Fihaonana namana serasera eto Roma - andro faharoa/1

1. ikalamako ( 15/08/2008 14:25)
Sary ihany aloha no azo alefa hatramizao fa tsy dia misy kabary loatra fa feno be ny fotoana :-P

http://www.slide.com/r/wEr1B_TrtD8aM7K5aKE-Vc6VJORkrHnV?view=original

Saingy ireto sary roa manaraka ireto dia atolotray manokana ho an'i fasaly izay tsy nahatadidy ny anaran'ilay raharaha manga -



tsss efa lasa "hot" aza ilay izy kle ! :-D :-D :-D :-D :-D (efa tena pro koa ilay mpaka sary kah ! :°) )



(tongava haingana njy fasaly fa hitsonika ity izy efa hot ity fa mafana be loatra ny andro aty :roll: )
novalian'i rakaroka ny 18/08/2008 18:38
2. Angie ( 15/08/2008 15:29)
Miandry an'ireo mpaka sary ireo ange ka ela hay mou mbola nanao mission zareo :-D

sady tsiky dia ampy mou tena Hot be aty an 34° be zao hono

3. ikalamako ( 15/08/2008 16:21)
din 'ty angie, ny sasany akia mbola mialaala aina kely dia ny mpaka sary manararaotra manao ny tatitra mba ho vaovao à temps réel no milatsaka eto @ serasera a ! :-P
4. sylvain ( 15/08/2008 16:23)
haingana hono enao ry fasaly fa mitsonika ny gilasy ao @ bibite a! :-D
sur mihitsy za fa nahita lé soratra nareo d naka sary, tsara é!
5. ratonga ( 15/08/2008 18:21)
mba iza ary io manao satroka fotsifotsy io :-P :lol:
6. menalamba ( 15/08/2008 21:46)
Mampidera vulunkelika ndray fa mafana ny andro an.... :°) :°) :°)
7. simplex ( 15/08/2008 22:46)

efa miha-maditra mintsy ity ikalamako ity marina moa :P

manja eeee :)
8. rakaroka ( 15/08/2008 23:57)
De manohy ny fizotran'ny fihaonana Roma e :
Favy Bbbe aloha ny andrin'ny assomptiom . Dia tany @ toerana ilay fahita @ fahita-lavitra hatrizay fotsiny ( Vatican ?) . Maro ol Bbbbeee tany . Dia mankalaza
ilay "assomptiom teo @ ilay toerana, mbo tsy vitualy fa realy . Manja ka . Feno ecran Geant naharahana ny fotoam-pivavahana nahitana ny Pape.
Zahay nankany io nitaingina ilay 'bus touristique' ireny dia misy 'guide henoima t@ ecouteur mitantara ny tantaran'ny toerana nolalovana isanisany. Dia mbola ilay bus koa no mitondra niverina nanatitra tany @ hotely nisakafoanana. Dia nisakafo.
waaaaohhhhhhhh Milay le sakafo an ( ilay cuisiner expert mihitsy . efa niasa tao @ "Colbert , sy toerana lehibe isan-karazany ) . Dia nanara-po mahitsy aloha 'zaho e: "Oay hisy ohatr'ity 'ndray ve :lol: :lol:
Dia ny soiree : Niteny ireo solontenan'ny namana eran'ny vazan-tany efatra : Nisy namana avy any Dago koa tonga , Rahery sy Angie nitoto nahafotsy nahandro nahamasaka koa moa tsy hadino no isaorana manokana, dia narahin'ny "Ry tanindrazanay malala" izay tsapako manokana fa NAMPANGOTSOKA ny maro ny fandrenesana izany indray, dia narahina
"Afindrafindrao", sns ...Aoka fotsiny . Nisy sakafo Bbbe Aoka fotsiny...
'zaho nody fa mbola handeha plage rahampitso: Tia plage Bbbbe aho fa 'zareo mbola manaraina andro any.
9. Angie ( 16/08/2008 01:55)
Eto moa zany no fanomezana hafatra ho an'ny namana aty no sady misy tataitra

Tena zao njay vao nody fa tena reraka, lay plage alou dia tsy vita maraina fa aleo avy misakafo atoandro vao mandeha fa tena hatory be aloha.

ho anareo zay tafafoha maraina dia mandehana aloha lay Bus touristique njay efa nasitriko ambani'ny varavarana ny chambre rehetra ny billet ny tsirairay.

raha sendra tsy tafafoha dia mba dondomy ao o.

dia mbola mitohy ihany ny fety e radem zany ny bikini party ao daholo ny skill sy nyy boutax

mdrrr

:-D
10. Ralay ( 16/08/2008 07:03)
Milay izy izany fa misy mitady tsy haharaka ritma te hidodo maraina indray an :-P ampidiro matetitetika par etape ihany le sary raha azo atao e :lol:
11. glou ( 16/08/2008 07:46)
mafinaritra le fihaonana ohatry izao, mampitsiriritra beuhhhhh, de tohizo foana eh :lol: le soratra ary @ fonds koa an! aoka fotsiny; hitohy hatrany ny fifaneraserana eh,mankalaza
ary mba aiza tess :?: :?: :?:
avohay tao tess ehhhhhhhhh
glou_
12. lazounet ( 16/08/2008 08:30)
Zah tsy hiteny fa harary fo eto fotsiny =(( =(( =(( =(( =((
13. ikalamako ( 17/08/2008 09:28)
simp : :-P :-P :-P
14. ikalamako ( 17/08/2008 09:32)
lazou :
15. ikalamako ( 17/08/2008 09:39)
hadino niteny hoe nanampy isa anay teto i mimosa, sy Malagasy roa lahy avy any an-tanindrazana, Mamy sy Mamih, ary i Stefano, Rainilita miteny gasy be mipetraka any Madagasikara.
16. rakaroka ( 17/08/2008 10:06)
ratonga:

mba iza ary io manao satroka fotsifotsy io :-P :lol:


I "Nahita" io . Fa ianao hono tsy tonga
:-D :-D :-D
17. ratonga ( 17/08/2008 12:05)
ratonga tany ah nefa tsy nikarokaroka tsony fa tonga dé nahita :? :°) :wink: :-D :-D :-D
18. mangidy ( 17/08/2008 16:55)
ratonga:

ratonga tany ah nefa tsy nikarokaroka tsony fa tonga dé nahita :? :°) :wink: :-D :-D :-D

hummm voa mafy ianao zany, nefa tany feno meulon kouny mo angie o!lool

19. fasaly ( 17/08/2008 18:51)
ikalamako: ahumm ahumm! io mitry lay mpivarotra gilasy milay be! :°) :^)
mci tam sary e! tsy tratrako tsony lay gilasy fa efa mitsonika ngamba zay ô! ny tsena aza nagamba zao efa nirava :wink:
20. fasaly ( 17/08/2008 18:52)
sylvain:

haingana hono enao ry fasaly fa mitsonika ny gilasy ao @ bibite a! :-D
sur mihitsy za fa nahita lé soratra nareo d naka sary, tsara é!


sylvainm enao mantsy tsy mbola nanandrana ilay gilasy eo fa matsirooooouuuuuuuu!


:°) :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1942