ny fanafody vidina @ ireny tapa-kazo ireny ve?

21. fahamarinana ( 02/08/2008 12:16)
:arrow: ni81 :tadidiko tsara ndray i Ratsimamanga fa fividianana ody hao maimbo be zay fa tena efficace be. :)
Hay na mpanandro aza dia isan'ny dadarabe koa ? noheveriko hoe ireny manao pou pou pou ireny ihany.Zany hoe ny Xna zany ve tsy miantso mpanandro ihany koa ? . (l)
22. ni81 ( 02/08/2008 17:37)
Hay na mpanandro aza dia isan'ny dadarabe koa ? noheveriko hoe ireny manao pou pou pou ireny ihany.Zany hoe ny Xna zany ve tsy miantso mpanandro ihany koa ? .
Tsy tokony hila mpanandro ny kristiana. Ny vazà zao raha hanorina trano tsy mila mpanandro izany na kely aza fa tonga dia omanina fotsiny ny fitaovana rehetra.
23. ikaretsaka ( 02/08/2008 22:12)
ni81:

Hay na mpanandro aza dia isan'ny dadarabe koa ? noheveriko hoe ireny manao pou pou pou ireny ihany.Zany hoe ny Xna zany ve tsy miantso mpanandro ihany koa ? .
Tsy tokony hila mpanandro ny kristiana. Ny vazà zao raha hanorina trano tsy mila mpanandro izany na kely aza fa tonga dia omanina fotsiny ny fitaovana rehetra.

azafady... manandro tokoa ny vazaha rehefa manao trano.. architecte aho no milaza anao an'io... eny na ny orientation an'ny trano aza jerena tsara..ny fipetraky ny astres sns... ny saisons sns... ny rivotra sy ny masoandro jerena aby ary lesona be mihitsy io

24. fahamarinana ( 03/08/2008 16:22)
:arrow: ka toy io voalazan'ny ika io no noeritreretiko hoe mpanandro e fa tsy hoe manompo sampy,asa anefa fa za koa tsy dia mahalala.Tsaroako zao ireny olona mahita lava-drano ireny ohatra any amintsika ary na Xna aza miantso azy ireo...Ilay manavaka azy no tsy haiko hoe hatraiza ny atao hoe mpanompo sampy :nyf ahalalko ireo manko tsy hoe mivavaka na miantso razana ,ny sasany angamba fa ny efa hitako zany no azoko tantaraina anareo eto. (l)
25. fijo ( 06/08/2008 21:22)
fahamarinana,le fiantsoana hoe "dadarabe"dia fiantsoana natao hanarabiana ny mpitsabo amin'ny tapakazo.ny vazaha no tena nivohy io fomba fisainana hialan'ny gasy amin'ny fitsaboana nentimpaharazana.
aty aoriana nefa dia nahatsapa ry le fotsy tavanfa ilaina ary tsara ilay fitsaboana amin'ny tapakazo,ka dia lasa nanantona ny "mpitsabo ara-pomban drazana" indray ry zareo.lasa tsy natao hoe dadarabe intsony satria nilaina ilay izy.

izany hoe aminy dia "dadarabe"rehefa tsy nilainy,fa lasa "mpitsabo ara-pombandrazana"rehefa hita fa misy hilana azy.ka aminao ,dadarabe ihany ireo sa ahoana?
26. ikaretsaka ( 06/08/2008 21:47)
izay mihitsy ra fijo a
27. fijo ( 06/08/2008 21:51)
izay no hilazako foan ahoe aza mora rebireben'ny vazaha amin'ny titre,fa io haindry zalahy ny milalao azy
28. fahamarinana ( 07/08/2008 09:57)
:arrow: misaotra fijo tamin'ny fanazavana... :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073