Blaogy anti- serasera.....

1. xxx ( 22/06/2008 08:29)
Niseho ho azy ho matanjaka amin'ny vava maimbo sy ny fanaratsiana diso tafahoatra ny felaksytehaka.skyrock.com Blaoby ry zareo.... niseho natanjaka hoy aho satria azy izy no nanao daninin'y kibony hanaratsiana tanteraka ny serasera sy ny namana ato amin'ny serasera....
izaho aloha mbola tsy voatonona tao fa maro ny voatonona tao ambakan'i sefo :^)
mihevitra izy fa tsy hisy ho sahy hi reagir angamba ny olona fa hatahotra azy dia any izy no manampatra ny saim-patany amin'ny fanaratsiana rehetra.....
Namana maroamro no nanao fitoriana tamin'ny Mpiandraikitra ny skyrock.....
nandefa preuve ny fitarainana natao satria nisy sarin'i namana teto nampididiriny any ary nasiany fanaratsiana miampy ny kaomantera fanaratsiana tanteraka....
ao amin'ny skyrock rehefa karazana blog miendrika reglement de compte dia banni voafafa....
de veloma ra felaka sy tehaka fa nahazo tehakaka ho an'ny mpiandraikitra ny skyrock fa ny tompon'ny blog koa nahazo felaka be mandrivorivo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i mima5 ny 20/10/2008 13:34
2. xxx ( 22/06/2008 08:34)
felakasytehaka.skyrock.com

http://felakasytehaka.skyrock.com/
3. xxx ( 22/06/2008 08:35)
lano andro fotsiny namorona kabary firy page tao anefa ho voafafa ihany ilay izy :-D :-D :-D :-D
4. yonikafopl ( 22/06/2008 14:37)
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

tsara ny fandraisana andraikitra ao am skyrock, misy hisainana
:-w :-w :-w
5. xxx ( 22/06/2008 14:44)
olona namana eto ihany no tompon'iiny ka! tsy hay hoe iza aloha fa maharaka tsara ny ato amin'ny serasera.... :lol:
tsara loatra...vao heneko tamin'ny tv fa raha misy fanaratsiana atao amin'ny olona iray dia afaka atao tsara mihintsy ny manao fitoriana an'ilay tompon'ny blogy, ny vaovao henoko mantsy dia mpi voisine ry zareo, ilay iray sendra ny devoly nihitsoka taminy ka nanao izay nety nanalàna baràka ilay voisine sy nanaratsiana ani'lay vosine....nanao fitoriana ilay ankilany ka voasazy ilay tompon'ny blaogy nisy devolin'ny virtuel amin'ity fialonana sy fanompana olona ity:-D
fanahy iniko natao teto ny dinika fa tsy maintsy ho hitan'ny paparazzi tompon'ny blaogy ity :-D izay moa ilay pseudo-ny
6. yonikafopl ( 22/06/2008 19:18)
fantapoko fantapirenena fa olona eto no manao an'iny ka, fa eto izy mody masina, fa any ambadika izy no miwa wa wa otran'ny alika noana hihihihihh
7. xxx ( 22/06/2008 19:25)
ny ahy ilay miheritreritra azy hoe handeha hanokatra ilay blog hono hanao taimbava be ndray dia jerena fa nihidy ilay blog :roll: :-D :-D :-D :-D
anefa izao asa be mihintsy no nanaovana an'ilay blog otrain'iny na ni invité-na ny namana be dia be tany amin'ny skyrock ihany aza efa asa be.... :-D
fay kosa angamba izay manomboka hatreto, ary tsy ho sahy hatao pub eto amin'ny forum itsony sao be mpahalala raha hamorona vaovao indray....
sao misy mitory any indray :-D
8. yonikafopl ( 22/06/2008 19:50)
miheritreritra ny tsy ho tratry ny aloka hay tratry ny alok'akoho ka hihihihihh
9. ikaretsaka ( 23/06/2008 00:24)
nalokalofan'ny ...... izany fa nanalokaloka kle
10. orona ( 23/06/2008 06:14)
seksilady no toa namany tao koa :-D , mamangy amin'ny faoriana tompoko :-D
11. xxx ( 23/06/2008 07:35)
mody mivanitinitika eo nefa za sure à 100% fa enao io mints ry orona no tompon'iny blaogy iny! pff! kely atao tssss! mamorona vaovoa ndray ra tena matanjaka e!
12. orona ( 23/06/2008 08:01)
izay ndray ilay sure à 100% -- vao tatsy no notenenina ny namany :-D :-D
13. yonikafopl ( 23/06/2008 10:27)
ka tsy le ps orona nge no tiany lazaina ngamba fa le tompon'ny ps orona en personne eeeeeeee, sa tsy zay ve ry xxx???? :roll:
14. ikaretsaka ( 23/06/2008 13:40)
uh oh! 8) agnabo tana! :wink:

glacholet aourt amsachet ooo
15. lanto ( 23/06/2008 16:21)
efa voafafa vao heno ny akony :-)
16. xxx ( 23/06/2008 16:24)
lanto: fanaratsiana tanteraka ny serasera.....ny sefo ny mpikambana.....
17. Papoose ( 23/06/2008 21:17)
oushy eeeeeee!!!!!
18. orona ( 23/06/2008 21:31)
yonikafopl> aza toanana izy fa efa diso -- zay iany le tsy mety
19. xxx ( 24/06/2008 05:46)
xxx10 iany ty, hoan'i orona, et alors????? ts rarahak oizany fa za wa sure à 100% fa enao no nanao an'iny raha ny fankahalanao serasera, ts manankambo enao ranga a!

yonika, iee, le tompon'ny ps orona en personne no tiko tenenina ;)
20. orona ( 24/06/2008 05:50)
aiza no ahalalako hoe xxx10 iany io -- za zavatra tsy mahakobo :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4972