entorse

1. diamondra27 ( 22/07/2008 09:34)
mila fanampiana e.

inona no atao fa tsy mety sitrana ny tongotra folaka efa ho 2 mois izao, manao radio dia hoe: tsy misy inona nefa ilay izy mbola heno marary ihany.
Rehefa midina ny tohatra ohatra dia mamindra 4 marche dia ny 5 eme marche tsy maitsy tongotra 2 am le marche vao afaka midina

masosotra be fa ketum fotsiny no nomen'ilay Dr ahy de we asio bande

mety afaka firy volana io vao tena sitrana?
inona no mety fiatraikany?
2. arialy ( 22/07/2008 09:52)
za koa efa voan'io fa nenà ndray poignet , tena efa nanao radio koa fa tsy nisy inona , ary naharitra 3 mois mitsy, nasiana protection sy ketum iany koa , ary tsy nanala protection na matory aza, syndrôme de canal carpien moa no nilazan'ny dokotera azy, fa afaka hoazy le izy .
bon courage.
3. booboo ( 22/07/2008 10:11)
Aza mbola ampiasaina be loatra ilay tongotra voan'ny entorse kloungany ( tsy nasiana atèle ve ? ). Dia rehefa 2 volana afara ohatra an'io dia matetika ampanaovin'ny podologue na doko exercices bizarroïdes zay ilay tongotra...

4. diamondra27 ( 22/07/2008 10:26)
arialy:

za koa efa voan'io fa nenà ndray poignet , tena efa nanao radio koa fa tsy nisy inona , ary naharitra 3 mois mitsy, nasiana protection sy ketum iany koa , ary tsy nanala protection na matory aza, syndrôme de canal carpien moa no nilazan'ny dokotera azy, fa afaka hoazy le izy .
bon courage.


--------------------------

miandry kely zany dia ho hita eo ndray ny suite-ny mbola misy 1 mois be zao ve hiiii, misaotra akia fa tena mandreraka be ilay izy a.
Ny ahy notsapatsapainy teo fotsiny de we tsy maninona io fa za no ni-insiste we andao hanao radio.
na ny hitondra fiara lavidavitra aza dia tsy sahy sao dia manao accident any eo
5. diamondra27 ( 22/07/2008 10:31)
booboo:

Aza mbola ampiasaina be loatra ilay tongotra voan'ny entorse kloungany ( tsy nasiana atèle ve ? ). Dia rehefa 2 volana afara ohatra an'io dia matetika ampanaovin'ny podologue na doko exercices bizarroïdes zay ilay tongotra...



-------------------------------------

tsy nisy atele akia a le izy ry booboo a
ka eo indrindra isika rehefa aholakolana izay ilay felatongotra dia eo vao heno marary ilay izy, na midim-pidinana elaelana manao pointe de pied.

Efa tsy mitondra fiara lavitra be loatra , dia mitandrina be koa sao de lavo ndray koa

6. hery ( 22/07/2008 13:24)
Sitrana ho azy io kah... ezahina tsy hetsiketsehina firy na dia rehefa mandeha aza. Rehefa hitan'ny hoe tsy misy nin nin t@ radio dia tsy koi zany.

Fa + mihetsiketsika + elaela vao sitrana.

Mandreraka be alou le izy tsy tena marary kanefa marary ihany :-)
7. ainaheri ( 22/07/2008 14:30)
Diam's>> ao oriko fa sitrana io hihihi
8. ikaretsaka ( 22/07/2008 14:32)
afaka ho azy eo io fa aza gidraina be fotsiny.
izany koa tsy midika anefa heo aza ampiasaina mihitsy a.. atao @ ze zakany ihany!

andramo ampikotranina @ tavoahangy e.. le rehefa mijery tele iny dia asiana ravoahangy mihodikodina ao ambany tongotra ao dia rouler na eo..

raha mbola manahirana elaela dia andehano podologue de mandeha @ izay ny cat scan sy ny IMR
9. fahamarinana ( 22/07/2008 16:17)
:arrow: dia mahereza akia diam's a, ary raha orina marina ve tsy hi-soulager kokoa ? Tsy ilay mafy be toa ny any dago an sao torana ndray.... :-* (l)
10. diamondra27 ( 23/07/2008 12:12)
ainaheri:

Diam's>> ao oriko fa sitrana io hihihi


------------------ hay tokoa moa misy aina tsara any aminao sady manakery fa za koa no tena variana be

tsy te hikikika be za re e, mataotra otra za ny marina
11. diamondra27 ( 23/07/2008 12:13)
hery, ikaretsaka: merci mi-rassurer fa tena impatiente be sy manomboka inkiete e.
12. diamondra27 ( 23/07/2008 12:16)
fahamarinana:

:arrow: dia mahereza akia diam's a, ary raha orina marina ve tsy hi-soulager kokoa ? Tsy ilay mafy be toa ny any dago an sao torana ndray.... :-* (l)


-------------------------

merci akia a

ka niotra mihintsy za tany dago fa afay akia a, marary zany an , mikonaina mihintsy
efa oriko am le ketum nge le izy na de we osorana fotsiny aza ozy le Dr


fa reo lazain'ny namana reo aloha no ataoko an , refa mbola marary d'ici 1 mois de ho any am podo za
13. ainaheri ( 24/07/2008 05:05)
Ny ahy tsy marary zany ny otrako diam's aa,efa itako eo fa mataotra hihihi
14. ni81 ( 24/07/2008 05:56)
Ny ahy tongotro havanana fa dia lomako rano mafana izay zakako dia oriko t@ baume tigre arak'izay vitako eo, fa efa tsy maninona intsony izy aloha zao. Ketum koa no nomen'ny Dr teo aloha. Mitandrema fa miverimberina izy io rehefa voa in-1. Ny ahy izao efa fanintelony no voa dia ilay havanana iny foana.
15. arialy ( 24/07/2008 07:55)
refa au repos tsara mandritra ny fotoana maro² io de tsy miverina kosa e, fa ny fiandrasana ny fialan'ny lay douleur aloha manirikiry be, ary tonga oazy lay douleur am tsy ampoizina an , zay no tandremana !! fa courage fona e
16. diamondra27 ( 25/07/2008 14:08)
ainaheri: de aiza zany le fotoana , ka tsy ho lafobe ny manao deplacement an'i masseur ainaheri :wink:

ni81: ka zay le blem efa recidive le izy, voadona ndremande de tapabolana taty aoriana io folaka io , de hatram zao marary tsy marary zamy le izy.
arialy; tena zay mihintsy satria nisy moment le izy neveriko we efa sitrana de mba nanao kiraro avo kely meme pas 3cm de nihetsika hiiii
:( :(
17. fahamarinana ( 25/07/2008 15:32)
:arrow: diam's :efa taolan'antitra ny andry.. :-P ,vazivazy fa tsy serieux an... :wink: (l)
18. watafon ( 28/07/2008 11:48)
Sali Diam's !
Repos aloha no tena mahasitrana azy malaky nefa sarotra ny tsy hihetsika zany ! mivonto angaha akia ilay izy zao sa manaintaina ftsn ? Raha misy kiné mahay anie dia tsy ela io e! mahagaga ahy indray zany izy oe 02 volana zany mbola tsy sitrana kou ! Andramo orina tsimoramora @ tavoahangy isan'andro ; hitsahana no fanao azy d avy eo alona rano mafana izay zaka !
Mirary soa e!
19. diamondra27 ( 28/07/2008 17:54)
watafon:

Sali Diam's !
Repos aloha no tena mahasitrana azy malaky nefa sarotra ny tsy hihetsika zany ! mivonto angaha akia ilay izy zao sa manaintaina ftsn ? Raha misy kiné mahay anie dia tsy ela io e! mahagaga ahy indray zany izy oe 02 volana zany mbola tsy sitrana kou ! Andramo orina tsimoramora @ tavoahangy isan'andro ; hitsahana no fanao azy d avy eo alona rano mafana izay zaka !
Mirary soa e!


------------------------------------

wata:
kaykay kay ary tena adinoko tokoa fa hay moa tika manana dokotera ao.
ilay repos aloha akia ry wata dia tena sarotra araka ny voalazandry fa tsy maintsy mandeha miasa ny tena a.

Tsy mivonto ilay izy fa mi gener anah be e, misy moment mahatsiaro marary hatreo am ranjo. dia rehefa midina tohtra koa de eo am 5 eme marche dia marary le izydia lasa mametraka le tongotra roa am marche zay vao midina ndray>
tena lasa voahitsakitsak tsy fidiny za zany hahaha
:-D :-D

fa zao zany le izy e:
nandeha tamin'ny lalana bozaka lena sady fidinana aho dia nalama ny tongoko dia nibolisatra toy ny nanao ski ireny , gorisagorisa be dia tao anaty lavaka izay no niafarako ary folaka tao ilay tongotra nefa vao tsy ampy 2 semaines akory ilay izy no vao folaka, dia tsy vitan'izany fa saika tsy afaka nandeha fa ny herintsaina ihany no nampandeha ahy hoe iza no hibata eo fa de tsy maintsy tonga any amin'ny arabe izany , ilay lalana moa izany dia teo amin'ny 3km pieds vao tonga teo amin'ny arabe, dia iny efa folaka iny no mbola tsy maintsy nandeha moramora nanao 3km , dia avy eo izy nivonto be sy mangana be, tamin'ny 11h izany no niseho ary tamin'ny 19h vao afaka niotra
dia tsy nivoaka intsony apres an'io fa tena narary be
fa avnt ny depart hody tsy maintsy nivoaka ihany de zay,

ny zavatra natao izany tany tana dia niotra sy nilomana rano mafana amin'ny ravina tsy haiko fa tapelakabe zay le izy , dingadingana ngamba le anarany teo
za zany tsy nety nakany am dr satria we rah a vao makany wa de mety asiana platre de tsy nande za fa naleoko niandry taty vao nijery dr
de io nanao radio io fa we tsy misy maninona nefa mbola marary rehefa mihetsika ny ataony>

de izay.

Merci amin'ny conseil e
:-* :-* :-*
20. diamondra27 ( 28/07/2008 17:55)
ary le fahamarinana ity lasa sahisahy izany izao an!
asaiko mandohalika eo nge ndry e :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3084