
Mba misy fanafany ve na traitement ataon'izay allergique amin'ireny ? :( (l)
4. neo83 ( 19/08/2008 11:18)
Bjr !

Ny fanenitra d otran'ny tantely ireny iany ny pôziny, guêpe no toa maalaza azy aingana, fa ny fanenitra gasy tstena otran'ny guêpe fa kely, otran'ny tantely miitsy. Ny mahasamiafa azy fotsiny, d ny tantely manaikitra in1 dia taraiky ao ny fanjaitrany, fa ny fanenitra tsmiala ny fanjaitrany fa mraikitra eo foana, afaka manindrona in-bdb izy zany, mandrapaafaky ny fony eo. Ze faritra voakakiny d mvonto daoul, sady marary b ny ozatra ze mfanakaiky amin'zay reefa voa. raha ny tanana no voa d mvonto, d marary, d afaka avieo, fa raha ny tenda no voa na ny partie azo lazaina tena sensible d tena idiran-doza ze azony. Mampalaelo ny naazo ny namanao. nefa na zany aza, ny misoroka no tsara. tsmanafika ny fanenitra raha tsy maatsiaro tena fa menacé, oatra oe ny tranony no voadona sns. Ny fika fanao any ambanivoatra klou d ze faritra voatsindrona dia osorana vinaigre na tantely, fa ny oul sasany rora no tonga d aosony eo klou mandrapahita vinaigre na tantely.
5. mahaymi ( 19/08/2008 12:21)
setroka vorodamba mirehitra noatao eo akaikiny fanenitra na ny tranony dia atao eo akaikiny foana dia mitsoaka daholo ry zareo izany ny fomba anesorana ny tranony
6. salopard ( 19/08/2008 13:57)
tsara molotra kosa ndry ry endrika01 an!
mivadika fanenitra aho dia kaikeriko io molotra ndry io!
tsy ampy dôzy aloha,
sniff, snifff
tchouff, tchouff....
7. endrika01 ( 19/08/2008 15:06)
salopard:

tsara molotra kosa ndry ry endrika01 an!
mivadika fanenitra aho dia kaikeriko io molotra ndry io!
tsy ampy dôzy aloha,
sniff, snifff
tchouff, tchouff....



Hey,fa aona ndray zany kekikekitsa zany klé=))=))=))
8. endrika01 ( 19/08/2008 15:17)
lazounet:

http://pagesperso-orange.fr/harry.mongongnon/guepes.html
Ny fanenitra dia irony antsoin'ny vazaha hoe "guêpes" irony. Insectes afangaron'ny tsy mahalala amin'ny Tantely (abeilles). Rehefa manindrona izy dia mandefa toxine izay + ou - fatal arakarakan'ny organismen'ny tsirairay. Misy olona tsy allergique ka tsy dia misy dikany aminy loatra ny kaikitriny fanenitra. Misy kosa, ireo izay tsy mahatanty mihitsy ka mivonto be àry mety hiafara ratsy mihitsy raha misy piqûres avy amina fanenitra maromaro. Toy ny moka ihany io. Misy olona raha voakaikitra dia tena mivindana sy mijalijaly. Fa ny olana amin'ny fanenitra dia mandefa toxine tsy lavitry ny venin-mbibilava.Amin'ny tafon-trano na rindrina no misy ny ankaniny mazàna any Madagasikara .




9. endrika01 ( 19/08/2008 15:23)
fahamarinana:

:arrow: raharaha koa zany fanenitra zany,mba tsy nampoiziko hoe ahafaty mihintsy...ny olana dia na ny tena aza mety tsy ahalala akory hoe allergique aminy fa mety voakakitra dia efa diso tara loatra...
Mba misy fanafany ve na traitement ataon'izay allergique amin'ireny ? :( (l)



Eny tokou wa,ahoana no fomba ahalalana fa allerigique anzany fanenitra izany?:P
10. endrika01 ( 19/08/2008 15:31)
neo83:
Bjr ! Ny fanenitra d otran\'ny tantely ireny iany ny pôziny, guêpe no toa maalaza azy aingana, fa ny fanenitra gasy tstena otran\'ny guêpe fa kely, otran\'ny tantely miitsy. Ny mahasamiafa azy fotsiny, d ny tantely manaikitra in1 dia taraiky ao ny fanjaitrany, fa ny fanenitra tsmiala ny fanjaitrany fa mraikitra eo foana, afaka manindrona in-bdb izy zany, mandrapaafaky ny fony eo. Ze faritra voakakiny d mvonto daoul, sady marary b ny ozatra ze mfanakaiky amin\'zay reefa voa. raha ny tanana no voa d mvonto, d marary, d afaka avieo, fa raha ny tenda no voa na ny partie azo lazaina tena sensible d tena idiran-doza ze azony. Mampalaelo ny naazo ny namanao. nefa na zany aza, ny misoroka no tsara. tsmanafika ny fanenitra raha tsy maatsiaro tena fa menacé, oatra oe ny tranony no voadona sns. Ny fika fanao any ambanivoatra klou d ze faritra voatsindrona dia osorana vinaigre na tantely, fa ny oul sasany rora no tonga d aosony eo klou mandrapahita vinaigre na tantely.
Lay teneniny olona we tantely remby zany lay fanenitra,io manko mandoaka ny plance eny @vovonany wc na tranonakoho,izy ngeza be misy faritra mavomavo ny kibony!De misitrika miafina ao izy :P
11. kiali ( 19/08/2008 16:21)
endrika tsy tsindromiko fa ataoko bisoubisou be! fa tandremo ihany fa mety toxique ny bisouko =)) =)) =))
12. neo83 ( 19/08/2008 16:21)
"Lay teneniny olona we tantely remby zany lay fanenitra"

Tslé tantely remby ireny ka, tanteli'kazo ireny, fa le izy le eo akaikin'ny planche de rive am trano iny no feno azy, otran'ny trano-tately kely ireny ny tranony.
13. endrika01 ( 19/08/2008 19:21)
Kiali>ra
14. endrika01 ( 19/08/2008 19:48)
kiali:
endrika tsy tsindromiko fa ataoko bisoubisou be! fa tandremo ihany fa mety toxique ny bisouko =)) =)) =))
Kiali>angah fanenitra no manomé bisou toxique? =))=))=))
15. endrika01 ( 19/08/2008 19:53)
neo83:

"Lay teneniny olona we tantely remby zany lay fanenitra"

Tslé tantely remby ireny ka, tanteli'kazo ireny, fa le izy le eo akaikin'ny planche de rive am trano iny no feno azy, otran'ny trano-tately kely ireny ny tranony.



Tena fanina aho,hay tsy izy ireny,ny fangaraka zao no mba fantatro we manao trano trano,misy masomasony ireny:P
16. ikaretsaka ( 20/08/2008 00:24)
anenitra=takolaka :wink:

laingako izany fa tsy haiko hoe ny fangaraka sa ny fanenitra no manao ilay trano vita @ tanimanga ireny?

dia misy ilay ohatran'ny trano misy masomasony ohatran'ny mason-tantely ireny koa
17. endrika01 ( 20/08/2008 08:04)
ika>ka eto indrindra no hahavery ny tenanay kou.Tena tsy vazivazy fa tena tsy fantatro.Mila mailo zany raha vao misy tantely na mitovitovy aminy manidina.Aminizay koa lay izy we manala ny fony manindrona eo;tena bibikely tsara fongorana!:twisted::P:-P
18. endrika01 ( 20/08/2008 08:08)
Lay
19. oliviah ( 20/08/2008 08:43)
Ireny koa ve dia tsy ho fatandry e.Mitsindrona raha voany ireny zany raha ny fahalalako azy.
20. endrika01 ( 20/08/2008 14:24)
oliviah:
Ireny koa ve dia tsy ho fatandry e.Mitsindrona raha voany ireny zany raha ny fahalalako azy.
Anotaniko aza enao milaza tsy mahafantatra.Ka raha tsy misy toera-pitsaboana lay toerana,dia tsy afaka mitsindrona:-w:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4129