Fihaonana namana serasera eto Roma - andro faharoa/1

21. yonikafopl ( 17/08/2008 19:21)
msotra am le sary fa mafinaritra eeee

fasaly glasy bibite italien zany tena matsirooouuuu :-D :-D :-D
22. tess ( 17/08/2008 20:09)
glou:

mafinaritra le fihaonana ohatry izao, mampitsiriritra beuhhhhh, de tohizo foana eh :lol: le soratra ary @ fonds koa an! aoka fotsiny; hitohy hatrany ny fifaneraserana eh,mankalaza
ary mba aiza tess :?: :?: :?:
avohay tao tess ehhhhhhhhh
glou_




:^) glou: tara train ny akama e! :?
23. tess ( 17/08/2008 20:13)
yonikafopl:

msotra am le sary fa mafinaritra eeee

fasaly glasy bibite italien zany tena matsirooouuuu :-D :-D :-D

yonika: mba mitongava wa am manaraka de andramo e!

:wink: matsiro beuh tokotrany anié eè :-D
24. ikalamako ( 17/08/2008 22:47)
:-D :-D :-D :-D :-D
fasaly : tena taraiky njy fa lasan'ny tsonika ny entana e !
25. rakaroka ( 18/08/2008 18:38)
mangidy:

ratonga:

ratonga tany ah nefa tsy nikarokaroka tsony fa tonga dé nahita :? :°) :wink: :-D :-D :-D

hummm voa mafy ianao zany, nefa tany feno meulon kouny mo angie o!lool




Marina mihitsy ny hoe mandehandeha => mahita raha
:D . Raha taty wa enao mbola nahita Meulon, Pasteque , sns hono nisy nisafidianana tsara .Tsss sady hafa ihany anie izany mbo nisy valiny ny fikarohana fa tsy zavatra azoazo mora e .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2627