ny fanafody vidina @ ireny tapa-kazo ireny ve?
1. blogy
(
29/07/2008 19:48)
hono hoa ireny fanafody vidina eny @ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve raha entina hiarovan-tena de manompo sampy
novalian'i fahamarinana ny 07/08/2008 09:57
2. sipagasy
(
29/07/2008 20:29)
hhih arakarany kann, ohatra izao hoe ny talapetraka dia ody ambavafo na ody vavony sns........
3. fijo
(
29/07/2008 21:08)
ataovy hoe sampy aby lehiroa an.de fanafody vazaha manimba vavony ihany hoanina
4. akamatiana
(
30/07/2008 06:32)
blogy > iarovantena aona mou zany klou e? Iarovana @ aretina sa iarovana am fanaofandratsy .... :roll:
5. nikah
(
30/07/2008 11:35)
Ka ny fanafody vidina eny @ mpivarotra tapakazo ange misy mahasoa e!Sady mora noho ny any @ pharmacie.oh ny talapetraka sy ny tamirova sns...
Amoko ny atao hoe fanompoantsampy,dia ny manompo (izany hoe mivavaka)@ reny tapakazo na vovotany na vovopaty ireny,na entina iarovana tena izany na anasitranana na amelezana olona tsy tiana.
Amoko ny atao hoe fanompoantsampy,dia ny manompo (izany hoe mivavaka)@ reny tapakazo na vovotany na vovopaty ireny,na entina iarovana tena izany na anasitranana na amelezana olona tsy tiana.
6. prime
(
30/07/2008 11:47)
Mitovy hevitra amin'i nikah ny tenanay...
blogy> Mitombina ny fanamarihan'i akamatiana... inona ny tianao ambara amin'ny hoe "iarovan-tena"???
blogy> Mitombina ny fanamarihan'i akamatiana... inona ny tianao ambara amin'ny hoe "iarovan-tena"???
7. todisoa2
(
30/07/2008 13:41)
blogy:
hono hoa ireny fanafody vidina eny @ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve raha entina hiarovan-tena de manompo sampy
Tsy ny fividianana azy e baba no olana fa ny fanompoana azy. Izany hoe ny fanaovan'ingahy azy ho andriamanitrakely, ho mpiaro sy mpitantana. Lasa itokisana bebe kokoa izy noho ilay Andriamanitra Ray. Ny zavatra rehetra rehefa atao alohan'Andriamanitra, dia andriamanitra hafa tompoina ny dikany: na ny vady aza rehefa atao ambony noho Andriamanitra sia sampy avy no anarany.
8. bichette
(
30/07/2008 15:42)
raha fanafody en tant que "plante médicinale" toy ny hoe ravintsara sns ka hoe sotrona ohatra dia tsy maninona fa raha hoe "porte bonheur" na talisman na hoe amulette ka hoe atao ao an-trano fotsiny na hoe atao amin'ny varavarana fa hoe miaro amin'ny hery sy miaro amin'ny ody ataon'ny sasany dia fanompona sampy tanteraka 100%. Ary aza adino fa ny fanompona sampy dia halan'Andriamanitra
9. niryna
(
30/07/2008 16:43)
blogy:
hono hoa ireny fanafody vidina eny @ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve raha entina hiarovan-tena de manompo sampy
hiarovantena ahoana ? Atra no miaro ny mpino Azy koa noho izany raha mampiasa fanafody isika ka manasitrana ilay izy satria tsy nalaina tany amin'ny mpanao fanafody fa novidiana toy ny nividy teny amin'ny farmasia ihany no eritretantsika azy dia fanafody manasitra ny vatana izany fa raha alaina kosa ka atao andriamanitra kely dia efa manana andriamanitra kely izany blogy ka
dia miverina any amin'ny tenin'Atra indray izany izay manana antsika tsy hanana atra hafa afatsy i Jehovah ihany sy ny hoe aza manao sarin-javatra na zavatra mitovy endrika aminy na zavatra hiankohana ka heverina ho masina lavitra noho ny ATra Israely izay hinoantsika .
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=2-5&dika=
(l) niryna
10. ikaretsaka
(
30/07/2008 17:00)
dia miverina any amin'ny tenin'Atra indray izany izay manana antsika tsy hanana atra hafa afatsy i Jehovah ihany sy ny hoe aza manao sarin-javatra na zavatra
ray raha manao copia ny boky misy ny teniny dia mety e?
11. pissoa
(
30/07/2008 17:37)
:-D :-D :-D :-D :-D
Bon efa voavalin'ny namana maro izany e : tsy ny maha-tapa-kazo azy no mahasampy azy akory fa ny fampiasanao azy ihany.
Bon efa voavalin'ny namana maro izany e : tsy ny maha-tapa-kazo azy no mahasampy azy akory fa ny fampiasanao azy ihany.
13. padresy
(
31/07/2008 08:42)
raha tena mivavaka sy matoky nge enao ts mila mividy fanafody vaza na gasy eh
zay no tena amen ry baba a
zay no tena amen ry baba a
14. fahamarinana
(
31/07/2008 09:10)
:arrow: aoka marina ry padresy...efa resaka lava be tato zay ka aleo tsy tohizako fa amiko dia ilaina ny fanafody dia arahana vavaka koa....
:arrow: tsy voatery any am mpanao fanfody anie fa oh lazain'ireo rar dia zany hoe tsy novidina tany am pharmacie...dia ahoana ndray zany io ? Efa betsaka anie ny ravin-javtr nianaran'ny vazaha dia lasa comprimé koa e :) (l)
niryna:
satria tsy nalaina tany amin'ny mpanao fanafody fa novidiana toy ny nividy teny amin'ny farmasia ihany no eritretantsika azy dia fanafody manasitra nyvatana izany
:arrow: tsy voatery any am mpanao fanfody anie fa oh lazain'ireo rar dia zany hoe tsy novidina tany am pharmacie...dia ahoana ndray zany io ? Efa betsaka anie ny ravin-javtr nianaran'ny vazaha dia lasa comprimé koa e :) (l)
16. diamondra27
(
31/07/2008 22:05)
za zany mahita fa fanompoantsampy ilay izy raha toa ka dadarabe no mampividy anao any dia hoe ataovy an zao sy zao iny
misy tapakazo fanompoantsampy ,misy plante medicinale remede de gd-mere
zany retra retra zany de arahina finoana daholo ka anjaranao no manaiky we mino an ty fanafody ty za fa ra haniko ty de sitrana za = manompo sampy zany enao fa tsy nino an'Atra
dia tahaka izany koa le tapakazo
ka izay no ilaina ilay fahendrena rehefa manaraka an'Atra fa tsy mandeha aminkafanampo fotsiny we ra zao de zao
tokony ho fantatrao tsara we inona no atao we manompo sampy
ny zavatra raha omenao fotoana be loatra mihoatra ny fotoana atokanao ho an'Atra na tianao mihoatra ny fitiavana an'Atra amiko dia azo lazaina fa manompo sampy ianao izay>
Satria we aza manana Atra hafa afa-tsy izaho ihany , nefa atakalonao zavatra hafa le izy

19. fahamarinana
(
02/08/2008 09:30)
:arrow: dadarabe manao ratsy angamba no tiana lazaina,manompo hafa ankoatran'Andriamanitra : an'ny Mpino manokana izay tsy efa tsy misy any fijo ka normal ilay fanontaniana.N y tiako apetraka fontsiny hoe :Misy manao tsara ve izy ireny dia dadarabe koa ve no iantsoana azy ? Ary iza no antsoina hoe mpimasy sa sahala ihany ireo olona roa ireo ? Za manokana tsa mbola nanantona dadarabe zany ...Par contre nahita koa aho olona nantonina fianakaviana tsy manao sampy fa manana connaissance tsy hita popoka amin'ireny plantes médicinale ireny fa tsy haiko ny fiantsoana azy... (l)
20. ni81
(
02/08/2008 11:15)
Ny nantsoin'ny malagasy hoe dadarabe dia ilay olona: mpimasy, mpisikidy, mpanandro, ombiasy, mpahita, mpijery karatra sns...
Par contre nahita koa aho olona nantonina fianakaviana tsy manao sampy fa manana connaissance tsy hita popoka amin'ireny plantes médicinale ireny fa tsy haiko ny fiantsoana azy...Itpl Ratsimamanga izao dia nantsoina hoe Profesora satria izy dia anisan'ny olona manana fahalalana manokana t@ ireo zava-boahary tao madagasikara. Dia misy koa ireo sasany nantsoina hoe herboriste. Misy maromaro izy ao dago ao.