FA INONA KAY ZANY FANENITRA?

21. xxx ( 21/08/2008 11:46)
HS kely, manontany tnea nrday i endrika (oliviah endrika lol)
22. fahamarinana ( 21/08/2008 14:20)
:arrow: zany tokoa moa? sady olivia sy endrika sy tsiambaratelo zany ve ? ho sarotra ihany ny mi-gerer izany rehetra izany rahatoa marina io ry xxx,tsy ho efako aloha raha zà fa hifamadika daholo ny resaka... :) (l)
23. endrika01 ( 22/08/2008 07:34)
xxx:
HS kely, manontany tnea nrday i endrika (oliviah endrika lol)
Iangaviana ny admni mba hamoaka ny tena pseudo ny xxx io ambony io azafady,dia aza manao zay hahatezitra olona azafadikely.Fa raha i endrika01 ihany no Oliviah dia tsy nanisy commentaire ny tenanay,sady kely aina miafina ambadika ny xxx,refa tsy hamaly ny dinika de mipetraha tsara,na andana makany @Vavolombelona mamadibadika page ao,de ampio zay tsy ampy @voalazany namana any! resaka Fanenitra zao no hitadiavako fanampiana @namana ato fa tsy resaka PSEUDO.Raha samy hifapikororoka anie,zah mahalala bobaka be e,fa aza mifanendrikendrika kely azafady.
24. ni81 ( 22/08/2008 08:16)
Zà efa nohanin'ny fanenitra teo @ handriko dia tonga dia nivonto be t@ zay ary nasiako alkola dia mba tsy naninona avy eo.
25. fahamarinana ( 22/08/2008 09:32)
:arrow: ni :andrina zany ve ry kala tsy tena raharaha be ? sa vetivety dia afaka ilay mibontsina iny ??tena simba kely ilay bogosité quelque jours... :wink: .
endrika :tsiky akia dia ampy a... :) (l)
26. xxx ( 22/08/2008 10:51)
ny atao hoe gepy ve tsy ilay biby mainty sy mavo manana elatra ,matavitavy izay ilay izy
27. xxx ( 22/08/2008 10:54)
misy karazany 3 ilay izy an fangaraka dia fanenitra dia inona koa mety ho ity izany ilay izy http://www.poisoncentre.be/article.php?id_article=19
28. ni81 ( 22/08/2008 11:05)
ni :andrina zany ve ry kala tsy tena raharaha be ? sa vetivety dia afaka ilay mibontsina iny ??tena simba kely ilay bogosité quelque jours...
Nibontsina be tonga hatramin'iny masoko havanana rehetra iny mihitsy t@ zay, sady nanaintaina be.
29. fahamarinana ( 22/08/2008 11:14)
:arrow: henjana be zany sady ratsy place be satria akaiky ny maso.. :( (l)
30. endrika01 ( 22/08/2008 12:19)
fahamarinana:
. endrika :tsiky akia dia ampy a... :) (l)
Farany kou i endrika01 hivadika fanenitra :-D:-D:-D zah taoko mamindra fo foana :-P
31. ni81 ( 22/08/2008 12:22)
Farany kou i endrika01 hivadika fanenitra zah taoko mamindra fo foana
izay zany ilay lazaina hoe nivadika biby? :-D :-D :-D
32. endrika01 ( 22/08/2008 19:19)
ni81:
Farany kou i endrika01 hivadika fanenitra zah taoko mamindra fo foana
izay zany ilay lazaina hoe nivadika biby? :-D :-D :-D
tsindrominy fanenitra mamaivay mintsy refa menace azy.:-D:-D:-D marary hatrany @fo sy ny hozatra rehetra sady voany migraine! Fanafodiny aza mangarom-biby an-davaka ,oops :P
33. niryna ( 27/08/2008 23:17)
ni81:
Farany kou i endrika01 hivadika fanenitra zah taoko mamindra fo foana
izay zany ilay lazaina hoe nivadika biby? :-D :-D :-D
endrika01:

tsindrominy fanenitra mamaivay mintsy refa menace azy.:-D:-D:-D marary hatrany @fo sy ny hozatra rehetra sady voany migraine! Fanafodiny aza mangarom-biby an-davaka ,oops :P




:roll: :D =))
34. endrika01 ( 28/08/2008 04:39)
niryna>marina aki io an,ndraindray refa hevi-dehibe no apetraka dia misy mandrangitra @zavatra tsy ilaina akory.Tsy vazivazy io lohahevitra napetrako,fa dia maty teo no eo lay Namako,ny conseil kely nomeny namana taty de we aza manao creme manimanitra @volo fa hitangoronan izy ireny.Nareo manana zaridaina feno voankazo io,...:D
35. ni81 ( 28/08/2008 06:11)
niryna>marina aki io an,ndraindray refa hevi-dehibe no apetraka dia misy mandrangitra @zavatra tsy ilaina akory.Tsy vazivazy io lohahevitra napetrako,fa dia maty teo no eo lay Namako,ny conseil kely nomeny namana taty de we aza manao creme manimanitra @volo fa hitangoronan izy ireny.Nareo manana zaridaina feno voankazo io,...
na dia sendra misotro jus fotsiny aza ka eny @ terrasse dia efa tonga foana ry zareo raha vao mafampana ny andro
36. tsiambaratelo ( 03/09/2008 16:45)
lazounet:

http://pagesperso-orange.fr/harry.mongongnon/guepes.html
Ny fanenitra dia irony antsoin'ny vazaha hoe "guêpes" irony. Insectes afangaron'ny tsy mahalala amin'ny Tantely (abeilles). Rehefa manindrona izy dia mandefa toxine izay + ou - fatal arakarakan'ny organismen'ny tsirairay. Misy olona tsy allergique ka tsy dia misy dikany aminy loatra ny kaikitriny fanenitra. Misy kosa, ireo izay tsy mahatanty mihitsy ka mivonto be àry mety hiafara ratsy mihitsy raha misy piqûres avy amina fanenitra maromaro. Toy ny moka ihany io. Misy olona raha voakaikitra dia tena mivindana sy mijalijaly. Fa ny olana amin'ny fanenitra dia mandefa toxine tsy lavitry ny venin-mbibilava.Amin'ny tafon-trano na rindrina no misy ny ankaniny mazàna any Madagasikara .




Mitovy tsy misy valaka @voalazanilay mpitsabo ao amboninay=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3512