entorse

21. diamondra27 ( 28/07/2008 17:57)
ainaheri: efa tonga ngah hono ny menaka fanorana avy any dago e, tsy izay moa sisa ilay andrasana vao horina le izy?
22. fahamarinana ( 29/07/2008 09:33)
:arrow: diam's :ndry sy ainaheri dia mahasahy aho fa raha olon-kafa dia mitandrina ihany,dia kiadi koa fa efa tsy eo ntsony moa izy dia tsy misy adaladalaina tsony... :( (l)
23. diamondra27 ( 30/07/2008 19:12)
fahamarinana efa haiko akia fa tsy maninona a, zara aza misy anay hanalana azy e
24. ikaretsaka ( 31/07/2008 03:25)
soa fa tsary tany atsimo shika fa raha tany de hoe hory @ menakomby sy paraky!

nahagaga koa tany fa na folaka be na mivonro manavy na maninoan de menakomby sy paraky io foana...
alaina le menakomby de kosikodehina amin'ny tanana hitsonika de asheny an le paraky gasy ireny dia iny no hikosehany azy eo... mijafajafa kely aloha an

fa nety an... asa, sendra narary tany @ tany tsy nisy fanafody koa angaha t@ izany ka ze lazain'ny olona heo mahasitrana dia natao aby..dia sitrana tokoa
25. fahamarinana ( 31/07/2008 08:54)
:arrow: HS kely fontsiny :any amintsika be zvtr tsy ampoizina nefa mahasoa fa ny olona mpandehandeha no mahay sy mampiasa azy fa raha olona ao tana tsy mivoaka ao dia lasa asan-devoly ny fanafody hita rehetra,eny na dia ampiasain'ny vazaha aty aza zao dia amboarina comprimés dia homana jiaby ny olona avy eo fa anaty boite... :wink:
Ka na ireny folaka orina dia mitohy ireny aza anie mahatalalnjona be e,tsy mila platre sns...tsy mila immobiliser-na volana maro,tsy mila dafalgan et cie...nefa dia vitasoa aby... :) (l)
26. ikaretsaka ( 01/08/2008 02:58)
ny ahy ny principe-ko @ fanafody rehefa mahasitrana dia soa aby... tsa misy "maizina sy ratsy " hanao soa izany fa ny hanafaka aina sy ny mainka hamparary aza no ataon'ny zavatra ratsy
27. diamondra27 ( 01/08/2008 18:53)
ika , wata: efa nanandrana ilay otra am tavoahangy fa efa mba azoazo aloha e , merci

fahamarinana: tena mampalahelo fa be ange ny gasy tsy mahay ireny hasin'ny zavamaniry amintsika ireny e

hitandry ve le reportage tam envoye speciale farany teo le resaka hile essentiel? chercheur ny chanel mihintsy akia no ni deplacer tany dago a , de niteny we ty sy ty de nisy decouverte hitany we ty koa hoy izy tsy hita ra tsy any dago hany , tohina kely ny fo maheno izany , nefa dia manao doro tanety le olona amin'ilay izy, raha mba fantany mantsy an...
28. sipagasy ( 01/08/2008 19:09)
fa izao koa ohatra hitako @ zanako, dia une fois izy tratran'ny entorse dia miomana fa dia marefo io tongony io izany, ary dia hitako fa isan-taona tsy maintsy voa ny tongony, hhih, dia efa zatra ny hoe manisy atèle dia miezaka ny tsy hampiasa tongotra be loatra fa hhmm, tsy mety e!!!! misy takaitra avy eo, hitako @ rahavaviko koa, fony izy mbola kely dia tratra foana koa dia mandrak'izao izy efa lehibe izao dia mbola mihetsika henony ilay izy indraindray, (fiovan'ny toetr'andro, fahavizanana....) nefa @ radio sns dia tsy misy na inona na inona hoy ny dokotera!!!!!

mazotoa mitsabo akia diam's ann
29. fahamarinana ( 02/08/2008 12:10)
diam's:
fahamarinana: tena mampalahelo fa be ange ny gasy tsy mahay ireny hasin'ny zavamaniry amintsika ireny e

:arrow: tena hitako mihintsy dia isika aty ivelany mividy ranomanitra lafo be avy eo.Nareo moa zany fa za tsy mahatakatra... :-P (l)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1446